Centre Médico_dentaire JCR Antsakaviro

Centre Médico_dentaire JCR Antsakaviro Médecine générale et spécialisée
Médecine alternatives et traditionnelle
Dentisterie
Échographies
Kinésithérapie, rééducation et massage
Analyses biologiques

12/07/2024
✨Ouverture prochaine✨
22/08/2023

✨Ouverture prochaine✨

Ho anao izay te hisitraka fitsaboana any ivelany momba ny cancer ( diagnostic na traitement)Izahay dia manana fiaraha- m...
09/08/2023

Ho anao izay te hisitraka fitsaboana any ivelany momba ny cancer ( diagnostic na traitement)
Izahay dia manana fiaraha- miasa amin'ny AEGLE Hospital any Maurice

Raha liana ianao dia manasa anao hiditra mp na hiantso amin'ireto laharana ireto.

☎️ Telephone :
- 032 53 938 64
- 034 49 151 85

FITSABOANA MAIMAIMPOANA Fizaham-pahasalamana sy fitsaboana  natoraly maimaimpoana natao ho an'ny rehetra⭕Toerana : centr...
11/07/2023

FITSABOANA MAIMAIMPOANA
Fizaham-pahasalamana sy fitsaboana natoraly maimaimpoana natao ho an'ny rehetra
⭕Toerana : centre médical JCR Antsakaviro
⭕Fotoana : isaky ny sabotsy 08ora
-12ora

🔴 Hiantoana ny fitsabona mandritra ny herinandro voalohany amin'ny fitsaboana

☎️Contact : 034 49 151 85

Ny Centre Médical JCR Antsakaviro dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny asaramanitra🇲🇬🇲🇬
23/06/2023

Ny Centre Médical JCR Antsakaviro dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny asaramanitra🇲🇬🇲🇬

  fa ny vehivavy bevohoka dia tokony manao échographie in-3 farafahakeliny mandritra ny fitondrana vohoka, mba hanarahan...
21/06/2023

fa ny vehivavy bevohoka dia tokony manao échographie in-3 farafahakeliny mandritra ny fitondrana vohoka, mba hanarahana maso tsara any zaza ao an-kibo?

✅Voalohany atao mandritra ny telovolana voalohany : ahafantarana ny daty hahaterahana na ny DPA

✅Faharoa ao anatin’ny telovolana faharoa : ahitana ny fivoaran’ny zaza ao an-kibo sy hijerena sao sanatria misy fahasamponana ilay zaza.

✅Fahatelo ao anatin’ny telovolana fahatelo: ahitana ny lanjan’ny zaza, ny halavany, sy ny tenany manontolo hiomanana sahady amin’ny fiterahana.

✨Ato aminay misy echographie 3D ary Gynécologue no manao azy

✍️Mandefasa mp amin’ny pejy hatrany raha liana hahafantatra ny andinindininy

  fa Ny fiakaran'ny tosidrà dia areti-mandoza mety mahafaty tampoka⚠️🔴Ny olona manana tosi-drà avo dia tsy voatery hahat...
15/06/2023

fa Ny fiakaran'ny tosidrà dia areti-mandoza mety mahafaty tampoka⚠️

🔴Ny olona manana tosi-drà avo dia tsy voatery hahatsapa fiovana amin’ny toe-batany kanefa izany raha tsy voatsabo dia mety hisy fiatraikany eo amin'ny vatana ( AVC na Fahatapahana lalan-drà , insuffisance cardiaque, insuffisance rénale …..)

⭕ Noho izany :

✅ Ilaina ny mitsapa ny tosi-dra indrindra ho an’ny 30 taona mihoatra
✅Tsara hatrany koa ny manantona mpitsabo raha toa ka misy fiovana eo amin'ny toe-batana.

✨Aleo misoroka toy izay mitsabo, raha manana fanontaniana dia aza misalasala mandefa MP hatrany

Salama Tompoko,🔰Ny Centre Médico-dentaire JCR Antsakaviro dia ivon-toeram-pitsaboana iray ireto tolotra manaraka ireto :...
14/06/2023

Salama Tompoko,

🔰Ny Centre Médico-dentaire JCR Antsakaviro dia ivon-toeram-pitsaboana iray ireto tolotra manaraka ireto :

🔴Consultation généraliste et spécialisée
🔵Consultation en médecine traditionnelle et alternative
🔴Echographie (3D)
🔵Pharmacie interne et ventes des produits naturels Vaniala
🔴Prise en charge des urgences;
🔵Laboratoire d'analyses biomédicales (LADIMEB);
🔴Dentisterie;
🔵Kinésithérapie, rééducation fonctionnelle et massage.

☎️ Contacts :
032 53 938 64
034 49 151 85

🔶 Adresse mail
centremedicaljcr@gmail.com

🔶Adresse :
Lot II M 80 Bis Antsakaviro

Salama Tompoko,Ny Centre Médico-dentaire JCR Antsakaviro dia ivon-toeram-pitsaboana iray ahitanao ny medicine génerale (...
24/05/2023

Salama Tompoko,
Ny Centre Médico-dentaire JCR Antsakaviro dia ivon-toeram-pitsaboana iray ahitanao ny medicine génerale (conventionnelle) sy ny médecine traditionnelle et alternative.
Tanjona: fisorohana ny aretina sy fampiroboroboana ny fahasalamana, ary ny fahadiovana tsara indrindra eo amin'ny fiainana.
hetsika:
 Consultation généraliste et spécialiste
 Echographie (3D)
 Pharmacie interne et ventes des produits naturels;
 Prise en charge des urgences;
 Laboratoire d'analyses biomédicales (LADIMEB);
 Dentisterie;
 Kinésithérapie, rééducation fonctionnelle et massage.
Contacts :
032 53 938 64
034 49 151 85
centremedicaljcr@gmail.com
Adresse :
Lot II M 80 Bis Antsakaviro

Address

Lot II M 80 Bis ANTSAKAVIRO
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Médico_dentaire JCR Antsakaviro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share