Dokotera Zafiniavo

Dokotera Zafiniavo ➡️ MÉDECIN URGENTISTE
➡️ MÉDECIN MISSIONNAIRE

👉🏾Mitsabo no safidiko
(4)

21/04/2026

▶️ ovina ianao nahazo Je t'aime farany...?
..😁

20/04/2026

▶️ 100millions d'ariary ny manao transplantation rénale...
..multi millionnaire zany izaho sy ianao manana rein salama 🩺

19/04/2026

▶️ lay madama poids lourds nefa lay talon anaovany lava mahia Kely...
..miazaka ny tsy eran'ny aina, natahotra ah 😁

18/04/2026

▶️ ovina t@ andro niainanao no tsy nisy sakafo hoanina ?...
.. koa nahoana no manahy ny ampitso?

18/04/2026

▶️ ianao mihevitra hoe tsisy antenaina intsony...
..Ny Tompo mbola manana solution maro be ho anao❤️

18/04/2026

▶️ mahatoky loatra / Antso Fahasoavana Zafiniavo
❤️ Atolotra manokana ho an'i zazan'i Bebe, mirary fahasalamana hono.

‼️Hoanao Zay anaty ady Sarotra ihany koa...

Dokotera Zafiniavo

17/04/2026

▶️ Ponne nuit taoly naleo ...😍

17/04/2026

▶️ Vehivavy mitondra vohoka ...
= ..vehivavy mitondra Fahasoavana ❤️

▶️ mivoaka ny trano ianao maraina, mandeha mirijarija , falifaly madama miteny hoe Mazotoa misa chérie...‼️zoma magnifiq...
17/04/2026

▶️ mivoaka ny trano ianao maraina, mandeha mirijarija , falifaly madama miteny hoe Mazotoa misa chérie...
‼️zoma magnifique ny Andro..nahita bandy akama , nirevy nisotro alcool, dizna tsara... lasa nitondra moto hody... mihevitra fa tena favôry ka misetrasetra nefa mamo...
‼️nifanddona tamina fiara ray ianao... ramose avy niasa hody amin'ny vady amanjanaka... nahita loza nohon'ny alcool-nao..
☝🏻 tsy maintsy nitondra anao any am hôpital, ny goûté saika hoentina ho an Zaza tsy Tonga antrano... fa tsy maintsy nikarakara anao tany am hôpital lay raimpianakaviana nodominao ...

natao ny radiographie : tapaka ny taolam-pe....

‼️an'iza ny tsiny ?

1-notakianao honitra Ilay fiara nefa ianao no mamo mitondra fiara.
2- vady amanjanakao sahirana hitsabo.
3- tsy afaka miasa ianao fa tapa-tongotra...Iza no hemolona ny kilonga

4- nosimbainao ny fifalian'ny tokatranon'ilay ramose nitondra fiara hamonjy fodiana nodominao satria ianao mamo mitondra 🏍️...
5-lasa miakatra any am police nohon'ny alcool-nao ihany.
6-.... inona koa?

⛔ sarisary Misy hisainana sy hitandremana.

▶️ scénario io fa tena toy izao lay zava-misy

❤️aza adino ny mizara..
▶️tsindrio ny suivre raha tianao ny hahita hafatra eto amin'ny pejy

‼️aza adino ny mivavaka alohan'ny hivoaka ny trano.

Dokotera Zafiniavo Médecin urgentiste

▶️ Tantara tsy honohono , tsy natao ampitahorana fa mba hisorohana...madama iray manodidina 60 taona 🥺 Fianakaviana : ni...
16/04/2026

▶️ Tantara tsy honohono , tsy natao ampitahorana fa mba hisorohana...
madama iray manodidina 60 taona

🥺 Fianakaviana : nivilana ny tareiny Sady nalemy tampoka ny hilany ankavanana, lasa Moana tampoka ihany koa... tsy hainay hoe saody nasian'ny sasany Sady mipanika .

🩺 natao ny fizahana : tosi-drà ambony be: 200/100 mmHg, mahatsiaro tena fa tsy mahay miteny, hémiplégie droit (tsy afaka mihetsika ny ilambatany ankavanana)

‼️ fantatra tanaty fanadihadiana fa :
1- ambony tosi-drà Izy saingy tsy mihinana fanafody tosi-drà
2- surpoids Izy 85kg 1m 65cm eo
3- Mihinana paraky efa 10 taona mahery Izy fa tsy misotro toaka.
4- tsy manao sport fa miasa mivarotra ka dia mipetraka foana

🩺 nampiahiahy ny ati-doha satria baiko avy ao amin'ny ati-doha no ahafahana manao ireo tsy hainy Atao ireo intsony...

▶️ tsy maintsy manao scanner satria nahiana mafy ho vaky na tsentsina ny lalan-drà ao amin'ny ati-doha....rehefa vita tokoa ny scanner cérébral dia hita fa tsentsina ny lalan-drà anaty ati-doha ka tsy nahazo oxygène ny ati-doha ankavia, io lay antsoina hoe AVC ischémique constitué.

tsy nila fandidiana...

‼️Natao échographie doppler (lalan-drà)ka hita fa misy plaque (menaka mitambatra) eo amin'ny lalan-drà amin'ny tendany, Izay rehefa miendaka dia miakatra any anaty lalan-drà amin'ny ati-doha ka manentsina azy. ➡️ AVC ischémique
‼️Ary ny tahan'ny cholestérol ratsy (LDL) dia ambony be.

🩺 fitsaboana natao :
👉🏻 fanafody landrindra ny tosi-drà
👉🏻fanafody mampikorina rà mba hanatsara ny fahaizan'ilay ati-doha oxygène
👉🏻fanafody mampidina ny tahan'ny cholestérol ratsy (LDL)
👉🏻 kinésithérapie
⛔ajanona ny paraky

‼️izay no mahatonga ny hafatra:

1-ahenao io hatavezana io , sakafo matavy io!!
2- 30 taona miakatra: Mijereva tosi-drà
3- araho ny torimariky ny mpitsabo raha ambony tosi-drà
4- ajanony alcool sy sigara, paraky
5- Manaova fanatanjahantena
6-mihinanana voankazo , légumes

❤️aza adino ny mizara an 😊
🥰 samia tahian'Andriamanitra dia aza adino ny mivavaka

Dokotera Zafiniavo

😁 Lay sexe aloha no mahamaika anay Dokotera a 😀 sa hoe raha tsy tia sexe tsy vita io Zaza io 😁➡️Ny échographie obstétric...
15/04/2026

😁 Lay sexe aloha no mahamaika anay Dokotera a 😀 sa hoe raha tsy tia sexe tsy vita io Zaza io 😁

➡️Ny échographie obstétricale dia atao mandritra ny fitondrana vohoka mba:

👉🏿 Hijerena sy hanaraha-maso ny:

1. Ny fahaveloman’ny zaza ao an-kibo (vie fœtale)
2. Ny isan’ny zaza (tokana sa kambana)
3. Ny fitomboany sy lanjany (croissance)
4. Ny toerana sy fahamatoran’ny placenta na tavony
5. Ny habetsaky ny ranon-dohany (liquide amniotique)
6. Ny anatomie: hijerena raha misy fahasembanana (malformation)
7. Ny sexe (garçon lahy / fille vavy), raha tiana fantarina
8. Ny toerana sy fandrin'ny tranon-jaza
9. Fanombanana ny daty mety hiterahana (âge gestationnel sy terme)
10. Fanaraha-maso rehefa misy olana: mandeha rà (saignement), marary ny kibo( contractions), mandeha rano...

---

👉🏿🗓️ Raovina, Impiry no manao échographie obstétricale ? In-telo raha Kely indrindra araka ny OMS, Azo Atao ny manao Echographie isambolana satria tsy manimba Zaza ny Échographie.

- 1ère échographie (voalohany): 12 SA (semaines d’aménorrhée) na 3volana
- 2e échographie (faharoa) : 22 SA na 5volana
- 3e échographie (fahatelo): 32 SA na 8volana

🔀 'Ndeha hizara fiainana , samia tahian'Andriamanitra

Dokotera Zafiniavo

▶️ ktrak 😬... tsy Nasiana anesthésie io a... mafy nareo madama eee... épisiotomie 🩺fa asina anesthésie kosa lay manjaitr...
15/04/2026

▶️ ktrak 😬... tsy Nasiana anesthésie io a... mafy nareo madama eee... épisiotomie

🩺fa asina anesthésie kosa lay manjaitra azy e...

❤️ho ela velona ianareo reny eee

Dokotera Zafiniavo

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dokotera Zafiniavo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category