15/12/2025
🔥MAGNEPLUS COLLOIDAL tena mora raisin'ny vatana izy ity🔥
Rehefa hoe :
✔️Manao palpitation,
✔️Spasmosphilie
✔️Tsy mahita tory
✔️Marary andoha lava, Mikorontan-tsaina, mora tohina
✔️Havizanana lava
✔️Tsy mitazona calcium ny vatana
- sns
Dia atoro foana, ianareo hoe manaova traitement .
Fantaro fa ny Magnéplus (Magnésium Colloïdal) ihany koa dia :
✅Mandrindra ny asan’ny fo indrindra raha sendran’ny Arythmie sy Tachycardie, sady misoroka amin’ny fahatapahan’ny lalan-drà, mandamina arak’izany ny tosi-drà
✅Manafaingana ny hamafisan’ny taolana avy tapaka sy ny fitombony, misoroka sahady ny Ostéoporose
✅Misoroka ny fahasimban’ny nify (caries dentaires)
✅Tena tsara ho an’ny mpanao fanantajahan-tena, satria manatsara ny asan’ny hozatra, ary misoroka mba tsy ho voan’ny crampes matetika
✅Tsara ho an’ny Asthmatiques, mba tsy hanao crises lava
✅Mety tsara ho an’ny vehivavy manao syndrome prémenstruel.
✅Mandevona haingana ny Calcium any amin’ny p**i mba tsy hiforonan’ny Calcul (vato).
✅Tsara ho an’ny olona diabetika
✅Miady amin’ny otrik’aretina sy mamelombelona ny vatana
👉🏻👉🏻 azy, sy afaka mihinana azy na ny zaza minono, ny ankizy, ny tanora, ny lehibe, ny vehivavy mitondra vohoka sy mampinono.
samy salama no tsara
NATUROPHARMA TSIAZOTAFO 038 83 223 59