02/06/2025
🇲🇬 Fisaorana avy amin’ny fianakaviana
Amin’izao fahoriana izao, izahay fianakavian’i Allain dia maneho fisaorana anareo rehetra nanotrona sy feno fitiavana, ny fanohanana ary ny fiarahana taminay amin’izao fahoriana izao.
Misaotra indrindra tamin’ny fanotronana sy ny fankaherezana tamin’ny fanomezam-boninahitra an’i Allain, hatramin'izay ka hatraminy farany.
Andriamanitra be fahasoavana anie,hamaly soa izay vitanareo.
Mankasitra indrindra tompoko.
🇨🇵 Remerciements de la famille
En ce jour difficile, nous, la famille d' Allain, tenons à vous remercier du fond du cœur pour votre présence, votre soutien et toutes les marques d'affection que vous nous avez témoignées.
Merci d’avoir été à nos côtés, aujourd’hui et ces derniers jours, pour honorer sa mémoire.
Avec gratitude et émotion,
Famille Razafindrabeza 🤍