13/08/2025
🤱"𝐍𝐞𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐙𝐚𝐳𝐚, 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐦𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐡𝐚𝐲 𝐡𝐚𝐝𝐢𝐧𝐨𝐢𝐧𝐚” 🩷🩷🩷
❗ 📷𝐂𝐎𝐍𝐂𝐎𝐔𝐑𝐒 𝐏𝐇𝐎𝐓𝐎𝐒 : 𝑍𝑎𝑟𝑎𝑜 𝑛𝑦 𝑠𝑎𝑟𝑖𝑛𝑎𝑜 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑧𝑎𝑛𝑎𝑘𝑎𝑜 ! ❗
👉Fotoana manan-danja ho an’ny zaza ny fampinonoan’i Neny 🤱
👉Fotoana manohy ny fifandraisana mamy kely nanomboka 🤗hatrany an-kibo
👉Neny koa dia miezaka mampinono ny zaza foana amin’ny fotoana rehetra 👩👧👧
👉Ary i Neny, eo foana hatray hatrany : mampinono, mampisakafo, mampilalao, manome fitiavana tsy misy fetra. 🥰
❗Reny mananan-janaka latsaky ny 2 taona ve ianao ?
❗Zarao eto amin’ny commentaire ny sary mamy iombonan’i Neny sy Zaza : sary mampinono, na mampisakafo, na manafosafo, na mampilalao sns.
“Fotoana sarobidy miaraka amin’ny Reny”
❗𝐈𝐳𝐚𝐲 𝐬𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 “𝐫𝐞́𝐚𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬” (𝐉’𝐚𝐢𝐦𝐞, 𝐉’𝐚𝐝𝐨𝐫𝐞, 𝐒𝐨𝐥𝐢𝐝𝐚𝐢𝐫𝐞) 𝐛𝐞𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐧𝐨 𝐡𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐥𝐨𝐤𝐚 !
🕛❗🎊🎉Mandraisa anjara hatramin’ny 31 Aogositra 2025
PS: Entano koa ny namanao hifidy na hizara!