TSIRO Siratany Malagasy

TSIRO Siratany Malagasy Convient à toute personne ayant de l'hypertension. Sel gemme riche en potassium. Sel à ajouté dans vos repas quotidiens sans risque d'hypertension.

Tsiro, Siratany Malagasy est le sel gemme du Sud de Madagascar convenant à toute personne ayant l’hypertension. Il a une valeur sanitaire qui aide à la bonne circulation du sang, du fait de la quantité de sodium et potassium qu'il contient.




06/06/2024
  SELFY Iza ilay mitia sakafo natoraly. Aza adino fa ny   SELFY izay vokarinay dia natoraly 100%. Tsy mitapoka na mifang...
07/02/2024

SELFY
Iza ilay mitia sakafo natoraly. Aza adino fa ny SELFY izay vokarinay dia natoraly 100%. Tsy mitapoka na mifangaro sira hafa. Mandalo sivana.
Mety ho an'ny olona diabétiques, olona be tension,
Isan'ny mampihena ny produit chimique amin'ny sakafo ny fampiasana azy.
700ar ny iray, 🚙🛵 afaka manao livraison.

21/11/2023
La Team TSIRO Siratany Malagasy vous souhaite une très belle année 2023! Toute l'équipe vous remercie pour cette année 2...
01/01/2023

La Team TSIRO Siratany Malagasy vous souhaite une très belle année 2023!
Toute l'équipe vous remercie pour cette année 2022 passée ensemble et une année très particulière :
merci de votre soutien et de votre confiance, vous nous avez aidé à garder la tête hors de l’eau !

11/11/2021

Des dépistages gratuits de maladies cardiaques ont été effectués à Talata Volonondry et à Itaosy. De nombreux facteurs de risque ont été décalés. Près de la moitié des personnes vivant en milieu urbain souffrent de facteurs de risques des maladies cardiaques, selon le Docteur Rabenirina ...

11/11/2021

✅ 🔥 ⛔...Ny malagasy dia betsaka no be Tension kanefa maro no tsy mitsapa ary tsy mahalala akory hoe misy tosidrà avo.

💢Ny hany hafatro dia ny hoe, raha vao manomboka feno 30 taona ianao, na lahy ianao na vavy, na kely ianao na matavy, dia mandehana mitsapa tosidrà na tension eny @ mpitsabo akaiky anao. Raha toa ka avo ny tosidrà, izany hoe mihoatra ny 14/9 ny tension isakiny mitsapa, dia tsaboy. Mihinàna fanafody izay homeny mpitsabo anao, ary aza tapahana izany.

👉 Maro ny mihevitra fa manimba na voa ny fanafody mampilamina ny tension na ny hoe . Lainga izany ary disoiko tanteraka.

👉 Ny fanafody mitsabo ny tosidrà avo dia natao hampilamina ny tosidrà ho eo aminy antonony. Izany hoe latsaky ny 14/9, ary miaro ny lalandrà @ voanao sy ny @ atidohanao sy ny @ fonao, ary ny lalandrà manerana ny vatanao tsy ho potika sy tsy ho simba.

👉 Mitandrema ry Malagasy fa io tension avo io no anisany tena mahafaty tanora antsika. Maro loatra ny tanora vao herotrerony no maty nohony tsy fahafantarana. Mampalahelo loatra.

☑ Mirary soa ho antsika rehetra.

☑ZARAO FA MARO NY TSY MAHALALA.

☑Asio J'AIME 👍 ny Pejy hanarahanao ny toro-hevitra manaraka

10/11/2021

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSIRO Siratany Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to TSIRO Siratany Malagasy:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram