AFS Smie

AFS Smie Service Medical Inter Entreprise (SMIE)

🀰 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔 𝗭𝗔𝗩𝗔-𝗗𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗊𝗔𝗙𝗢𝗔𝗡𝗔(CPN: CᎏɎs᎜ʟ᎛ᎀ᎛ɪᎏɎ Pʀᎇ́Ɏᎀ᎛ᎀʟᎇ)🌌Ny fisafoana dia fanaraha-maso ara-pahasalamana mandrit...
25/03/2026

🀰 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔 𝗭𝗔𝗩𝗔-𝗗𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗊𝗔𝗙𝗢𝗔𝗡𝗔
(CPN: CᎏɎs᎜ʟ᎛ᎀ᎛ɪᎏɎ Pʀᎇ́Ɏᎀ᎛ᎀʟᎇ)

🌌Ny fisafoana dia fanaraha-maso ara-pahasalamana mandritra ny fitondrana vohoka, natao hiarovana ny reny sy ny zaza ao an-kibo.

𝗔𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘀𝗮𝗳𝗌𝗮𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮:
➡Fantatra ny toe-pahasalaman’ny reny sy ny zaza
➡Mahazo torohevitra momba ny sakafo sy ny fahadiovana
➡Miomana amin’ny fiterahana
(voie basse sa césarienne)
➡Fantarina mialoha ny loza mety hitranga

𝗧𝗔𝗡𝗝𝗢𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗊𝗔𝗙𝗢𝗔𝗡𝗔

🔵𝗙𝗶𝘁𝗶𝗹𝗶𝗮𝗻𝗮 (Dépistage):
VIH, tazomoka, syphilis, tsy fahampian-drà, fanaraha-maso ny tosidrà.

🔵𝗙𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗮𝘀𝗌 :
Échographie, lanja, tosidrà, ary fitempon’ny fon’ny zaza.

🔵𝗙𝗶𝘀𝗌𝗿𝗌𝗵𝗮𝗻𝗮 (Prévention) :
Vaksiny (tetanosy), fer sy acide folique, fanafody hiarovana amin’ny tazomoka.

🔵𝗙𝗶𝗌𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 :
Torohevitra momba ny fiterahana, sakafo, fahadiovana ary fitaovana ilaina.

𝗜𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗬 𝗡𝗢 𝗧𝗢𝗞𝗢𝗡𝗬 𝗛𝗜𝗊𝗔𝗙𝗢 ?
➡𝗙𝗮𝗿𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗞𝗲𝗹𝗶𝗻𝘆 𝗶𝗻-𝟰:
16Úme semaine - 22Úme semaine - 28Úme semaine 32Úme na 33Úme semaine

👉 𝐅𝐢𝐬𝐚𝐟𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐚𝐥𝐚𝐡𝐚𝐧𝐲 : misy fitiliana rà sy pipy
👉 𝐄𝐜𝐡𝐚𝐠𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐞 : atao farafahakeliny in-2
👉 𝐎𝐝𝐲 𝐀𝐚𝐧𝐀𝐚𝐧𝐚 : amin’ny 20–22 semaines
(rehefa mihetsika ny zaza)
👉 𝐅𝐞𝐫 : alaina mandritra ny 6 volana ary afaka tohizana aorian’ny fiterahana

⚠𝗩𝗢𝗞𝗔-𝗗𝗥𝗔𝗧𝗊𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗧𝗊𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗊𝗔𝗙𝗢𝗔𝗡𝗔:
🔎Tara ny fitsaboana raha misy aretina hita.

🔎 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐚 𝐚𝐊-𝐩𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚
🀰𝗛𝗌 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗻𝘆
♊Fivoahan-drà be loatra (hémorragie)
♊Tosidrà miakatra na "pré-éclampsie" tsy fantatra mialoha
♊Fiterahana sarotra na maharitra
♊Filàna césarienne tsy niomanana
♊Fahalemena vokatry ny tsy fahampian-drà

👶𝗛𝗌 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘇𝗮𝘇𝗮
♊Zaza tsy amin’ny toerany tsara
(mivadika na mitsivalana)
♊Tsy fahampian’ny oxygÚne (souffrance fœtale)
♊Tsy fitomboana ara-dalàna tsy voamarina
♊Fiterahana aloha loatra (prématuré)
♊Loza mety hahafaty amin’ny tranga tsy ampoizina

💬𝙉𝙀𝙝𝙀 𝙞𝙯𝙖𝙣𝙮 𝙚𝙣𝙩𝙖𝙣𝙞𝙣𝙖 𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖𝙣𝙮 𝙣𝙮 𝙧𝙚𝙣𝙮 𝙢𝙞𝙩𝙀𝙣𝙙𝙧𝙖 𝙫𝙀𝙝𝙀𝙠𝙖 𝙧𝙚𝙝𝙚𝙩𝙧𝙖 𝙝𝙖𝙣𝙖𝙀 𝙛𝙞𝙚𝙖𝙛𝙀𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙧𝙖-𝙥𝙀𝙩𝙀𝙖𝙣𝙖.

🗓 𝗙𝗜𝗊𝗔𝗙𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗔𝗙𝗊:
Alarobia sy Alakamisy maraina: 08h30 – 11h30

🊷𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗊𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗡𝗜𝗙𝗬 𝗊𝗬 𝗡𝗬 𝗔𝗧𝗜𝗩𝗔𝗩𝗔Ko satria andro tsy fiasana ny 20 Martsa las...
24/03/2026

🊷𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗊𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗡𝗜𝗙𝗬 𝗊𝗬 𝗡𝗬 𝗔𝗧𝗜𝗩𝗔𝗩𝗔

Ko satria andro tsy fiasana ny 20 Martsa lasa teo, izay andro iraisam-pirenena ho an'ny fahasalaman'ny nify sy ny ativava, dia ho tanterahina anio 24 Martsa 2026 ao amin'ny EPP Nanisana Antananarivo ny fankalazana izany.

Mifantoka bebe kokoa amin'ny fanabeazana ny fankalazana amin'ity taona 2026 ary miara-misalahy amin'ny fanatanterahana izany ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Holafitry ny Mpitsabo nify sy ativava eto Madagasikara.

Fanentanana iarahana amin'i Dr RAKOTOMANDIMBY Léa Clémence, Sekretera Jeneralin'ny ONOS .


Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Direction de la Promotion de la Santé
Ordre National des Odonto-Stomatologistes de Madagascar

⚠𝗠𝗣𝗢𝗫: 𝗠𝗜𝗛𝗔 𝗠𝗜𝗧𝗢𝗠𝗕𝗢 𝗜𝗊𝗔𝗡'𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗚𝗔 𝗩𝗢𝗔𝗠𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔 ❗Araka ny vaovao farany avy amin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-baho...
17/03/2026

⚠𝗠𝗣𝗢𝗫: 𝗠𝗜𝗛𝗔 𝗠𝗜𝗧𝗢𝗠𝗕𝗢 𝗜𝗊𝗔𝗡'𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗚𝗔 𝗩𝗢𝗔𝗠𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔 ❗

Araka ny vaovao farany avy amin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka dia efa 𝗺𝗮𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝟎𝟬 izao ireo marary voamarina fa voan'ny Nendran-drajako raha eto amin'ny faritra Analamanga manokana.

Noho izany dia tsara hamafisina sy ampahatsiahivina hatrany ireo fihetsika tsotra hoentina misoroka ny fiparitahany.

🛡 𝗙𝗜𝗊𝗢𝗥𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔

❌Tsy mifampikasoka amin'ny olona marary (mandray tànana, mifanoroka, miray ara-nofo, mifamihina...).

💊Manasa tànana matetika amin'ny rano sy savony, na mampisa gel désinfectant.

😷Manao arovava-orona rehefa amin'ny toerana be olona indrindra any amin'ny toeram-pitsaboana.

🚚𝗥𝗮𝗵𝗮 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘀𝗌𝗿𝗶𝘁𝗿'𝗮𝗿𝗲𝘁𝗶𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗜𝗶𝗮𝗵𝗶𝗮𝗵𝘆, 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗲𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝘁𝗌𝗻𝗮 𝗺𝗜𝗶𝘁𝘀𝗮𝗯𝗌 𝗳𝗮𝗿𝗮𝗞'𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗵𝗮𝗶𝗻𝗎𝗮𝗻𝗮.

📌𝐅𝐚𝐊𝐩𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐞𝐛𝐞 𝐀𝐚𝐀𝐚𝐚 𝐊𝐚𝐡𝐚𝐀𝐚𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐌𝐩𝐚𝐱:
https://www.facebook.com/100054533075803/posts/1397304615430628/?app=fbl

13/03/2026
💉𝗭𝗔𝗭𝗔 𝗩𝗜𝗧𝗔 𝗩𝗔𝗞𝗊𝗜𝗡𝗬: 𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗢 𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗠𝗕𝗔 𝗛𝗔𝗠𝗣𝗜𝗗𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗛𝗔𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗬 ?Tranga matetika miseho eo amin'ny zazakely ny fiakaran'ny...
11/03/2026

💉𝗭𝗔𝗭𝗔 𝗩𝗜𝗧𝗔 𝗩𝗔𝗞𝗊𝗜𝗡𝗬: 𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗢 𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗠𝗕𝗔 𝗛𝗔𝗠𝗣𝗜𝗗𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗛𝗔𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗬 ?

Tranga matetika miseho eo amin'ny zazakely ny fiakaran'ny hafanana aorian'ny nanaovana vaksiny azy ary indraindray miteraka fahasorenana eo aminy izany.

𝙄𝙣𝙀𝙣𝙖 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙀 𝙩𝙀𝙠𝙀𝙣𝙮 𝙖𝙩𝙖𝙀𝙣'𝙣𝙮 𝙍𝘌𝘿 𝙢𝙖𝙣𝙀𝙡𝙀𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙣𝙮 !?

✅Afaka omena Paracétamol na Doliprane: fa tandremana tsara ary tokony hanaraka ny toromariky ny mpitsabo, izany hoe isaky ny adiny-6 ary arakaraky ny lanjany ny fatrany.

✅Atao maivamaivana ny akanjony: afaka atao couche fotsiny na t-shirt kely fa tsy atao akanjo matevina be.

✅Afaka ampandroina amin'ny rano matimaty.

✅ Afaka manosotra "Huile de coco pressé à froid" (tsy menaka mafana) eo amin'ny faladia na ny farahatoky ny zazakely raha manana.

✅Tohizana ny nonon-dreny raha mbola minono izy ary omena rano raha efa afaka misotro.

✅Jerena raha nidina ny hafanany adiny 6 aorian'ny nanomezana an'ilay paracétamol.

✅Avela izy hatory amin'ny toerana milamina tsara.

🗓𝗙𝗮𝗺𝗜𝗮𝗵𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝗵𝗶𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗞𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗌 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗌𝘃𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝗞𝘀𝗶𝗻𝘆 𝗮𝘁𝗌 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗔𝗙𝗊:

➡𝐙𝐚𝐳𝐚 𝐯𝐚𝐚 𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 - 𝟗 𝐯𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚: isaky ny talata maraina
➡𝐙𝐚𝐳𝐚 𝟗 𝐯𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐊𝐢𝐡𝐚𝐚𝐭𝐫𝐚: isaky ny talata faran'ny volana.

🌞𝟬𝟎 𝗠𝗔𝗥𝗧𝗊𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟲 - 𝗔𝗙𝗊 𝗊𝗠𝗜𝗘 𝐀𝐊𝐢𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐊-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐀𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐚, 𝐧𝐲 𝐀𝐅𝐒 𝐒𝐊𝐢𝐞...
08/03/2026

🌞𝟬𝟎 𝗠𝗔𝗥𝗧𝗊𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟲 - 𝗔𝗙𝗊 𝗊𝗠𝗜𝗘

𝐀𝐊𝐢𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐊-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐀𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐚, 𝐧𝐲 𝐀𝐅𝐒 𝐒𝐊𝐢𝐞 𝐝𝐢𝐚 𝐟𝐚𝐥𝐲 𝐊𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐊-𝐛𝐚𝐯𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚: 𝐊𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐊𝐢𝐚𝐬𝐚, 𝐊𝐩𝐢𝐀𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐚, 𝐊𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐊𝐢𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐚𝐀𝐚, 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐊𝐢𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐚 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐊𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐊𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐬𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚, 𝐚𝐫𝐲 𝗻𝘆 𝐊𝐩𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚.✹

💐𝐌𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚 𝐬𝐲 𝐊𝐢𝐬𝐚𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐊𝐚𝐧𝐀𝐚𝐡𝐞𝐫𝐲 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐚𝐝𝐢𝐝𝐲 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐬𝐲 𝐊𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐢𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐚 𝐧𝐚 𝐞𝐚 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚𝐯𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲, 𝐧𝐚 𝐞𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐧𝐬..

💜𝐇𝐞𝐫𝐲 𝐬𝐲 𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐡𝐚 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐚.

𝐌𝐢𝐫𝐚𝐫𝐲 𝐟𝐞𝐭𝐲 𝐊𝐚𝐡𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐡 😃🎉

⚠ 𝗠𝗔𝗧𝗔𝗩𝗬 𝗟𝗢𝗔𝗧𝗥𝗔 = 𝗥𝗔𝗧𝗊𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗊𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 !!Mahakasika olona maro maneran-tany ity resaka hatavezana be loatra na "...
06/03/2026

⚠ 𝗠𝗔𝗧𝗔𝗩𝗬 𝗟𝗢𝗔𝗧𝗥𝗔 = 𝗥𝗔𝗧𝗊𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗊𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 !!

Mahakasika olona maro maneran-tany ity resaka hatavezana be loatra na "Obésité" ity.

☝Tsy mifidy taona izy io fa ny kely na ny lehibe dia ahitana izany avokoa kanefa dia maro amin'izy ireo no tsy mahalala fa efa be loatra ny tavy ao aminy.

💡𝗙𝗢𝗠𝗕𝗔 𝗛𝗔𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔 𝗠𝗜𝗛𝗔𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗞𝗢𝗡𝗬 𝗛𝗢 𝗜𝗭𝗬 𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗡𝗝𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗢𝗟𝗢𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗔𝗬:

➡ Misy ny antsoina hoe 𝐈𝐌𝐂 (𝐈𝐧𝐝𝐢𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐌𝐚𝐬𝐬𝐞 𝐂𝐚𝐫𝐩𝐚𝐫𝐞𝐥𝐥𝐞) izay mari-drefy hijerena raha matavy loatra ny olona iray na tsia.

🔵 𝙄𝙈𝘟 = 𝙇𝙖𝙣𝙟𝙖 (@𝙠𝙞𝙡𝙖𝙀) / 𝙃𝙖𝙡𝙖𝙫𝙖 (@𝙢𝙚𝙩𝙖𝙩𝙧𝙖 * 2)

𝐎𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚: raha 80 kg ianao ary mirefy 1m70
IMC = 80 / (1,70 * 1,70)
IMC = 27,7 ⏩⏩ izany hoe MATAVY IANAO !

𝗜𝗠𝗖 𝗗𝗜𝗞𝗔𝗡𝗬

⚪ Latsaky ny 18,5 Tsy ampy lanja

🟢 18,5 – 24,9 Ara-dalana

🟡 25 – 29,9 Matavy (surpoids)

🟠 30 – 34,9 Matavy be (Obésité modérée)

🔎 35 – 39,9 Matavy loatra (Obésité sévÚre)

⚫40 na mihoatra Diso matavy be loatra
(Obésité morbide)

☝𝙁𝘌𝙉𝘌𝙈𝘌𝙍𝙄𝙃𝘌𝙉𝘌

Ny IMC dia mari-drefy tsotsotra fotsiny ihany fa tsy mbola nokaontina tao anatiny ny resaka: hozatra (muscles), ny karazana (lahy na vavy), ny taona sns...

Ohatra: misy mpanao fanatanjahan-tena iray mety ho ambony be ny azy ny IMC nefa izy tsy matavy 💪...

𝗙𝗘𝗛𝗜𝗡𝗬:

🛑 Mila tandremana fatratra ny resaka lanja mba tsy hitera-doza ho an'ny fahasalamana.
✅ Azo sorahana tsara izany amin'ny alalan'ny fanovana fomba fiaina tsotra nefa tena mahomby.

🎉 𝐑𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐚𝐚 𝐚𝐊𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐊𝐛𝐚𝐥𝐞𝐧-𝐀𝐚𝐳𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐢𝐫𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐊𝐢𝐬𝐚𝐀𝐚𝐟𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐊𝐢𝐀𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐊𝐚𝐡𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 ...
25/02/2026

🎉 𝐑𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐚𝐚 𝐚𝐊𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐊𝐛𝐚𝐥𝐞𝐧-𝐀𝐚𝐳𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐢𝐫𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐊𝐢𝐬𝐚𝐀𝐚𝐟𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐊𝐢𝐀𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐊𝐚𝐡𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐞𝐀𝐢𝐩𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐀𝐅𝐒 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐊𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐊𝐢𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧'𝐚𝐧𝐭𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧𝐲. 🀩💙

𝐈𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐊𝐛𝐚 𝐡𝐚 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐊𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐚𝐯𝐚𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐊𝐚𝐟𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐊𝐢𝐚𝐬𝐚. 😊✚

24/02/2026

🎊🌳 Andeha ho fintinintsika amin'ny alalan'ity horonan-tsary fohy ity ny niatrehan'ny ekipan'ny AFS sy ireo mpiara-miombon'antoka aminy ny fambolen-kazo, izay natao tany Ambohimanga Rova, ny 22 febroary 2026 lasa teo 😃✚

🌲𝗥𝗘𝗕𝗢𝗜𝗊𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗔𝗙𝗊 𝟮𝟬𝟮𝟲 – 𝗘𝗡𝗊𝗘𝗠𝗕𝗟𝗘 𝗣𝗢𝗚𝗥 𝗚𝗡 𝗔𝗩𝗘𝗡𝗜𝗥 𝗣𝗟𝗚𝗊 𝗩𝗘𝗥𝗧 ☘Hier, 22 février 2026, prÚs de 130 collaborateurs d’AFS Smie...
23/02/2026

🌲𝗥𝗘𝗕𝗢𝗜𝗊𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗔𝗙𝗊 𝟮𝟬𝟮𝟲 – 𝗘𝗡𝗊𝗘𝗠𝗕𝗟𝗘 𝗣𝗢𝗚𝗥 𝗚𝗡 𝗔𝗩𝗘𝗡𝗜𝗥 𝗣𝗟𝗚𝗊 𝗩𝗘𝗥𝗧 ☘

Hier, 22 février 2026, prÚs de 130 collaborateurs d’AFS Smie et de ses partenaires se sont mobilisés au site de reboisement d’Ambohimanga Rova (à 23 km du centre-ville).

✹ 𝟭𝟬𝟬𝟬 𝗷𝗲𝘂𝗻𝗲𝘀 𝗜𝗹𝗮𝗻𝘁𝘀 mis en terre en une demi-journée !
💪 Une marche de plusieurs kilomÚtres, l’ascension d’une colline à pente raide, de l’effort, de la bonne humeur et surtout un esprit d’équipe exceptionnel.

✅ Une journée productive, pleine de bonne ambiance, dynamique et bénéfique pour notre santé autant que pour notre environnement.😃

☝En 2025, nous avions planté 𝟎𝟬𝟬 𝗮𝗿𝗯𝗿𝗲𝘀, dont 80 % poussent trÚs bien aujourd’hui. Cette réussite nous motive à aller encore plus loin.
Nous avons commencé, nous continuons, et nous continuerons dans les années à venir.💹

🌱 Nous avons commencé.
🌍 Nous continuons.
💪 Et nous continuerons.

⚠🚚 𝗕𝗥𝗢𝗡𝗖𝗛𝗜𝗢𝗟𝗜𝗧𝗘: 𝗔𝗥𝗘𝗧𝗜-𝗠𝗔𝗡𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗠𝗜𝗟𝗔 𝗧𝗔𝗡𝗗𝗥𝗘𝗠𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗙𝗬 🫁Areti-pisefoana na "infection respiratoire virale" iray matetika m...
20/02/2026

⚠🚚 𝗕𝗥𝗢𝗡𝗖𝗛𝗜𝗢𝗟𝗜𝗧𝗘: 𝗔𝗥𝗘𝗧𝗜-𝗠𝗔𝗡𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗠𝗜𝗟𝗔 𝗧𝗔𝗡𝗗𝗥𝗘𝗠𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗙𝗬 🫁

Areti-pisefoana na "infection respiratoire virale" iray matetika mpahazo ny zazakely, ary tena mameno toeram-pitsaboana mihitsy, ny Bronchiolite.

🔎 𝙄𝙧𝙚𝙀 𝙡𝙖𝙩𝙚𝙖𝙠𝙮 𝙣𝙮 2 𝙩𝙖𝙀𝙣𝙖, 𝙞𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙀 𝙡𝙖𝙩𝙚𝙖𝙠𝙮 𝙣𝙮 6 𝙫𝙀𝙡𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙀 𝙢𝙖𝙩𝙚𝙩𝙞𝙠𝙖 𝙫𝙀𝙖𝙣𝙮.

𝗔𝗡𝗧𝗢𝗡𝗬:
🊠 Avy amin'ny viriosy indrindra ny Virus Respiratoire Syncytial (VRS).

Mifindra matetika amin'ny alalan'ny:
- Kohaka, evona
- Fifampikasohana amina olona marary
- Fikasihana fitaovana iombonana tsy voadio

𝗙𝗜𝗊𝗘𝗛𝗢𝗡𝗬

Matetika manomboka amin'ny:
👉 Sery tsotra
👉 Lelo mikoriana
👉 Kohaka malefaka
👉 Tazo maivana

𝗥𝗮𝗵𝗮 𝗺𝗶𝗵𝗮𝗿𝗮𝘁𝘀𝘆 𝗞𝗌𝘀𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗵𝗶𝘀𝗲𝗵𝗌 𝗻𝘆:

🚩 Fifohana rivotra haingana
🚩 Feo misioka rehefa miaina
🚩 Havizanana be
🚩 Sahirana rehefa misotro na minono

𝗠𝗶𝗹𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝘁𝗌𝗻𝗮 𝗺𝗜𝗶𝘁𝘀𝗮𝗯𝗌 𝗵𝗮𝗶𝗻𝗎𝗮𝗻𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮 :

⚠ Sahirana na miaina haingana loatra
⚠ Mivadika mangana ny molotra na ny rantsan-tanana
⚠ Malemy sy torovana be ny zaza
⚠ Tsy mety misotro rano na minono intsony

𝗭𝗔𝗩𝗔-𝗗𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 : 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗗𝗜𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗢𝗥𝗢𝗡𝗔

Rehefa voan’ny sery ny zazakely dia tena ilaina ny 𝗗𝗥𝗣 (Dᎇ́sᎏʙs᎛ʀ᎜ᎄ᎛ɪᎏɎ RʜɪɎᎏ-PʜᎀʀʏɎɢᎇ́ᎇ).

💡Tena zava-dehibe satria ny zazakely dia tsy mbola mahay miaina amin’ny vava rehefa tsentsina ny orony. Tsy mbola mahay manisin-delo irery ihany koa, ka mora sempotra.

𝗔𝗛𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗭𝗬 ❓

👉 Ampatoriana miorirana ny zaza (raha lehibe dia mipetraka)

☑ Mampiasa SSI (sérum salé isotonique) ao anaty seringue (esorina ny fanjaitra).

𝗙𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗮𝗞𝗮𝗿𝗮𝗞𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗌𝗻𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘇𝗮𝘇𝗮
𝐋𝐚𝐭𝐬𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 𝟑 𝐯𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 : 3 mL
𝐋𝐚𝐭𝐬𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 𝟔 𝐯𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 : 5 mL
𝟔 𝐯𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 – 𝟐 𝐭𝐚𝐚𝐧𝐚 : 5–10 mL
𝐌𝐢𝐡𝐚𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝟐 𝐭𝐚𝐚𝐧𝐚 : 10 mL

➡ Afadimbiasina ny lavakorona roa mandra-pahadio azy tsara.
➡ Atao im-betsaka isan’andro, indrindra alohan’ny hampinono na hampisakafo.

𝗙𝗜𝗊𝗢𝗥𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔
🛡 Manasa tanana matetika.
🛡 Misoroka fifandraisana amin’ny olona marary
🛡 Esorina lavitra ny setroka ny zazakely
🛡 Manadio matetika ny manodidina
🛡 Mamporisika ny fampinonoan-dreny

🟥🔎 Ny bronchiolite dia mety hiharatsy haingana eo amin’ny zazakely, indrindra ireo latsaky ny 3 volana. Raha misy mampiahiahy dia manatona mpitsabo avy hatrany.

☝ 𝗔𝗭𝗔 𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗧𝗊𝗜𝗡𝗢𝗡𝗧𝗊𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗛𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗚𝗡𝗘𝗊𝗜𝗚𝗠Ny magnésium dia mineraly iray tena ilain’ny vatana amin’ny fiasany and...
18/02/2026

☝ 𝗔𝗭𝗔 𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗧𝗊𝗜𝗡𝗢𝗡𝗧𝗊𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗛𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗚𝗡𝗘𝗊𝗜𝗚𝗠

Ny magnésium dia mineraly iray tena ilain’ny vatana amin’ny fiasany andavanandro. Mandray anjara amin’ny asa mihoatra ny 300 ao amin’ny vatan'olombelona izy.

⚠ Ny tsy fahampiany dia mety hitarika olana ara-pahasalamana maro.

𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗔 𝗔𝗊𝗔𝗡𝗬:

☑Manampy amin’ny fiasan’ny hozatra
☑Manohana ny "systÚme nerveux"
☑Manampy hampihena ny havizanana sy ny adin-tsaina
☑Manamafy ny taolana sy ny nify
☑Manampy amin’ny fitoniana sy ny fitempon’ny fo

𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗙𝗔𝗠𝗕𝗔𝗥𝗔 𝗙𝗔 𝗧𝗊𝗬 𝗔𝗠𝗣𝗬 𝗠𝗔𝗚𝗡𝗘𝗊𝗜𝗚𝗠 𝗡𝗬 𝗩𝗔𝗧𝗔𝗡𝗔:

• Crampe matetika (tongotra, tanana)
• Hozatra mihetsiketsika tampoka
• Hozatra mora marary na mihenjana
• Tsy mahita tory na tapa-tory matetika
• Reraka lava, eny fa na vao mifoha aza
• Stressé foana (ny stress dia mandany magnésium betsaka)
• Tsy mety mifantoka na verivery tadidy
• Fo mitempotempo mafy tsy mahazatra
• Aretin’andoha sy fanina matetika
• Tanana volivoly matetika
• Fahatsapana mangatsiaka tampoka amin’ny tanana na tongotra

👉 Raha miseho matetika ireo soritr’aretina ireo dia tsara ny manatona mpitsabo.

𝗙𝗜𝗊𝗢𝗥𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗊𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗬:

Mazotoa mihinana sakafo be magnésium toy ny:
🥬 Anana maitso
🍌 Akondro
🥜 Voanjo, tsaramaso ary lentilles (voamaina)
🍫 Cacao / chocolat noir
🌟 Sésame
🥑 Avocat

Ny fihinanana sakafo tsara sy voalanjalanja no fiarovana voalohany indrindra.

Address

Enceinte Prisme Ouest Ambohijanahary
Antananarivo
101

Telephone

+261320202864

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AFS Smie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category