17/08/2025
đ§ SAKAFON'NY ATI-DOHA đ§
Mila otrikâaina karazany maro ny ati-doha mba hiasa tsara, hihazonana ny fitadidiana, ny fifantohana ary ny hery ara-tsaina. Ireto avy ireo tena ilaina indrindra:
đ 1. Omega-3 (DHA & EPA)
Avy aminâny trondro matavy (saumon, sardine, maquereaux), voanjo, graines de chia, graines de lin.
Manampy aminâny fitadidiana, ny fifantohana ary miaro ny sela ao aminâny ati-doha.
đż 2. Vitamine B-complex (B1, B6, B9, B12)
B12 sy B9 â manampy aminâny famokarana neurotransmetteurs (fampitana hafatra ao aminâny ati-doha).
B6 â manampy aminâny famokarana sĂ©rotonine sy dopamine (fahasambarana sy fifantohana).
đ 3. Antioxydants (Vitamine C, E, Beta-carotĂšne, PolyphĂ©nols)
Miaro ny ati-doha aminâny radicaux libres sy fahanterana haingana (vieillissement prĂ©coce)
Hita aminâny voankazo sy legioma miloko (paoma, paiso, karaoty, Ă©pinard, voasary).
đ„Ź 4. MagnĂ©sium
Manampy aminâny fialan-tsasatra sy fitoniana ara-tsaina.
Avy aminâny akondro, amande, voanjo, Ă©pinard, cacao mainty (chocolat noir).
đ„© 5. Zinc
Ilaina indrindra aminâny fitadidiana sy fianarana.
Avy aminâny hena, atody, voanjo, tsaramaso.
đ©ž6. Fer (Iron)
Ilaina aminâny fitaterana oxygĂšne mankany aminâny ati-doha.
Raha tsy ampy dia mety hiteraka havizanana sy fahasarotana aminâny fifantohana.
đł 7. L-tyrosine & L-tryptophane (acides aminĂ©s)
Tyrosine â miteraka dopamine (fifantohana, motivation).
Tryptophane â miteraka sĂ©rotonine (fahasambarana, torimaso tsara).
Avy aminâny atody, fromazy, hena, voanjo, soja.
đ§ 8. Eau (rano)
Ny ati-doha dia 75% rano, ka ny tsy fahampian-drano dia manimba ny fitadidiana sy ny fifantohana.
đ Raha fintinina : Omega-3 + Vitamine B + Antioxydants + MinĂ©raux (MagnĂ©sium, Zinc, Fer) + Acides aminĂ©s + Rano no tena fototra iankinanâny fahasalamanâny ati-doha.
Efa misy ihany koa ny fanampin-tsakafo azahoana azy ireo miaraka. Vokatra voafantina, efa voadio ary voajanahary tanteraka, tsy misy akora simika.
âšOmeo ny otrik'aina ilainy ny ati-dohanao fa mbola tsy tara, hisorohana ny very tadidy any aorianaâš
Sary fanehoana