Futur Maman

Futur Maman Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Futur Maman, Pregnancy Care Center, Antananarivo.

04/07/2025
07/06/2025

Viavin ny Tamatave arรด tsy voky koa tsy lasopy ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

World Cola Madagascar๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโค๏ธ

14/04/2025

Ny daba tiko sy ny fahefana am-pelatanana ๐Ÿฅนโœจ

Miandry an'ilay tombile World Cola Madagascar ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ โค๏ธ

07/04/2025

Mirary soa โ™ฅ Mirary fahombiazana hatrany
Samia tahiana @ izay hatao rehetra ๐Ÿซถ๐Ÿป๐Ÿซถ๐Ÿป

Mba tantarao indray oe ๐Ÿฅฐ!Inona ny zavatra naharatsina anao tamin'ny bevohoka dia dia mbola tinao ve amin'izao?Inona ny z...
13/03/2025

Mba tantarao indray oe ๐Ÿฅฐ!
Inona ny zavatra naharatsina anao tamin'ny bevohoka dia dia mbola tinao ve amin'izao?
Inona ny zavatra tena tsy tinao taminy bevohoka nefa lasa tinao amin'izao๐Ÿ˜…?

๐Ÿคฐ๐Ÿผ๐—™๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ป๐—ผ๐—ณ๐—ผ ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ผ๐—ธ๐—ฎโ‰Azo atao ve?Inona no ilaivana an'izany?Dia ahoana raha tsy nisy firaisana m...
11/03/2025

๐Ÿคฐ๐Ÿผ๐—™๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ป๐—ผ๐—ณ๐—ผ ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ผ๐—ธ๐—ฎโ‰
Azo atao ve?
Inona no ilaivana an'izany?
Dia ahoana raha tsy nisy firaisana mihitsy tamin'ny bevohoka?

Salama daholo tompoko๐Ÿ‘‹๐Ÿฝ
Efa niresaka mahakasika izany aho fa averiko kely eto androany.

๐Ÿ”บInona ny antony mampalaina ny vehivavy bevohoka sasany manao izany RS izany๐Ÿ‘€?
(Ampisehoy an'i ramose ito๐Ÿ˜‰)
๐Ÿ‘‰๐ŸพRaha ao anaty telo volana voalohany dia misy ilay fambara tsy mahafinaritra toy ny maloiloy, reraka diso tafahoatra, marary loha, be rivotra ny kibo sns... any ka lasa tsy afaka ny ahazo tsirony akory ilay futures mamans eo am-panaovana RS (tsy voatery ny rehetra akory iny);
๐Ÿ‘‰๐ŸพMitombo ary lasa miha-mavesatra ny nono ka mety marary be mihitsy raha mbola miampy firaisana;
๐Ÿ‘‰๐ŸพTsy mahazatra ilay vatana miova dia mbola tsy ร  l'aise mihitsy na ny hanala akanjo eo imason'i ramose ary;
๐Ÿ‘‰๐ŸพMatahotra fotsiny tsotr'izao sao tsy mety amin'ilay zazakely..

๐Ÿ”บFa azo atao ary ve ny miray ara-nofo rehefa bevohoka e๐Ÿ‘€?
๐Ÿ‘‰๐ŸพENY, raha tsy misy olana ara-pahasalamana sy tsy misy fandrarana manokana nataon'ny mpitsabo.
๐Ÿ‘‰๐Ÿพ TSIA, raha sanatria ka afa-jaza matetika teo aloha, miloloha ahitra ny zazakely, misy aretina mifindra amin'ny alalan'ny RS ny neny na ny dada, manana olana amin'ny col toy ny misokatra aloha loatra ka mety hiteraka zaza tsy tonga volana, misy rร  mandeha ny fivaviana, manana tosi-drร  avo loatra na aretin'ny voa, ....

๐Ÿ”บInona ary ny voka-tsoa azo avy amin'ny fanaovana firaisana rehefa bevohoka๐Ÿ‘€?
๐Ÿ‘‰๐ŸพFanamafisana ny fifandrasaina sy ny fifankatiavan'ny dada sy neny;
๐Ÿ‘‰๐ŸพMampihena ny stress, adin-tsaina sy fahakizintinana rehetra iny;
๐Ÿ‘‰๐ŸพRehefa manakaiky ny DPA dia manalefaka sy manamora ny fisokafan'ny col;..
(Tsapan'ny zaza ao an-kibo rehefa faly foana neny๐Ÿฅฐ, tsapany ihany koa raha sanatria malahelo na manana olana๐Ÿฅบ, tsapany rehefa mifankatia be sy milamina tsara dada sy nenyโœจ)

๐Ÿ”บRaha tsy nisy RS mihitsy teo am-pitondrana vohoka dia
๐Ÿ‘‰๐ŸพTsy maninona izanyโœ…
๐Ÿ‘‰๐ŸพArahana

Iza avy lay niteny tato hoe kambana ny zanak'i Myh en MbaLait ๐Ÿค—๐Ÿค— Lahy kely Ray ihany hono ny tao e  โค๏ธ ndao hirary soa a...
04/03/2025

Iza avy lay niteny tato hoe kambana ny zanak'i Myh en MbaLait ๐Ÿค—๐Ÿค— Lahy kely Ray ihany hono ny tao e โค๏ธ ndao hirary soa azy โค๏ธ๐Ÿ‘Œ

๐Ÿคฉ๐ŸคฉMamii aniee zany e iza avy lay  Maman maniry vavy kely ato ?,๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜ Aza adino mi abonnez ny Page tsika an ๐Ÿง๐Ÿง
27/02/2025

๐Ÿคฉ๐ŸคฉMamii aniee zany e iza avy lay Maman maniry vavy kely ato ?,๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜ Aza adino mi abonnez ny Page tsika an ๐Ÿง๐Ÿง

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Futur Maman posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share