
28/06/2025
Miarahaba antsika rehetra o ๐
Amin'izao hatsiaka mamirifiry izao dia mety maro amintsika no manana molotra maina sy molotra vakivaky
๐ Misy ny baume ร lรจvres/stick lรจvres, na koa ilay antsointsika hoe Labello ๐, manamandimandina ny molotra mba tsy hahamaina sy vakivaky azy, na koa hampijanona izany ho an'ireo izay efa tena anatiny
๐ ๐บ๐๐๐๐ ๐๐ฬ๐๐๐๐ ๐ต๐๐๐๐ : mi-hydrater ny molotra mandritry ny 24ora, manitra fraise sady miloko mena, mampamanjamanja ๐
๐ ๐ฉ๐๐๐๐ ๐ฬ ๐๐ฬ๐๐๐๐ ๐ช๐๐๐๐ & ๐ช๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐'๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐ : vita Malagasy izy ity an, mi-hydrater sy miaro ny molotra ๐
Mirary soa antsika rehetra ๐
Pharmacie de Fenoarivo
Prรจs de la FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo
Tel : 034 99 584 28
Ouvert 24h/24 โ 7j/7