Trohevitra ara pasalamana sy Fanafody natoraly

Trohevitra ara pasalamana sy Fanafody natoraly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Trohevitra ara pasalamana sy Fanafody natoraly, Massage service, Antananarivo.

07/12/2025
04/09/2025

Matetika dia amin'ny alina no misy marary tampoka ao antrano, satria niasa mafy ny vatana sy ny saina nandritra ny tontolo andro ka mampaneno ny alarmeny amizay ny vatana ny alina.

Ny zaza no matetika marary amin'ny alina.

➡️Stress(adi-tsaina), insomnie(tsy fahitan-tory), maux de tête(aretina an-doha), indigestion(tsy mahalevon-kanina), sns.......

Ireo ary ny point o***a, hatao moramora raha toa ka fantatra ny maharary ilay olona.
Adramo amin'ny tenanao aloha ilay otra 😁

Asiana menaka (mety daholo rehefa menaka fa tsy baume tigre) dia misosa ho azy ny tanana manotra, na ho***a amin'ny kihontanana amizay azo tsara ilay point, baguettes fihinanan'ny sinoa koa mety be♥

➡️Raha toa indray ka reraka ianao dia maka koveta, asiana rano matimaty sy sira vaingany 1sotro fihinana, hatao ao ny tongotrao ary hatao difotra ka halona 10minitra dia heso***a.

Ny sira dia mitroka ilay havizanana sy stress ao amin'ny vatanao ary mahatsiaro maivamaivana ianao rehefa avy mandona tongotra amin'ny ranontsira. Manala ny courbatures amin'ny vatana rehetra ihany koa ny sira.
👉Massage a domicile Tana👈
☎0386580001☎

🥰🥰🥰🥰🥰

03/09/2025

📢Massage a domicil Tana📣
🌻🌼De mbola mahafaly anay fona ny mampafatra anareo fa izahay dia ...
👉Manao massage generale
👉Massage relaxant
👉Manala havizanana,strèsse
👉Mandamina tosi-dra
👉Manasitrana sy miaro amin'ny aretina maro
👉Manotra olona marary nerf sciatique ,rera-dava,tsy mety mahazo aina sns Aza misalasala Ary mifandray aminay ra misy azonay anampiana anao tompoko.
🚘Massage á domicile ou a l'hôtel
📞☎️0386580001☎️📞

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trohevitra ara pasalamana sy Fanafody natoraly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram