02/02/2025
Centre médical IRINA
Ho fisantarana ny fisokafantsika indray Dia manao fizaham-pahasalamana maimaim-poana izahay rahampitso Alatsinainy 03 FÉVRIER 2025🎉🎉
Rahampitso Ary fa miandry anao izahay
Toerana : AMBOHIJANAMASOANDRO ITAOSY ( lalana makany amin'ny La résidence Fitia ambanin'ny Ragaby mpanao hoditra taloha)