01/04/2026
hozy ny olona hoe" fievre jaune"; ngorongosy dia mande be ny resaka hoe tsy azo entina dokotera ,tsy azo mitsindrona fa mahafaty, de mihinana izao karazana tambavy rehetra izao, mande ny fotoana tsy sitrana ihany,mihareraka, tsy maintsy manatona dokotera ihany ny farany atao @ zay ny fizahana :echographie,analyses indrisy efa nihitatra ny aretina, simba ny aty,simba ny voa....sarotra @ zay ny fitsaboana
Fa raha virus maivana no mahatonga io aretina io dia sitrana tsisy fahasarotana.Mirary soa daholo❤️💚💙