Nos Enfants Extraordinaires

Nos Enfants Extraordinaires Cette page est dédiée pour contribuer à l'équité des enfants différents (autistes,trisomiques,albinos,IMOC,...)à travers des sensibilisations et soutien .

👉Harentsoa Fandresena dia bénévole teto anivon'ny Association Nos Enfants Extraordinaires nanomboka tany am-boalohany.🫂T...
24/06/2025

👉Harentsoa Fandresena dia bénévole teto anivon'ny Association Nos Enfants Extraordinaires nanomboka tany am-boalohany.
🫂Tsy nanadino izy fa faly nizara hafaliana sy arendrina ho an'ireto zandry tinaizany rehefa niverina kely iala-sasatra eto an-tanindrazana.
🫂Mahaleova- Mahalasana ZOKY.

🎯Araraoty ny fotoana azo anaovan-tsoa ary ataovy .
💙Nos Enfants Extraordinaires

🎯Iaraha-mahalala ny fahasarotana sedraina amin'ny fandraisana an-tànana ny ankizy toy ireto beazinay.🙌Tsy angataka foana...
24/06/2025

🎯Iaraha-mahalala ny fahasarotana sedraina amin'ny fandraisana an-tànana ny ankizy toy ireto beazinay.
🙌Tsy angataka foana fa manefa izay tandrify.
🍕 Erikerika mahatondra-drano ka " opération cake" no tontosa.
🙏Fisaorana sy fankasitrahana feno no atolotray anareo rehetra nandray anjara.
💪Tena ipàka feno any @ reto zanaka iaraha-mitaiza ireto Tompoko izany.
💙 Nos Enfants Extraordinaires💙

🎯Jona : volan'ny Ankizy. 🙏Mankasitraka feno ny Samaritan's Purse sy ny Présidence de la République de Madagascar : nizar...
24/06/2025

🎯Jona : volan'ny Ankizy.
🙏Mankasitraka feno ny Samaritan's Purse sy ny Présidence de la République de Madagascar : nizara fanabeazana, nitrotro am-bavaka ary nitondra fanomezana ho an'ireto hafakelinay.
💪Hery lehibe ho anay hatrany ny fahatsiarovana fa any ho any misy zaza na dia hafakely dia zaza hatrany sy tokony isitraka Zo feno: milalao,mianatra,misakafo...ary maivana tokoa rehefa miampy VAVAKA.
Nos Enfants Extraordinaires

🔊Appel aux dons  🔊Antso ho an'ny tolo-tanàna 🎯Ho fanatsarana ny fandraisana an-tanàna ireto zaza beazinay, dia nanaiky n...
19/06/2025

🔊Appel aux dons
🔊Antso ho an'ny tolo-tanàna
🎯Ho fanatsarana ny fandraisana an-tanàna ireto zaza beazinay, dia nanaiky ny Madazon logistics hitondra maimaim-poana ho aty Madagasikara ireo fanampiana voaangona.
💙Manao antso izahay, rehetra ao Frantsa: fitaovam-pianarana, kilalao,fanafody,...
💪🙏Misaotra sahady.
🇲🇫De nombreux enfants en situation de handicap n'ont pas accès aux soins, à l'éducation ou au matériel adapté.
🤏Un geste peut faire une très grande différence.
🫶Faites un don, offrez-leur une chance de s'épanouir.
💪🙏Merci pour votre solidarité.
Nos Enfants Extraordinaires

🎯Tontosa io maraina io ny hetsika, izay nitondrana ireto ankizy beazinay tetsy  Zoologique Tsimbazaza 📌Tanjona tamin’ity...
16/06/2025

🎯Tontosa io maraina io ny hetsika, izay nitondrana ireto ankizy beazinay tetsy Zoologique Tsimbazaza
📌Tanjona tamin’ity hetsika ity ny hanomezana fahafahana ny ankizy hianatra amin’ny fomba mivantana sy hahafantatra bebe kokoa ny tontolo iainana sy ny karazan-javaboahary eto Madagasikara.

🙏Mpanabe, mpikarakara, ary ny Ray aman-dReny rehetra izay nanampy tamin’ny fahatomombanana

🧩Manantena izahay fa hitondra fiantraikany tsara eo amin’ny fivelaran’ny ankizy sy ny fanabeazana manokana ho azy ireo izany Nos Enfants Extraordinairesaires

Arabaina daholo nahatratra ny P***a 2025.Mirary fety sambatra.Nos Enfants Extraordinaires
20/04/2025

Arabaina daholo nahatratra ny P***a 2025.Mirary fety sambatra.
Nos Enfants Extraordinaires

🗨02 aprily: Andro iraisam-pirenena ho an'ny fampahafantarana ny "autisme".💙Nandray anjara feno ho amin'izany izahay teto...
02/04/2025

🗨02 aprily: Andro iraisam-pirenena ho an'ny fampahafantarana ny "autisme".
💙Nandray anjara feno ho amin'izany izahay teto Nos Enfants Extraordinaires ary indrindra tonga niara nientana taminay teto anio ny solombavambahoakan'Antsimondrano Raharimanarivo.
🙏Misaotra azy manokana satria eny ifotony tokoa no tokony ahafantarana ny "autisme"sy afahana mitondra fanatsarana.

J-1 Journée mondiale de sensibilisation à l'autisme Tous en bleu
01/04/2025

J-1
Journée mondiale de sensibilisation à l'autisme
Tous en bleu

👉Nandalo teny Nos Enfants Extraordinaires  ny "Ubongo Kids" androany, nanatanteraka tombana ny @ fahaizan'ny ankizy mama...
18/03/2025

👉Nandalo teny Nos Enfants Extraordinaires ny "Ubongo Kids" androany, nanatanteraka tombana ny @ fahaizan'ny ankizy mamaha olana sy manatanteraka toromarika.
🥰Hery lehibe ho anay hatrany ny fitsidihana sy fifanakalozan-kevitra ary fifanampiana .

🥰Rehefa ny ankizy no mikalo ho an'ireo ankizy namany🫶Tsy diso anjara tamin'ny fankalazana ny "Global Children's Day" ny ...
16/03/2025

🥰Rehefa ny ankizy no mikalo ho an'ireo ankizy namany
🫶Tsy diso anjara tamin'ny fankalazana ny "Global Children's Day" ny ankizy beazinay.
🫂Nisy antsan-kira sy tolota-tanàna nataon'ny MINENF Mahazo teny an-toerana noho izany ary tena fifampizarana feno no niarahana.
🙏Mankasitraka ny ekipa sy mpikambana ao izahay eto @ Nos Enfants Extraordinaires .

Ho fankakazana ny Andro manerantany ho an'ny ankizy,iarahana amin'ireo ankizy avy ao amin'ny MINENF Mahazo Soamanandrari...
10/03/2025

Ho fankakazana ny Andro manerantany ho an'ny ankizy,iarahana amin'ireo ankizy avy ao amin'ny MINENF Mahazo Soamanandrariny ny Alahady 16 Mars 2025 eto Ambohiparaky Itaosy Nos Enfants Extraordinaires manomboka 10:30 ka hatramin'ny 12 Ora.

😍Nandray anjara tamin'ny "Journée des écoles" izahay. 🌴Namboly voakanzo sy nanadio ny manodidina ihany koa. 💪Misaotra ny...
01/03/2025

😍Nandray anjara tamin'ny "Journée des écoles" izahay.
🌴Namboly voakanzo sy nanadio ny manodidina ihany koa.
💪Misaotra ny ekipa rehetra, ny Ray aman-dreny, ny ankizy beazina rehetra fa tontosa tsara izay nokasaina.

Address

Ambohiparaky Itaosy Arrêt Gendarme
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261338292180

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nos Enfants Extraordinaires posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram