27/01/2026
Prenez rendez-vous, prenez soin de vous 🤍💓
🇲🇬Ary raha ny fikarakaranao ny fahasalamanao no fanapahan-kevitra tsara indrindra raisinao amin'ny taona vaovao ity?
Nanomboka tamin’ny taon-dasa no efa nanolotra fitiliana maimaim-poana ho an’ny vehivavy rehetra ny Centre Médical Kintana Ambatomena.
🕗 Ny Alatsinainy hatramin'ny Asabotsy, 8:00 maraina hatramin'ny 12:00 atoandro.
📍 Ambatomena, Antananarivo 101 – mifanila amin'ny Toyota Rasseta sy Ny Havana, metatra vitsivitsy miala ny Masoivoho Frantsay (raha avy any Tsaralalana).
▪️Mila fisoratana anarana izany, ary ireto no laharana hakana ny rendez-vous : 032 11 615 05 / 032 11 615 07
-----
🇫🇷 Et si votre meilleure résolution de l’année était de prendre soin de votre santé ?
Depuis l’année dernière, le Centre Médical Kintana Ambatomena propose aux femmes un dépistage gratuit des cancers du sein et du col de l’utérus, accessible à toutes.
🕗 Du lundi au samedi, de 8h à 12h
📍 Ambatomena, Antananarivo 101 – à côté de Toyota Rasseta et Ny Havana, à quelques mètres de l’Ambassade de France (en venant de Tsaralalana).
▪️Inscription obligatoire, prise de rendez-vous au : 032 11 615 05 / 032 11 615 07
́pistagegratuit