Dr Tahiry - Sport et Santé

Dr Tahiry - Sport et Santé Médecin, passionné de sport, ensemble on partagera les bienfaits de la pratique sportive �

12/04/2026

« Racistes » tokoa ve ny Malagasy? 🙄
Ahoana ny hevitrao ?
Amin’ny ankapobeny ho valiako hoe « eny » io fanontaniana io; tsy handainga kosa aloha isika fa tena mbola betsaka ireo manana fisainana tia manavaka ny hafa noho ny endriny, noho ny lokony,… 😓

🚨Maha be kibo tokoa ve ny misotro labiera?❓Ataovy mamaky ity ilay akamanao mi’bex be iny 😉🍺Ny labiera dia be kaloria sy ...
10/04/2026

🚨Maha be kibo tokoa ve ny misotro labiera?❓
Ataovy mamaky ity ilay akamanao mi’bex be iny 😉

🍺Ny labiera dia be kaloria sy siramamy, ka raha misotro matetika loatra ianao dia mety hampitombo ny kibonao.
➡️Fa raha vera kely kosa no sotroinao
indraindray, miaraka amin'ny sakafo ara-pahasalamana sy fanaovana fanatanjahan-tena, tsy ho tonga amin'izay ianao. 🏃🏋️
✅Tsy ny labiera no mahatonga ilay be kibo, fa
ny kaloria be loatra amin'ny ankapobeny sy ny tsy fampiasam-batana 🍔🍻
➡️Identifieo ilay akama efa misotro be any izay e!!🙏🏽

03/04/2026

🚨RESAKA NATOKANA HO AN’NY LEHILAHY IRERY IHANY‼️
Samy efa tratran’ity « izay tianao atao » ity avokoa isika rehetra!😡
(Tantarao ao ny anao)
Izy sady efa tsy misy safidy, fa ialahy no asainy mifidy; avy eo mbola tsy mety aminy ilay safidy efa notandremana be😭😭
Aza manahy fa na valinteny A na B lesy, tsy mety aminy foana io.
Ny fetin’ny P***a atao milay aah!
😘

Efa nandre izany hoe « autisme » ve ianao? 🧩 Tsara ho fantatra fa tsy aretina izy io ary tsy mifindra. 🌍 Tsy safidy ny h...
02/04/2026

Efa nandre izany hoe « autisme » ve ianao? 🧩 Tsara ho fantatra fa tsy aretina izy io ary tsy mifindra. 🌍 Tsy safidy ny ho « autiste », fa kosa: maha-izy azy ny olona iray. ✨

Indraindray, tena tsy mora ny andavanandron’ireo olona autistes sy ireo manodidina azy.
🫂 Koa amin’izao andro manerantany ho an’ny fampahafantarana ny autisme izao, dia manolotra fankaherezana feno ho an'ireo olona manana havana “hafakely” aho anio. 🩵 Afaka miaina sambatra tahaka ny rehetra izy ireo nohon’ny fikarakaranareo manodidina,
Mankasitraka !🩵

24/03/2026

24 MARTSA‼️
🛑ANDRO MANERANTANY IADIANA AMIN’NY TIBERKILAOZY ANIO🛑
Mikohoka, mafana hoditra, tsemboka , mihena ny lanja,… ⁉️
✅Mandeana mitily fa maimaim-poana izany🙏🏽


18/03/2026

CREATINE ‼️
Faheno matetika ity zavatra ity, indrindra ho an’ny mpanabokona!
✅Indro ampahafantariko anareo iray minitra monja ny tokony ho hay mahakasika izany!
Mijere finaritra tompoko😘 aza adino ny mizara❤️

🆘Mitady omby ho vidiana izahay izao dieny izao, fa tsy mety mino i Rasoherina hoe nanao baolim-pokontany no nivoahana an...
15/03/2026

🆘Mitady omby ho vidiana izahay izao dieny izao, fa tsy mety mino i Rasoherina hoe nanao baolim-pokontany no nivoahana andro Alahady!
➡️Aiza ono ilay coupe omby hoy i Kiala 😳😳😓

12/03/2026

Real Madrid 🆚 Manchester City
🚨Nametra-panontaniana toa ahy ve ianareo hoe maninona no noesorin’i Donnarumma ny tanany teto??
Nataotra ho main ve izy fa hoe ho tafavoaka ny surface??
Gardien expérimenté izy anefa, tsy tafiditra tamin’ilay lalao loatra ny fijeriko azy 💁🏽🙄
Manehoa hevitra ao @ commentaires ary e!

08/03/2026

8 Martsa 2026
FTFA VS SCB
Ity baolina nodakana ity no naharesen’ Antohomadinika an’i Besarety androany!

08/03/2026

Arabaina zany fa andronareo!
D mba aza kizitina androany fotsiny,
Miangavy!
🙏🏽

03/03/2026

"Tsy afaka mikotrana aho fa bevohoka!" 🤰🏽
Fehezanteny fahenoko loatra 😓
🛑Eeeh! Ny olona mitondra vohoka tsy marary an! Afaka manao sport tsara mihitsy!🛑
☑️Ao anaty vidéo ny andininy!
Aza adino ny mizara ho an'ilay namanao bevohoka dia matory fotsiny ao🤪🙊

01/03/2026

Mankahery anareo Malagasy monina firenena mihatrika ady !

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dr Tahiry - Sport et Santé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share