28/03/2026
🙂Sakafo 3 tsy azo omena ny saka sy alika o :
👉Ny voaloboka, ny tongolo ary ny "chocolat" dia tsy tsara ho an'izy ireo!
🙂Manana saka sy/na alika ve?
👉Aza adino ny mizara sy manaraka ny pejy o! Misy torohevitra ilaintsika eto.
⏰Minute véto by SOS Vétérinaire Madagascar.
0342200557-0345484008