Pharmacie de Garde MG

Pharmacie de Garde MG Izahay dia mampahafantatra anao ireo PHARMACIES DE GARDE mandrita ny herinandro.

Aminao, tokony kapohina ve ny zaza rehefa maditra?
16/11/2025

Aminao, tokony kapohina ve ny zaza rehefa maditra?

16/11/2025

Mamy kely ery ny zanaka eh?

👶👧Inona no sedra itanao hoe mafy indrindra nolalovanao nandritra izay nikolokoloinao azy ireo izay?

⚠ MBA TIANAY FANTARINA: MANAMPY ANAO TOKOA VE ny fampahafantaranay ireo Pcie de garde  isan-kerinandro anao? 🕵Manandanja...
15/11/2025

⚠ MBA TIANAY FANTARINA: MANAMPY ANAO TOKOA VE ny fampahafantaranay ireo Pcie de garde isan-kerinandro anao?

🕵Manandanja ho anay tokoa ny HEVITRAO.

Partagez sui OUI! raha tsia kosa dia tsy voatery anao partage ianao.
Mankasitraka tompoko!!

💬Araho anaty "message privée" ireo Pharmacies de Garde eto Antananarivo mandritra ny herinandro.
🚩Ampiasao ny mot clé "garde" na eto amin'ny commentaire na anaty MP.

Partagez à vos proches, ça peut toujours servir. Prenez soin de vous!!!

💬Araho anaty "message privée" ireo Pharmacies de Garde eto Antananarivo mandritra ny herinandro.🚩Ampiasao ny mot clé "ga...
09/11/2025

💬Araho anaty "message privée" ireo Pharmacies de Garde eto Antananarivo mandritra ny herinandro.

🚩Ampiasao ny mot clé "garde" na eto amin'ny commentaire na anaty MP.

Partagez à vos proches, ça peut toujours servir. Prenez soin de vous!!!

🍽️ Pause déjeuner, fotoana fialan-tsasatra kely sa enjikenjika?Mba zareo hoe ny anao? 👇➡️ A - Mihinana am-pilaminana foa...
07/11/2025

🍽️ Pause déjeuner, fotoana fialan-tsasatra kely sa enjikenjika?
Mba zareo hoe ny anao? 👇
➡️ A - Mihinana am-pilaminana foana😌
➡️ B - Mihinana haingana fa maika hiasa 🏃‍♀️
➡️ C - Matetika tsy misakafo atoandro😬😬😬 Inona no mety ho antony?

🧠 Tsarovy fa ny fisakafoanana am-pilaminana dia manampy amin’ny digestion tsara sy mampihena stress ry zareo an!!!

ESORY ireo TOXINES isa maraina.🌞 Hatombohy  amin’ny fisotroana rano mafanafana iray vera ny andronao rehefa mifoha!Manam...
07/11/2025

ESORY ireo TOXINES isa maraina.
🌞 Hatombohy amin’ny fisotroana rano mafanafana iray vera ny andronao rehefa mifoha!
Manampy amin’ny digestion izany, manome hydration ho an’ny vatana rehefa avy natory ary manampy amin’ny fanesorana toxines amin’ny fomba voajanahary.

👉 Asio rondelle de citron 🍋 kely hanampiana hery amin’ny metabolism-nao!

💡 Source : Harvard Health Publishing (2023) – “Hydration and metabolism”

Tsara ho fantatra hatrany.
11/10/2025

Tsara ho fantatra hatrany.

💬Ireo Pharmacies de Garde eto Antananarivo mandritra ny herinandro.🚩Ampiasao ny mot clé "garde" na eto amin'ny commentai...
11/10/2025

💬Ireo Pharmacies de Garde eto Antananarivo mandritra ny herinandro.

🚩Ampiasao ny mot clé "garde" na eto amin'ny commentaire na anaty MP.

Mirary fahasalamana sy weekend finaritra ho anao hatrany izahay.

💬Araho anaty "message privée" ireo Pharmacies de Garde eto Antananarivo mandritra ny herinandro.🚩Ampiasao ny mot clé "ga...
04/10/2025

💬Araho anaty "message privée" ireo Pharmacies de Garde eto Antananarivo mandritra ny herinandro.

🚩Ampiasao ny mot clé "garde" na eto amin'ny commentaire na anaty MP.

⚠ Zarao hatrany ho an'ny hafa raha toa ka nanampy anao.
Mirary fahasalamana sy weekend finaritra ho anao hatrany izahay.

🚩Ireo Fihetsika vonjy taitra tsara ho fantatra raha toa ka sendra "GAZ LACRYMOGENE" ianao: +👍 Ny TOKONY ATAO: - Asio ''v...
30/09/2025

🚩Ireo Fihetsika vonjy taitra tsara ho fantatra raha toa ka sendra "GAZ LACRYMOGENE" ianao:

+👍 Ny TOKONY ATAO:
- Asio ''vinaigre'' na koa ''citron" ny rano ka ataovy amin'ny lava iarovana ny vava sy ny orona.
- Aza kitihina ny maso ary tondraho rano na koa asiana sérum physiologique.
- Manaova akanjo miaro ny hoditra rehetra.
- Sasao amin'ny savony ny hoditra.

+ ⚠ Ny TSY AZO ATAO:
- Aza kosehina na kitihina ny faritra misy ny gaz.
- Fadio ny manao solomaso, lentilles na koa maquillallages.
- Tsy azo asiana crème ireo faritra manaintaina.

⚕Ampiasao ny mot clé "garde" ahafantaranao ireo Pharmacies de Garde mandritra ny herinandro.

**Marihina fa tsy mivarotra fanafody💊 izahay fa pejy mampahafantatra fotsiny ihany ireo Pcie de Garde Tompoko.**

MILA FANTATRA.📞Numéro vert anti- pillage 📞 935📞Antsoy maimaimpoana ny 935 raha mahita tranga fandrobana na fikasana fand...
27/09/2025

MILA FANTATRA.
📞Numéro vert anti- pillage 📞 935

📞Antsoy maimaimpoana ny 935 raha mahita tranga fandrobana na fikasana fandrobana❗❗❗

Jereo ireo Pharmacies de Garde mandritra ny herinandro, ampiasao ny mot clé "garde".

Partagez à vos proches, ça peut toujours servir.

Address

Ambohijatovo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pharmacie de Garde MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

PHARMACIE DE GARDE MG

Satria manahirana ny mitady ireo Pharmacies de Garde dia vonona izahay ampahalala tsy tapaka izany ho antsika eto Antananarivo. Tsotra ny fomba hijerena ireo pharmacies de garde, mandefa message aminay fotsiny ianao na amin’ny na amin’ny firy dia hovaliana ianao.