Sopapa Fitia

Sopapa Fitia COACH DE VIE ET PSYCHOTHERAPEUTE Formation des Adultes et des Jeunes

15/04/2026

Tsarava tompoko ô
Ry ❤️ Bakobako roa ❤️
Marina fa mihasarotra ny famelomana ny ankohonana ka miara-misalahy ny Ray sy ny Reny. Fa mila miezaka hatrany manome fitiavana ny zanaka araka izay tratra MBA tsy ho lehibe ny fahabangana eoa amin'ny fanabeazana azy.
Niry RAJAOFALY Sopapa Fitia

13/04/2026

Tsarava tompoko ô
Rehefa nindramina fa tsy nomena dia averina na vola na zavatra.
RAJAOFALY Niry Manj'art Sopapa Fitia

11/04/2026

Tsarava tompoko ô
Tsy moramora ny maka ny toetran'olona iray. Mila manaiky sy mahalala ny fetran'ny zavatra vitanao MBA tsy haka toetran'olona dia ho sahirana ary manimba zavatra.
RAJAOFALY Niry Manj'art Sopapa Fitia

10/04/2026

Tsarava tompoko ô
Ry ❤️ Bakobako roa ❤️
Raha vao avy nisaraka tamin'ny olon-tiana dia aleo maka fotoana handaminana ny fiainana anaty aloha vao mitia indray raha mbola mieritreritra izany. Misoroka olana maro any aoriana any izany.
Mirary Soa.
RAJAOFALY Niry Manj'art Sopapa Fitia

07/04/2026

Tsarava tompoko ô
Mandeha azy ny fahalalana ny olona tena tia anao tsisy ezaka izany fa mandeha ho azy fa raha ianao irery no manao ezaka dia fitiavana mandeha ila izany ary tsy haharitra.
RAJAOFALY Niry Manj'art Sopapa Fitia

07/04/2026

Tsarava tompoko ô
"Izay mangina volamena."
Misy fotoana hitenenana dia misy fotoana hahanginana.
Tsy resy tsy akory ny olo-mangina.
RAJAOFALY Niry Manj'art Sopapa Fitia

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261331199031

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sopapa Fitia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category