Médic-Ur SANTÉ

Médic-Ur SANTÉ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Médic-Ur SANTÉ, Medical Service, Ambohipo, Antananarivo.

10/10/2024
Hono hoy aho Docteur? Mba azavao izany hoe  ? HTA na Hypertension artérielle ?✍️Ny HTA na Hypertension artérielle na amb...
07/11/2023

Hono hoy aho Docteur?
Mba azavao izany hoe ?

HTA na Hypertension artérielle ?

✍️Ny HTA na Hypertension artérielle na ambony tosi-drà dia ireo olona manana Tension artérielle (tosi-drà) mihoatra ny 140>90 mmHg
✍️misy conditions na fepetra arahina rehefa mijery Ilay tosidra. Hain'ny mpitsabo tsara izany.

✍️azo sitranina ve izany?
=> 90% ny HTA Dia antsoina hoe essentiel (tsy misy cause na antony ), noho izany Dia mila mihinana fanafody isanandro MBA HIALANA @ na . Misy ny fanafody hoanina in-dray isanandro, misy tsy maintsy hoanina indroa isanandro , misy in-telo isanandro (ny mpitsabo no mahay azy) , Mila arahimaso ny fihinanana ny fanafody (efficacité)

Inona no voka-dratsiny n'a raha tsy voatsabo?
✍️ MASO: HTA manimba lalan-dra amin'ny maso ka mahatonga ny maso manjavozavo na tsy mahita tsara rehefa mijery
✍️ FO: miha matevina indrindra ny ilain'ny fo ankavia ka mety mahatonga ny insuffisance cardiaque
✍️ ATI-DOHA: na tsentsina ny lalan-dra ao amin'ny ati-doha (ACCIDENT VASCULAIRE CÉRÉBRAL)
✍️ VOA : Mahatonga insuffisance rénale.

Raha ambony tosi-drà ianao Dia manatòna mpitsabo, araho maso ny fahasalamana.
TSY HO TONGA AMINAO IREO COMPLICATION IREO RAHA VOAHARAMASO NY TOSI-DRÀ ANAO KA MANARAKA TRAITEMENT ARA-DALANA.

INONA NY FAMBARA TOSI-DRÀ AVO DOKOTERA?
✍️AZAVAIKO AMIN'NY MANARAKA.

MIRARY SOA E...
MÉDIC-UR AMBOHIPO
TEL 0343331513

Azo atao ve ny manao échographie MIVERIMBERINA ho an'ny VEHIVAVY mitondra vohoka?N'y Échographie dia fiazahana mampiasa ...
04/11/2023

Azo atao ve ny manao échographie MIVERIMBERINA ho an'ny VEHIVAVY mitondra vohoka?

N'y Échographie dia fiazahana mampiasa , fa tsy rayon X .
Noho izany Dia tsy misy fiatraikany ratsy amin'ny fahasalaman'ny Zaza ao ambohoka sy ny reny ny fanaovana échographie matetika.

Araka ny OMS ( Organisation Mondiale de la Santé ) , ny vehivavy bevohoka Dia tokony manao échographie in-telo mialohan'ny fiterahana
Raovina?
1- amin'ny faha 3 ny volana na 12 SA
2- amin'ny faha 5 volana na 22 SA
3- amin'ny faha 7 volana na 32 SA.

Manatòna mpitsabo, manaova échographie mba hahafahana miomana, misoroka ny mety fahasarotana, sady fanarahamso fahasalaman'ny Zaza.

MÉDIC-UR AMBOHIPO
Mirary soa ho anao
Contact : 0343331513

❣️Zarao fa mahasoa ny hafa ❣️

 :  .-ÉCHOGRAPHIE +++ vehivavy mitondra vohoka sns.... -ECG (électrocardiogramme )+++++ Raha manana olana mikasika ny fo...
31/10/2023

:
.

-ÉCHOGRAPHIE +++ vehivavy mitondra vohoka sns....
-ECG (électrocardiogramme )+++++ Raha manana olana mikasika ny fo / tosi-dra ambony sns.
-manao fizahana ihany koa (consultation)
Sur rendez-vous :
0343331513 ou 0344999359
Lieu: Ambohipo
Dr Dauphin JC Zafiniavoo

💥Fantaro ary  : Raha maniry hahazo zazalahy ianareo mivady dia tsara raha manodidina ny fotoana Tena mahalonaka na phase...
21/06/2023

💥Fantaro ary :
Raha maniry hahazo zazalahy ianareo mivady dia tsara raha manodidina ny fotoana Tena mahalonaka na phase d'ovulation no manao firaisana ara-nofo.

✅Fotoana mahalonaka (phase d'ovulation)

1✍️.Manisa 14 andro avy any aorina:
Ohatra1: raha 30andro ny cycle-nao dia manodidina ny faha 16 andro manaraka ny fotoana nandeha farany ny phase d'ovulation anao.
Ohatra2: Raha 32jours ny cycle-nao dia phase d'ovulation=32-14=18 , zany hoe ny andro faha 18 aorinan ny fotoananandeha farany ny phase d'ovulation.

2✍️. La méthode de la température basale du corps : mitsapa hafanan'ny vatana. Izany hoe maka temperature isanandro isaky my maraina vao mifoha ianao (soratana isanandro, dia ho hitanao fa miakatra tsy mitovy amin'ny mahazatra ny temperature-nao mandritra ny phase d'ovulation.

3✍️. La méthode de la glaire cervicale : Araho maso isanandro ny glaire cervical. Mandritra ny phase d'ovulation, ny glaire cervicale dia lasa betsaka kokoa,, fluide kokoa et élastique kokoa..

4✍️. Ny tests d'ovulation dia mijery ny fisin'ny l'hormone lutéinisante (LH) anaty pipy izay ambony indrindra manodidina ny 24 à 36 ora mialohan'ny phase d'ovulation.

Tsara raha tsy manao firaisana ara-nofo mialohan'ny phase d'ovulation mba hiakatra ny probabilite hahazoana zaza lahy.

Misy koa ny regime tsara arahina. Omena anao eto ny mikasika izany.

💥Ny vavy kely koa raovina no tsara hikarakarana azy Dokotera?
✅Ho valiana eto tsy ho ela. Aleo aloha ny bandikeky no tadiavitsika 😄😍🥰

Partager 🔄 like✅

-Ur

Address

Ambohipo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Médic-Ur SANTÉ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram