27/11/2025
🔴Faran'ny Volan'ny Fanentanana momba ny Diabeta sy Zoma Mainty: Tolotra Manokana!🔴
Na dia efa lasa aza ny Andro Maneran-tany ho an'ny Diabeta tamin'ny 14 Novambra, dia manohy manohana ny fanentanana izahay hatramin'ny faran'ny volana!
Ary ho an'ny Zoma Mainty, faly izahay manolotra anao fihenam-bidy goavana 60% amin'ny fitaovam-pitsapana ny siramamy ao amin'ny ra Exactive EQ Simple.
⭐ Nahoana no misafidy ny Exactive EQ Simple?
• Tsotra sy mora ampiasaina, araka ny anarany
• Misy kojakoja miaraka aminy:
Bandelettes 10 maimaim-poana
Fanjaitra 10 maimaim-poana
Fitaovana fanaovana tsindrona mba tsy hahazoana marary loatra
• Mety na dia ho an'ny olona tsy mpiasan'ny fahasalamana aza
..
🔴 Fin du Mois du Diabète + Black Friday : Super Promotion !🔴
Même si la Journée mondiale du diabète du 14 novembre est déjà passée, nous continuons à soutenir la sensibilisation jusqu’à la fin du mois !
Et pour le Black Friday, nous avons le privilège de vous offrir une méga promotion de –60% sur notre glucomètre Exactive EQ Simple.
⭐ Pourquoi choisir le Exactive EQ Simple ?
• Machine simple et facile à utiliser, comme son nom l’indique
• Déjà accessoirisée :
10 bandelettes offertes
10 lancettes offertes
Un stylo autopiqueur pour rendre la piqûre plus douce
• Convient même aux personnes non professionnelles de santé
..
🔴End of Diabetes Awareness Month + Black Friday: Super Promotion!🔴
Even though World Diabetes Day on November 14 has already passed, we are continuing to support awareness until the end of the month!
And for Black Friday, we are pleased to offer you a mega promotion of 60% off our Exactive EQ Simple blood glucose meter.
⭐ Why choose the Exactive EQ Simple?
• Simple and easy to use, as its name suggests
• Comes with accessories:
10 free test strips
10 free lancets
A lancing device to make the prick gentler
• Suitable even for non-healthcare professionals
Contactez-nous, vos commandes sont les bienvenue.
🟡034 14 499 32
🔴033 76 499 32
🟠032 89 620 19
🔔Livraison Tana (Gratuit Tana ville) et Province.