OneMed+ Kit

OneMed+  Kit DIVERS KIT MEDICAL/HEALTH CARE
MADAGASCAR

👨‍⚕️👩‍⚕️
⚖️

08/03/2026

Miarahaba ny Vehivavy rehetra izahay 💐
OneMed+ Kit

05/03/2026

Salama daholo o🥰
Bourse d'étude .
Manome fotoana anareo anio aminy 2 ora a Madagascar .
Ialana tsiny raha tokony nozaraiko le 20 teo ilay izy raha izao vao tafavoaka ...
Efa nahavita passport ve ? voavadika en englais daholo ve ny diplaoma ?
Mbola manana fotoana ianao k@ volana Mai.

Toujours disonible Rasazy an♥️Misy fihenambidy 5000 ar be izao🫰
04/03/2026

Toujours disonible Rasazy an♥️
Misy fihenambidy 5000 ar be izao🫰

BOITE D’ACCOUCHEMENT 😍IZAY REHETRA TSY MBOLA NAHAZO BOITE D’ACCOUCHEMENT MBOLA MARO2 ATO AN Efa omenay trousse lehibe ia...
14/02/2026

BOITE D’ACCOUCHEMENT 😍

IZAY REHETRA TSY MBOLA NAHAZO BOITE D’ACCOUCHEMENT MBOLA MARO2 ATO AN

Efa omenay trousse lehibe ianareo : mena , miantso, manga , rose kely
ireto avy ny ao anatiny :
Elements anatiny:

1. Boite à instruments

2. Porte-aiguille / nalfuder 14cm

3. Pinces à pois droites de 14 cm

4. Pince Kocher 14 cm

5. 1/2 kocher

6. Coupe cordon ombilical

7. Ciseaux d'épisiotomie

8. Pincettes Cirugis

9. Fil + aiguille

10. Pincettes anatomiques

11. Extracteur de mucus

12. Sonde métallique

13. Sac a main (BONUS )

LIVRAISON :3000 AR

0349408263

pink pink 😍
13/02/2026

pink pink 😍

10/02/2026

MANKAHERY INDRINDRA ANAREO NAMANA ANY TAMATAVE 😑

Announcement  📣🧑‍🎓👩‍🎓Avant Inscription 🩺👩‍⚕️👨‍⚕️————————————-Hivoaka tsy ho ela ny inscription “ 💯ONLINE” ❌TSY MISY IDIR...
10/02/2026

Announcement 📣🧑‍🎓👩‍🎓

Avant Inscription 🩺👩‍⚕️👨‍⚕️
————————————-

Hivoaka tsy ho ela ny inscription “ 💯ONLINE”

❌TSY MISY IDIRANY FANJAKANA MALAGASY TOY ILAY NOZARAINA VOALOHANY.

Samia mijery ireo sampam-pianarana tokony hizorany ato , Master Pogram ity izany hoe valable foana ny diplôme anao rehefa nahavita ilay 3 ans universitaire ka nahazo ilay diplôme de Licence.
Io diplôme io no hanaovanao demande avy eo selon anilay domaine hidiranao.

Mety izy ity na :
Medecine , Pharmacy , Dentisterie , INF, SF sns fa mila mifanaraka aminilay diplôme fotsiny ny filière izay safidiana.

✅TSY MAINTSY MANANA “PASPORT “
✅TSY MAINTSY MANANA “ ENGLISH CERTIFICATE “
✅DIPLÔME DE LICENCE
✅ RELEVÉE DE NOTE / transcripts ( 3ème année ihany no ilaina )

Ireo dossier ireo tsy maintsy ananao mialoha.

Ny ouverture ny first batch dia hivoaka ny 19 Février izao raha tsy misy fiovana.

Samia miomana daholo dia raha misy zavatra tsy azo tompoko dia lay tena sarotra mba anontaniana fa raha resaka hoe “ inona moa OneMed+ Kit izany nursing sy health administration izany ? 😁 mila mba sady mikarokaroka kely isika dia mba tsy reraka be izahay mamaly message fa tena be dia be loatra izy , d’accord 💐

Tiako mba ho maro be ny Malagasy tafiditra ao dia miezaka foana izahay mizara mialoha ny vaovao tsara hofantatrareo sy omaninareo mialoha .

Mirary soa daholo .

10/02/2026

Announcement 👩‍🎓👨‍🎓📣
Le 20 Février hoavy izao ny bourse en ligne tsy idirany Fanjakana Malagasy

Omany ny dossier

Mbola disponible ireto Rasazy an🩷Mahazo trousse avokoa izay mividy 🩷
09/02/2026

Mbola disponible ireto Rasazy an🩷
Mahazo trousse avokoa izay mividy 🩷

06/02/2026

🩷" Ah la vie en rose" 🩷

Iza daholo no efa manana ity tension+stethoscope OneMed ity🩷

Tsy rose kely ihany an, fa misy couleur hafa isafidianana koa ao hoany lehilahy 🙌✅

05/02/2026

BOURSE KNB INDONESIE 🇮🇩

✅🧾Ity ny fanazavana feno mahakasika ay bourse rakizy ah.
Araho tsara izay rehetra voalaza ato dia omano ny dossier izay nisy fiovana kely araka ity fanazavana ity
mbola malalaka be ny fotoana fa aza matahotra 🙌

Bonne chance daholo 🥰

DISPONIBLE DE SUITE LES AMIS♥️
05/02/2026

DISPONIBLE DE SUITE LES AMIS♥️

Address

Antananarivo/Antsirabe/
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OneMed+ Kit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share