Dr Jean Ernest

Dr Jean Ernest Ity Pejy ity dia natao hifampizarana izay mahasoa, izay mahafinaritra sy izay mahasalama
😁😀😀😀😀

**🌸 Octobre Rose : Dépistage du cancer du sein 🌸**Mes Dames, Mes Demoiselles Octobre est le mois de la sensibilisation a...
21/10/2024

**🌸 Octobre Rose : Dépistage du cancer du sein 🌸**

Mes Dames, Mes Demoiselles

Octobre est le mois de la sensibilisation au cancer du sein. Le dépistage précoce est crucial 💖 : il augmente les chances de guérison et réduit les traitements lourds.

**Agissez :**
- **📅 Mammographie :** À partir de 50 ans, dépistage tous les deux ans.
- **🩺 Auto-examen :** Soyez à l'écoute de votre corps.

Encouragez vos amies à se faire dépister 🤝. Ensemble, luttons contre le cancer du sein ! 💪💕

Prenez soin de vous ! 🌟

Miarahaba o Miakatra dia miakatra ny tahan'ny olona voan'ny Aretina VIH/SIDA ka indro omena antsika ireo mety fomba hifi...
04/09/2024

Miarahaba o
Miakatra dia miakatra ny tahan'ny olona voan'ny Aretina VIH/SIDA ka indro omena antsika ireo mety fomba hifindrany sy tsy mampifindra azy

/SIDA

12/08/2024

Ny Moto marina ve izany manana code de la route azy manokana ??
Moramora ihany Fa manimba olona maro ny tsy fitandremanareo

❌ Tsy tokony hahamenatra ge ny manao Fanabehazanaizana eh,Aoka izay Fanalan-jaza isakin'ny mihetsika efa misy in telo an...
09/08/2024

❌ Tsy tokony hahamenatra ge ny manao Fanabehazanaizana eh,

Aoka izay Fanalan-jaza isakin'ny mihetsika efa misy in telo anatin'ny taona ny an'ny sasany
Sy Fanarina zaza sahalan'izao

✅Manatona toeram-pitsabona le retsy a

(Sary indrana )

08/08/2024

Eto Madagascar iany no misy an zao hoe aza mipipy eto dia eo izy no mipipy
Tsy azo hanarina fako dia eo manary fako 🙄

Bonjour ziaby , Kopa tanana kely ho an' izay rehefa tsy misy atao iny dia raikitra ity lalao ity na rehefa misy mitangor...
09/07/2024

Bonjour ziaby , Kopa tanana kely ho an' izay rehefa tsy misy atao iny dia raikitra ity lalao ity na rehefa misy mitangorona izay eny andalana dia efa izy izay✋👋

Kilalao mafinaritra :
-Mampifandray,
-Mampahay stratégie,
-Mampianatra mahay manaraka lalana ,
-Mila vokatra ny zavatra atao,
-Mampianatra fitoniana ,
-Mampianatra faharetana,
-Manatsara ny fitadidiana,
-Mampialavoly

Iza daolo ireo tia mampody ireny ? 🤣??🤣

Mangatsiaka izao ny Andro  🥶  🥶 🥶 Maro be ny voan'ny sery  miampy marary tenda ,mikoaka foana Manaova mafana tsara foana...
03/07/2024

Mangatsiaka izao ny Andro 🥶 🥶 🥶

Maro be ny voan'ny sery miampy marary tenda ,mikoaka foana
Manaova mafana tsara foana aloha
💧 Mazotoa misotro Rano, Maka aina tsara ,aza manao reraka be
Afaka mbola manao masque tsara mihintsy ge izao eh , mampahafana sy miaro anao
O raha Olona eh rehefa mievona mba ao amin'ny kionao na anaty mouchoir,
Manasa tanana matetika , asio rivotra foana mandalo ao amin'ny toerana misy anao
Sakafo mampiakatra hery fiarovana no tsara hoanina sahalan'ny
Yaourt 🍶,Citron 🍊, Akondro 🍌,Hena 🍖, Tsaramaso , Tsesisa🍲 ,Karoty 🍠

26/06/2024

📯Arabaina
Tratry ny Asaramanitra ✨🚡🇲🇬

Androany dia Tsaroana manokana ireo Ray rehetra ka miarahaba Anareo 🌟🌠☀mirary soa sy fahombiazana🎊🎉✨Ho salama hatrany 👌 ...
16/06/2024

Androany dia Tsaroana manokana ireo Ray rehetra ka miarahaba Anareo 🌟🌠☀
mirary soa sy fahombiazana🎊🎉✨
Ho salama hatrany 👌

10/06/2024

Tsy dia ny tambavy loatra no ratsy fa ny fatrany no mila atao tsara ge eh , Bonne journée Jiaby

💁‍♂Aza adino ny mibrosy nify farafahakeliny in-droa isan-andro🤩Na amin'ny fil dentaire na Brosse à dent 😷Mandehana matet...
03/06/2024

💁‍♂Aza adino ny mibrosy nify farafahakeliny in-droa isan-andro🤩
Na amin'ny fil dentaire na Brosse à dent 😷
Mandehana matetika mijery dentiste fa tsy hanenenanao ! 🦷✨
Mba ho tsara foana ny Tsikinao 😁😁😁

Est ce que vous connaissez qu'il n'est pas bon de porter un soutien gorge durant la nuit ? et oui Porter un soutien-gorg...
02/06/2024

Est ce que vous connaissez qu'il n'est pas bon de porter un soutien gorge durant la nuit ? et oui Porter un soutien-gorge en dormant peut causer des irritations de la peau, entraver la circulation sanguine et gêner le sommeil.
Pour un repos optimal, préférez dormir sans soutien-gorge !
Alors Messieurs vous savez quoi faire si elles oublient 😉😉🙃😁

"

Address

Ambolokandrina
Antananarivo
101

Telephone

+261341237727

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dr Jean Ernest posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share