01/05/2026
TRAITEMENT NATUREL
Perte blanche
Manala fofona
Mangidihidy,sns
Ny pertes rehetra arak'izany dia midika hoe infection genitale foana eo @ vehivavy, miseho eo @ fivaviana sy ny vozon'ny tranon-jaza na ny col
Mila mailo isika vehivavy rehefa misy azy io satria mety ho fambara ny zavatra miseho anaty izy io.
👉Ireto misy ohatra vitsivitsy:
⏩Midika fa mety mitondra IST ianao toy ny angatra na Gonococcie, Syphilis, VIH, ary mamindra @ olona iarahanao.
⏩Mety ho fambara fa Immunodeprimé ianao ( misy VIH, Diabeta,...)
⏩Mety ho fambara fa misy Cancer du Col ihany koa.
👉Ireo voka-dratsy azo avy @ tsy fitsaboana azy :
⏩Manelingelina ary miteraka inconfort @ andavan'andro
⏩Miteraka henatra ny fofony sy ny habetsany mandritry ny firaisana ara-nofo
⏩Mety ho marary ihany koa madritry ny firaisana
⏩Misy fiatraikany @ fitondrana vohoka sy @ Tsy fahazoan-jaza ny pertes eny mety ho afa-jaza mihitsy aza.
👉Satria rehefa tafiakatra mahazo ny tranon-jaza ilay micraoba tao @ Col dia makany @ TROMPE ( havia na havanana ) ary ao indray izy no mamorona infection izay miseho @ alalan'ny fanaintainana @ ila kibo .
Io fanaintainana io izay midika fa manomboka tsentsina ilay Trompe.
👉 Vokany dia :
🔺Mety hanao zaza soso-koditra na Grossesse Extra-Utérine rehefa mitondra vohoka.
🔺Mety tsy mahazo zaza satria tsentsina tanteraka ilay Trompe .
INONA ARY NO TOKONY ATAO?
👉🏻traitement naturel 100℅
👉🏻Farany, aza kivy ny mitsabo na dia efa nisy fitsaboana natao nao taloha
Midira mp direct