Pr. Lalatiana- Fiainana tony sy milamina

Pr. Lalatiana- Fiainana tony sy milamina Torohevitra momba ny fahasalamana
"Ny fahasalamana no voalohankarena"

27/04/2025

Je louerai toujours mon grand ami fidรจle et tendre ๐Ÿ˜. Comment ne pas le louer pour tous ses bienfaits ?

09/04/2025
Save the date : Manantena hifankahita aminareo indray ny tenako ...Mirary sabata mahafinaritra๐Ÿ™
05/04/2025

Save the date :
Manantena hifankahita aminareo indray ny tenako ...Mirary sabata mahafinaritra๐Ÿ™

19/10/2024

Ianareo ๐—ท๐—ฒ๐˜‚๐—ป๐—ฒ๐˜€ no ifantohako amin'ity fotoana iray ity.

Misy fomba fijery sy fomba fanao tsy maintsy anananao tanora raha tsy izany hatahorana ny hoavinao.

๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ต๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ฑ๐—ฎ๐˜๐˜†:๐Ÿ“… ๐Ÿฎ๐Ÿณ ๐—ข๐—ธ๐˜๐—ผ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ - ๐Ÿฌ๐Ÿณ ๐—ก๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ

๐—œ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ, ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.

๐˜ˆ ๐˜ต๐˜ณรจ๐˜ด ๐˜ฃ๐˜ช๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ตรด๐˜ต ๐˜ฎ๐˜ฆ๐˜ด ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ด !!!

๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐ŸŠ๐Ÿ‹๐ŸŒ๐Ÿ‰๐Ÿ‡๐Ÿ“๐Ÿซ๐Ÿˆ๐Ÿ’๐Ÿ‘๐Ÿฅญ๐Ÿ๐Ÿฅฅ๐Ÿฅ
19/10/2024

๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐ŸŠ๐Ÿ‹๐ŸŒ๐Ÿ‰๐Ÿ‡๐Ÿ“๐Ÿซ๐Ÿˆ๐Ÿ’๐Ÿ‘๐Ÿฅญ๐Ÿ๐Ÿฅฅ๐Ÿฅ

19/02/2024

Je vous dis ร  bientรดt.

15/02/2024

Mens sana in corpore sano.

โ™ฆ๏ธ๐—ฃ๐—”๐—ฅ๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—ฆ-๐—˜๐—กRegardez la vidรฉo.Rรฉserver votre place au โ˜Ž๏ธ 038 13 093 66
15/02/2024

โ™ฆ๏ธ๐—ฃ๐—”๐—ฅ๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—ฆ-๐—˜๐—ก

Regardez la vidรฉo.
Rรฉserver votre place au โ˜Ž๏ธ 038 13 093 66

10 000 followersMankasitraka ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™
12/02/2024

10 000 followers
Mankasitraka ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

06/02/2024

Amin'ny teny fohy, zarao amin'ny hafa, ampio ny hafa.

Torohevitra momba ny fahasalamana
"Ny fahasalamana no voalohankarena"

โ˜€MAFANA BE NY ANDRO!!โ˜€ Manomboka izao ny awanani ry zareo. Tsara atao sakaizantsika akaiky ny rano๐Ÿถ๐Ÿ‘‹Fantatrao ve? ๐Ÿ’งNy fi...
21/10/2023

โ˜€MAFANA BE NY ANDRO!!โ˜€

Manomboka izao ny awanani ry zareo. Tsara atao sakaizantsika akaiky ny rano๐Ÿถ

๐Ÿ‘‹Fantatrao ve?

๐Ÿ’งNy fisotroana rano dia manatsara ny fahasalaman'ny vatanao. Miaro ny ao anatinao tsy ho maina.

๐Ÿ’งMandanjalanja ny hafanan'ny vatanao. Izay miteraka ny atsembohana, izay fomba iray mampangatsitsiaka ny vatanao ara-boajanahary.

๐Ÿ’งManampy amin'ny fandevonan-kanina.

๐Ÿ’งManala idem loto anatin'ny vatanao.

๐Ÿ’งManatsara ny oditra.

๐Ÿ’งManamafy ny hery fiarovana.

๐Ÿ”ฐNy olona iray dia tokony misotro rano 8 vera isanandro. Na 1,5L anatin'ny andro iray.

Ilain'ny vatanao ny rano, indrindra amin'izao andro mafana be izao.

Mirary fiainana feno fahasalamana hoantsika rehetra.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pr. Lalatiana- Fiainana tony sy milamina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share