Zava-mahasoa Natoraly

Zava-mahasoa Natoraly Avy amin'Andriamanitra ny fahasalamana

🌼🌼NONI 🌼🌼 => Manana ny hery rehetra entina hitsaboana sy hampitomboana ny herim-batana ny NONI 😊❤️ => Manadio tanteraka ...
08/12/2024

🌼🌼NONI 🌼🌼

=> Manana ny hery rehetra entina hitsaboana sy hampitomboana ny herim-batana ny NONI 😊❤️

=> Manadio tanteraka ny vatana , miaro @ "cancer", tosi-dra ambony na midina ihany koa ,goty , arerim-bavony , havizanana , diabeta , allergie , manadio ra maloto , manadio aty , azo atao masque tarehy feno tasy na mony sy ny sisa maro be . Azo porofoina tsara izany 😊😊
Vokatra 100 % Natoraly ,

=> Disponible en bouteille 1/2 L : 30 000 ar

=>Aza diso anjara ary ianao eee

=> Ampitatafika no misy azy fa manao livraison izahay 😊

=> Contact :
0384810035

0336029950

👉🏻👉🏻👉🏻❎❌❌Evitez de ne pas Ecouter🏃🏻‍♀️(1) L'estomac est blessé lorsque vous ne prenez pas de petit déjeuner le matin.(2)...
19/12/2023

👉🏻👉🏻👉🏻❎❌❌Evitez de ne pas Ecouter🏃🏻‍♀️
(1) L'estomac est blessé lorsque vous ne prenez pas de petit déjeuner le matin.

(2) Les reins sont blessés lorsque vous ne buvez même pas 10 verres d'eau en 24 heures.

(3) La vésicule biliaire est blessée lorsque vous ne dormez même pas avant 11 heures et ne vous réveillez pas au lever du soleil.

(4) L'intestin grêle est blessé lorsque vous mangez des aliments froids et rassis.

(5) Le gros intestin est blessé lorsque vous mangez plus d'aliments frits et épicés.

(6) Les poumons sont blessés lorsque vous respirez la fumée, la saleté et l'environnement pollué des ci******es et des bidis.

(7) Le foie est blessé lorsque vous mangez des aliments frits lourds surtout les nuits , de la malbouffe et de la restauration rapide.

(8) Le cœur est blessé lorsque vous mangez votre repas avec plus de sel et de cholestérol.

(9) Le pancréas est blessé lorsque vous mangez plus sucré à cause du goût et librement disponible.

(10) Les yeux sont blessés lorsque vous travaillez à la lumière d'un écran mobile ou d'un ordinateur dans l'obscurité et surtout lorsque les insectes pénètrent dans avec violence.

Et

(11) Le cerveau est blessé lorsque vous commencez à avoir des pensées négatives.

Prenez soin des parties de votre corps et ne les effrayez pas.

Toutes ces pièces ne sont pas disponibles sur le marché. Celles qui sont disponibles sont très chères et ne peuvent probablement pas être ajustées dans votre corps.

Gardez donc vos parties du corps en bonne santét

TORO HEVITRA MAHASOA ZAVA-DEHIBE TSARA HO FANTATSIKA⛔♻🍀 ------***------ - Rehefa matory dia ataovy lavitra  anao ny find...
03/05/2023

TORO HEVITRA MAHASOA

ZAVA-DEHIBE TSARA HO FANTATSIKA⛔♻🍀
------***------
- Rehefa matory dia ataovy lavitra anao ny finday na ordinateur. Fa manakorontana ny fiasan'ny atidoha ny rayonnement électromagnétique alefany.📳Tsara raha vonoina mihitsy📵
- Raha miasa anoloan'ny ordi foana ianao, dia asio rano @ vera eo akaikinao ,hisintona ny radiation alefany, tandremana koa sao voadona ka hianjera anefa ilay vera💥
- Rehefa manao do**he na manasa loha, dia tongotra foana aloha lemana voalohany mba hisorohana ny fiakaran'ny tosidra; AVC ; na arrêt cardiaque🚿⚠
- Ny rano /sakafo mangatsiaka dia manafaingana ny fahanteran'ny sela ; mahatonga ny virus hatanjaka; mahatonga fiforonan'ny homamiadan'ny vavony; ary mampiraikitra ny tavy ratsy anaty vatana🍼.
- Ny rano mamay be 'zay zaka 1,5l - 2l isan'andro dia manampy amin'ny fanalàna menaka ratsy anaty; manatsara ny fikorianan'ny ra ; ary mampiakatra hery fiarovana.✅
- Ny rano mafana misy citron dia miaro @ fiforonan'ny vato any voa (calcul rénal) sy ny fahavoazan'ny voa (insuffisance rénal). Sady misoroka homamiadana🍋
- Ny mamy tafahoatra dia mahatonga olan'n thyroïde🍩
- Tsy tsara ho an'n marary aty ny fruits de mer; chocolat ; noix de coco ; sakay ; sns...⛔🍫
- Tsara raha lanjalanjaina ny paty ; charcuterie ; poulet de chaire; zava-pisotro misy alkaola & misy gaz🍝🍷🍗
- Manimba reins ny fanafody chimiques⚠💊
- Fadio ny marikivy ho an'ny olona mora taitaitra; manao palpitation ; ary mora midecal🍋!!!
- Misotroa rano mamay 1 na 2 vera ny alina alohan'n hatory hisorohana ny AVC ;na ny tosidra miakatra🛌
- Rehefa taitra @ alina ,d aza tonga dia mitsangana fa mipetraha kely 2min aloha. Mahafaty tampoka mantsy 'zany⛔
- Ezaho ho tsy miovaova ny ora fisakafoanana mba ho fahasalaman'ny vavony🕧🍚
- Aza miandry poiritra loatra vao mipipy,fa mankarary reins zany⚠
- Tsy mety amin'ny olona nididy ; hiatrika fandidiana; na vehivavy tonga fotoana ,ny tamotamo📛Mahatonga hémorragie !!!
- Mahatonga calcul rénal ny fisotroana "eau vive" matetika🍼⚠
- Raha kaikeran'ny biby misy poizina; na andadizan'ny trambo dia fadio aloha ny rano... Vonoy ilay biby ka hosory eo @ ilay hoditra. Hosory lasantsy na koseho @ sira. Dia mandehana haingana mamonjy mpanao ody biby🦂⛔
- Ny filaminan'ny saina sy ny fo no miantoka voalohany @ fahasalaman'ny vatana💓
- Aza tairina tampoka ny olona manofy, fa mahalasa adala zany!!!!🛌
- Tsy tokony hanasa loha @ rano mangatsiaka ny olona misy sinusite, fa vao maika mampivaingana ny ranondelo ao @ "sinus" zany !!!
- Mahatonga rhumatisme ny nify simba/ goaka efa ela😴

03/05/2023

"...Mangataka aho, mba hambinina sy ho salama amin'ny zavatra rehetra anie ianao"
3 Jao 1: 2

Mirary tontolo andro mahafinaritra sy feno fahombiazana ho anao

☺️☺️ Argile blanche 😊😊Anisany tsara indrindra amin'ireo "produit naturel" fikarakarana tarehy sy aty vava izy ity. **Mal...
01/05/2023

☺️☺️ Argile blanche 😊😊

Anisany tsara indrindra amin'ireo "produit naturel" fikarakarana tarehy sy aty vava izy ity.
**Malefaka, mety @ karazana hoditra rehetra,
**Manadio ny loto
**Manala ireo hoditra maty
**Manampy ilay aty vava mora mandeha ra ireny, manampy @ fofom-bava
**Hydratant, manala an'ilay mandidihidy ireny koa,
**Mamerina ilay hoditra amin'ny endriny natoraly, sns maro be ,

Fampiasa azy :
1 sotro ehibe Argile blanche
1sotro lehibe menaka tarehy mety aminao ( argan, olive, coco,... ) izay tianao
Rano matimaty kely hanaovana an'ilay patte atao masque visage

Dia ahosotra amin'ny tarehy ilay patte, avela ipetraka 10 à 15 min dia kobanina tsara amin'ny rano.

Tsara nefa mora,
Aza misalasala ary manao commande eto amin'ny Pejy
Fatra disponible :
---50 g
---100 g
---250 g
---1 Kg

Mandefasa Commande amin'ny message avy hatrany. 😇

FANAFODY NATORALY FITSABOANA NY ARETINA SEMPOTRA NA ASTHME TENA MAHOMBY🇲🇬❤️🌸🌸Anisan'ny areti-mandoza mpahazo ny Ankizy s...
03/04/2023

FANAFODY NATORALY FITSABOANA NY ARETINA SEMPOTRA NA ASTHME TENA MAHOMBY🇲🇬❤️

🌸🌸Anisan'ny areti-mandoza mpahazo ny Ankizy sy ny Tanora ary ny Olon-dehibe tokoa ny aretina SEMPOTRA na ASTHME, mety mahafaty mihitsy aza raha toa ka tsy voatsabo haingana.🌿🌿

⭕⭕ZAVATRA-ILAINA⭕⭕

⭕⭕Hasiny Tongolo Gasy 20.⭕⭕
💦💦Rano 2 Litatra.💦💦
🌸🌸Vovoka Ronono Nido 1🌸🌸 ⭕⭕Kapoakam-bary.⭕⭕
🔵Siramamy 5 Sotrokely Kafe🥄🥄.

🍥FOMBA-FIKARAKARANA-AZY🍥

🍥Araraka anaty vilany na casserole efa madio tsara ireo Hasina Tongolo Gasy 20, Rano 2 Litatra 💦💦sy ny Siramamy 5 Sotrokely Kafe ary ny Vovoka Ronono Nido 1 Kapoaka teo. Rehefa vita izay, dia ampangotrahana mandritra ny 20 minitra eo ho eo ary avela ho mangatsiaka izay vao azo ampiasaina tompoko.💙💙💙

🍡FOMBA-FAMPIASANA-AZY🍡

🍥🍥Tsy maintsy tatavanina izay rano ampiasaina ary sotroina 1 vera🥛🥛 ny maraina sy ny hariva. Mazava ho azy fa alohan'ny sakafo avokoa ny fampiasaina azy tompoko🍥🍥

🍭FAHARETANY-TRAITEMENT🍥

💙💙Mandritra ny 15 andro misesy fotsiny dia afaka tanteraka ny aretina SEMPOTRA izay namely anao teo tompoko.🍥🍥

🌸🌸FANAMARIHANA🌸🌸

🍡🍡Mbola afaka ampiasaina amin'ny manaraka hatrany ireo ambiny akora teo aloha, fa afanaina mba tsy hasiso. Mazava ho azy fa rehefa lany dia manao vaovao hatrany. Marihina fa mahasitrana ny aretina TUBERCULOSE ihany koa ity fanafody natoraly ity tompoko.

Mirary soa hatrany ary dia mba zarao amin'ny namanao ihany koa sao mba hahasoa azy merci 🙏🇲🇬❤️

LT Gasy de Madagascar

13/12/2022

Santé et Médecine

Fisaorana hoanazy🥰
06/12/2022

Fisaorana hoanazy🥰

29/11/2022

Misokatra ny adihevitra. Inona ny mahatonga ny zaza tsy tia voankazo na legioma na misotro rano

Ireto ary misy sombiny amin'ireo mitady sakafo arapahasalamaana eee  Tsara aminOlona mampihena vatana indrindra indrindr...
28/11/2022

Ireto ary misy sombiny amin'ireo mitady sakafo arapahasalamaana eee



Tsara aminOlona mampihena vatana indrindra indrindra.

🥜🌰🥒🍒🍑🍇🍓🍊🍋
Tsy hoe mampihena ireo an!! 🍏🍎🍐Fa mitana vatana "keep fit 🥭🍌🍉hoy ny vazaha zay", betsaka hery fiarovana🥬🥦🍅🌽🥕🥑.

Astuce mora kely e😍Raha te hihena enao. Legume ef fruit ihany.Ny fast food et des sauces savoureux manome tavy ratsy.
28/11/2022

Astuce mora kely e😍

Raha te hihena enao. Legume ef fruit ihany.

Ny fast food et des sauces savoureux manome tavy ratsy.

Address

RN1
Antananarivo

Telephone

+261325522978

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zava-mahasoa Natoraly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share