Allô Docteur natoraly

Allô Docteur natoraly Ny fahasalamana no Voalohan-karena

MIARAHABA OOOO!!!FANAFODY BIO NATUREL MAMPIHENA KIBO FOTSINYMAMPIHENA VATANA REHETRA TSY MISY EFFET SECONDAIRE MP RAHA M...
17/09/2024

MIARAHABA OOOO!!!
FANAFODY BIO NATUREL
MAMPIHENA KIBO FOTSINY
MAMPIHENA VATANA REHETRA
TSY MISY EFFET SECONDAIRE
MP RAHA MAHALIANA ANAO

Salama o ! 😊😃 Fadim-bolana mivaingambaingana❓ Miangona ao anaty ve ny rà rehefa manao FISA❓ Fadim-bolana efa mijanona di...
26/07/2024

Salama o ! 😊😃

Fadim-bolana mivaingambaingana❓ Miangona ao anaty ve ny rà rehefa manao FISA❓ Fadim-bolana efa mijanona dia miverina mandeha indray…
‘Ndao ndray resahana e 😊😃😃😃

1⃣Fantaro aloha hoe avy aiza ny fadim-bolana❓
🔸Indraipa isam-bolana dia misy atody iray matoy ao @ vehivavy. Iny ny ovulation
🔸Miaraka @ izay ko dia miha matevina be ny anatin’ny tranon-jaza satria miomana mba hipetrahan’ny zaza
👉Raha tsy mihaona nefa ny tsirin’aina lahy sy vavy na tsy nisy firaisana t@ andro mahalonaka 😕 dia miendaka sy potika io atin’ny tranon-jaza natevina io ary mivoaka ety ivelany : Iny fadim-bolana hitantsika iny 😁
☝Izay no mahatonga ny fadim-bolana misy ohatran’ny potika atikena, NORMAL IZANY 😌

2⃣Rehefa manao FISA dia mety tsy handeha fadim-bolana, makaiza izany ilay rà❓
Misy karazana FISA tsy mampandeha fadim-bolana (tsy izy rehetra)
❌❌❌DISO, TENA DISO ny tsaho hoe miangona ao anaty ilay rà ary mankarary (T@ zaho mbola tsy sage femme dia tena nino hoe miangona ao lay rà ary mankarary 😅)

🔸Rehefa manao FISA dia lasa tsy misy ilay famokarana atody (ovulation)
🔸Tsy misy koa ilay tranon-jaza miha matevina nazavaiko teo (na miha matevina fa kely fotsiny).
👉Ka Rehefa tsy misy ilay tranon-jaza miha matevina dia normal be raha tsy misy koa ilay hoe miendaka sy potika mivoaka aty ivelany = tsy misy fadim-bolana 💁
Aza manaiky ampitahorina intsony ary fa tsy misy rà miangona zany ao 😘😘😘

3⃣Farany, ny fadim-bolana tsy hoe mandeha be tsy mijanona ao 6 andro, fa mandeha kely dia mijanona, mandeha kely dia mijanona, ary toy izay hatrany😉. Miha mifanalavitra sy mihakely ilay rà mivoaka.
👉Izay no mahatonga ilay efa mijanona dia ampitson’iny misy mandeha kely indray 😲
TSY ARETINA, ary izay mihitsy no mahatonga ireny serviette hygienique misy habeny, heteviny samihafa ireny e❗
Dia mbola softex hatrany aloha no haiko hoe manana gamme hisafidianana izay ilaina rehetra 👍👍👍
🌸Violet na bleu no anombohana azy (reto no matevina)
🌸Avy eo avadika rose
🌸Ary pro

26/07/2024
Mila mitandrina
09/01/2024

Mila mitandrina

« TOXOPLASMOSE », tandremo fa maha-afa-jaza !Aretina isan’ireo tsy tokony hahazo ny vehivavy mitondra vohoka mihitsy ny ...
09/01/2024

« TOXOPLASMOSE », tandremo fa maha-afa-jaza !

Aretina isan’ireo tsy tokony hahazo ny vehivavy mitondra vohoka mihitsy ny « toxoplasmose ».

Mety hahatonga takaitra maro, eo amin’ny zaza am-bohoka mantsy, io “toxoplasmose” io, indrindra raha nanao fitiliana ilay reny, ka tsy « positif » ny valin’izany.

Miantraika amin’ny zaza ao am-bohoka

Aretina azo avy amin’ny maloton’ny saka ny “toxoplasmose”. Miparitaka eny amin’ny tanana, ny hena, ny legioma sy voankazo izy io, amin’ny alalan’ny rivotra mitondra azy, na amin’ny toerana nisy an’ilay parazita. Tsy misy fiantraikany amin’ny olona tsotra ny “toxoplasmose”, amin’ny ankapobeny, fa any amin’ny zaza ao am-bohoka, no tena atahorana.

Maha-afa-jaza

Amin’ny ankapobeny dia tsy misy soritra hita hoe : tratran’ny aretina « toxoplasmose » ny olona iray izay manana hery fiarovana tsara. Mety hiseho ihany anefa ny hoe : marary kely ny loha, saingy mandalo ihany izany. Ho an’ny zaza am-bohoka anefa dia mety hitarika tsy fahatomombanana amin’ny taova rehetra, na koa fahavoazana any amin’ny ati-doha, na amin’ny maso, ary mety haha-afa-jaza mihitsy io aretina io.

Inona no tokony atao raha tafiditra ao anaty ny “toxoplasmose” ?

· Raha tsy mbola voan’ity aretina ity ilay vehivavy, na mamoaka ny atao hoe “toxoplasmose négative” ny fitiliana nataony, izay midika fa mbola tsy tafiditra ao anatiny ilay “toxoplasmose”, dia mila mitandrina be izy. Tsy mihinana sakafo manta mihitsy, tsy maintsy sasana tsara ny voankazo sy legioma ary voasana, raha hanina manta. Tsy maintsy mitandrintra tsara amin’ny fahadiovan’ny tanana sy ny toeram-pikarakana ny sakafo.

· Raha “positif” kosa anefa ilay fitiliana, izany hoe : efa ao anatiny ilay “toxoplasmose”, dia tsy misy fitandremana tokony ataony intsony.

· Raha ohatra ka “negatif” ilay fitiliana, tany am-boalohany, saingy noho ny tsy fitandremana dia nivadika ho “positif”, dia mila mihinana fanafody omen’ny mpitsabo, hanina mandritra ny fitondrana vohoka.

Mirary soa

🔴🔴 SINUSITE• INONA NO ATAO HOE SINUSITE ?Ny fiandronan'ny bacterie na bibikely (rehefa jerena am microscope) ao amin'ny ...
09/01/2024

🔴🔴 SINUSITE

• INONA NO ATAO HOE SINUSITE ?
Ny fiandronan'ny bacterie na bibikely (rehefa jerena am microscope) ao amin'ny sinus no atao oe Sinusite. Ny Sunis moa dia izay lalan'ny rivotra ao am faritry ny tava, eo am takolaka sy ny handrina no misy azy

• Mizara 2 ny atao hoe sinusites
- 1-SINUSITE ACUTE ( fitombon'ny bacterie izay tsy mihoatra ny 4 semaine )
- 2-SINUSITES CHRONIQUE ( habetsahan'ny bacterie mamoaka fofona izay maherin'ny 3mois )
Manomboka eo amin'ny 12ans ny olona dia mety ahitana ny Sinisute

• AHOANA_NY_FISEHOANY ?
- Marary andoha lava
- Tsentsina ny orona, tsy afa-miaina tsara
- Manavy sady mikohaka
- Mety marary ny nify
- Mety marary ny maso
- Mety marary ny sofina
- Tsy maheno fofona
- Tsy maheno tsiro
- Reraka lava
- Mavesatra ny loha refa miondrika na mamindra
- Manisin-delo matetika
- Kentsona ny feo
- Mavesatra ny maso
- Mivoaka reoaka mavo na maitso ny orona
- Mety mandreoka ihany koa ( misitona any amin'ny orona makany am tenda )

• INONA NO MAHATONGA NY SINUSITE ?
- Ny sery matetika
- Ny bacterie any am fitaovapisefoana rehetra
- Ny fifohana sigara
- Ny allergika ihany koa

• FANAFODY
Mande dokotera dia any misy :
- ANTIBIOTIQUE ( izay hoanina mandritra ny 21jour )
- ANTIHISTAMINUQUE
- DECONGESTIONNANTS(izay marihiko fa tsy azo apesaina mihoatra ny 3jour)
- IMNUNOTHERAPIE

SPRAY (fanadiovana orona) toy ny:
- SERUM PHYSIOLOSIQUE (500ar de mahazo fa nantany aho vo teo eny am pharmacie io)
- FLONASE
- NASONEX sns…
Misy koa any atao goutte am orona izay manamaina ny Mycose (tsiranoka) toy ny : SUDEFED, ACTIFED sns
-Misy koa ny fanafody fanalana fanaintainana (inflamation) toy ny : ADVIL, TYLENOL, MOTRIN, PANADOL (cold,flu) sns
Mety misy fanaovana ACUPUNCTURE (trohana) ,ary refa tsy vita amin'izay dia mety handalo operation (fandindiana ilay marary)

Akoatranzay manana fanafody bio natoraly izahay manasitrana azy tanteraka

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Allô Docteur natoraly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share