Mum&Baby's care

Mum&Baby's care Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mum&Baby's care, Medical and health, Ambatokaranana, Antananarivo.

Miarahaba e❤ 🚩Position de bébé na NY tokony ho paozin'ny zaza indray no atolotr'iRasazy hoantsika amin'izao herin'andro ...
02/08/2024

Miarahaba e❤
🚩Position de bébé na NY tokony ho paozin'ny zaza indray no atolotr'iRasazy hoantsika amin'izao herin'andro ny fampinonoan-dReny izao:

👉NY saokany dia mitohaka Tsara aminay nonon'dreny
-misokatra tsara ny vavany ary tafiditra ao avokoa ilay loko matroka

👉 Tokony tsy misy feo hafa ré fa manjary mampiditra rivotra
👉tokony tsy aheno marary NY reny na dia kely aza
👉mifantrika Tsara aminay kibon'ny reny NY kibony zaza

🌹Mihinana sakafo ampy sy Tsara kalitao ny reny ho antokin'ny fahasalamana s'y fitombona'ny zaza🍏🍊🍌🍍🍓

Mum&Baby's Mum&Baby's careté)

💥💥 1 - 7 aogositra 2024 🍼 Herinandro maneran-tany ho an'ny fampinonoan-dreny🍼"Semaine Mondiale de l’allaitement maternel...
01/08/2024

💥💥 1 - 7 aogositra 2024 🍼 Herinandro maneran-tany ho an'ny fampinonoan-dreny🍼
"Semaine Mondiale de l’allaitement maternelle"

Mum&Baby's caree (Rasazy Naté)

💡Ry reny, ho fiarovana ny zanakao amin’ireo otrikaretina sy ireo aretina mpahazo ny zaza, ampinonoy avy hatrany izy raha vao teraka, ary nonon-dreny fotsiny ihany omena azy hatramin'ny faha-enimbolany 😊

👉🏻Mampiakatra ny nono avy hatrany ary miaro ny reny amin’ny fahaverezan-drà sy manamora ny fivoahan’ny ahitra izy io ✔️✔

😍 Ho samy salama anie ny Reny sy ny Zanaka 😍

Mum&BaMum&Baby's care

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nantenaina Miantsah, Olga Nasandratra Notiavina, Baholy Edvine Rahantanirina, ...
25/04/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nantenaina Miantsah, Olga Nasandratra Notiavina, Baholy Edvine Rahantanirina, Nah Melamine Ébéniste, Säñdrïcãh Tëñçïã, Ny Anjara Rakotondrabe, Olyviah Raharinirina, Mirah Ratsimbazafy, Tutu Gomez, Tiavina Mirindra, Juliana Soa Marie

Rehefa pro-max t@ zay dia zao no ataon'ilay olona mamikelintsika😁😊Ankafizo hatrany maman a😊
13/04/2024

Rehefa pro-max t@ zay dia zao no ataon'ilay olona mamikelintsika😁😊
Ankafizo hatrany maman a😊

07/04/2024

ANDRO MANERAN-TANY HOAN'NY FAHASALAMANA ANDROANY: MIRARY FAHASALAMANA HO ANTSIKA TSIRAIRAY AVY
RASAZY Naté😘

Mrary faran'ny herinandro tsara hoantsika rehetra😘MMum&Baby's care(Rasazy Naté)
16/03/2024

Mrary faran'ny herinandro tsara hoantsika rehetra😘
MMum&Baby's care(Rasazy Naté)

💡Ry reny, ho fiarovana ny zanakao amin’ireo otrikaretina sy ireo aretina mpahazo ny zaza, ampinonoy avy hatrany izy raha...
11/03/2024

💡Ry reny, ho fiarovana ny zanakao amin’ireo otrikaretina sy ireo aretina mpahazo ny zaza, ampinonoy avy hatrany izy raha vao teraka, ary nonon-dreny fotsiny ihany omena azy hatramin'ny faha-enimbolany 😊

👉🏻Mampiakatra ny nono avy hatrany ary miaro ny reny amin’ny fahaverezan-drà sy manamora ny fivoahan’ny ahitra izy io ✔️✔

😍 Ho samy salama anie ny Reny sy ny Zanaka 😍

Mum&BaMum&Baby's care

Happy international women's day👉🏻Femme forte💪👉🏻Femme courageuse💝Mirary soa ho antsika vehivavy rehetra😘Bisous be avy aty...
08/03/2024

Happy international women's day
👉🏻Femme forte💪
👉🏻Femme courageuse💝
Mirary soa ho antsika vehivavy rehetra😘
Bisous be avy aty amin'ny Rasazy😘😘
Mum&Baby's care
(Rasazy Naté)

OC: "Opération Cesarienne" (Tohiny)📌 Position siège: na ilay antsoina hoe mipetraka ny zaza: mizara roa izy io (Siege co...
05/03/2024

OC: "Opération Cesarienne" (Tohiny)

📌 Position siège: na ilay antsoina hoe mipetraka ny zaza: mizara roa izy io (Siege complet na siège decomplet), tsy voatery koa nefa hie tsy maintsy ho didiana fa cas par cas
📌Gemellaire na Twins na kambana ny zaza : natao cas par cas izy ity satria tsy voatery izay rehetra kambana dia ho didiana
📌Ireo efa niteraka ka nididy in-2 na mihoatra : izany hoe ireo efa niteraka ny zanany teo aloaha ka ndididy foana
📌Ireo reny Cardiopathie:izany hoe ireny efa voamarin'ny Dr mpitsabo fo na cardiologue, fa manana aretim-po,...sns....

Misy koa ilay antsoina hoe OCP na "Operation cesariene programmé", izany hoe mety ho 1er/2e/3e trimestre ny fitondrana vohoka no tsy maintsy anapahankevitra ny tsy maintsy andidiana ilay reny, maro no antony: misy amin'ireo voalaza etsy ambony, misy kosa anefa tena safidin'ilay reny mihitsy

Izay ary no aroson'ny Rasazy atsika, mety mbola misy tsy voatanisa ao, mety koa misy tsy azontsika fa afaka manontany mivantana ao in'ny message privé na mp🤗

Mirary soa hatrany ho antsika rehetra🍊

Mum&Baby's care (Rasazy Naté)

Coucou daholo✋ Ny "O.C" na "Operation Cesarienne" Ny OC dia fandidiana(chirurgie) iray hamoahana ny zazakely ao anatin'n...
05/03/2024

Coucou daholo✋
Ny "O.C" na "Operation Cesarienne"

Ny OC dia fandidiana(chirurgie)
iray hamoahana ny zazakely ao anatin'ny kibon'ny vehivavy bevohoka ,izany hoe io "paroi abdominale" sy ny"utérus" (tranon-jaza).

Efa bien équipe ny mpitsabo manantateraka io fandidiana io( Rasazy, dokotera mpandidy(Chirurgien, ny mpampatory sy mpamelon'aina: anesthesiste ré-animateur), infirmiere na ny mpitsabo mpanampy),

♦Ireto indray aza ny antony tsy maintsy anaovana azy:

✅ Trouble du rythme cardiaque na ilay fikorotanan'ny fitempon'ny fon'ny zazakely, hita amin'ny "monitoring"na "CTG" aorian'ny fampiasana fanafody ka tsy nisy fiatraikany: mety ho latsaka ambany be (bradycardie) na ilay mitempo hainga loatra (tachycardie),
✅ Dilatation stationnaire: na le tsy fiovan'ny fisokafan'ny col aorian'ny fampiasana fanafody ataon'ny rasazy
✅ Tête haute: izany we efa dilatation complete fa tsy misy descente mihitsy ny loan'ny zazakely, (tsy mety midina ambany ny loan'ny zaza)

⛑⛑Mis cas kosa anefa tsy maintsy urgence ilay fandidiana noho ireto antony ireto:
📌Rupture-uterine: faharovitan'ny tranon-jaza
📌Prolapsus du cordon: fivoahin'ny tadipoitra aty amin'ny fivaviana mandritra ny fihetsehan-jaza
📌Eclampsie: hoan'ireo Hypertendue: ireo olona manana tosi-drà avo ,
📌"hemorragie" na ny fahaverezan-drà: ho an'ireo manao placenta praevia na ilay (miloloa ahitra)
📌"décollement placentaire: fiendahin'ny ahitra mialoha nefa mbola ao ankibo ny zazakely,
📌fahasarotana eo amin'ny reny na "pathologie maternelle": *mety ho probleme bassin na ny taolam-body( pelvimetrie extern sy intern: jeren'ny rasazy)
*mety ho problem halavana: fohy
*Handicapé : na manana kilema
Sns...

Mum&Baby's care (Rasazy Naté)

Miarahaba e✋ Misy toro-hevitra vitsivitsy indray ireo atolotr'i Rasazy ho atsika mitondra vohoka rehetra🤰🥛🥛Ny rano: Mama...
01/03/2024

Miarahaba e✋
Misy toro-hevitra vitsivitsy indray ireo atolotr'i Rasazy ho atsika mitondra vohoka rehetra🤰

🥛🥛Ny rano: Maman o, tena mila misotro farafakeliny 1,5l/ isan'andro isika, raha somary manahirana ilay mandany azy dia misy fika kely ity: araraho amin'ny kaopy na vera dia sotroina matetika.
Mafana ny andro zao ka tena mila rano be ny vatatsika.
Betsaka isika no mitaraina hoe: Rasazy a, tena makaleo le mipipi isaky ny mietsika😏
Ouiii, somary manahirana kely atsika iny fa amboarina ny saina fa mila anao sy ny zazakely ho salama tsara🤗

⛹🏊Resaka effort: ny olona miteny hoe kamo, tsy mietsiketsika mitsy, zahay aza taloa mavita mitoto vary miaraka amin'ny kibo be sns....🙄🙄 Tsia avy hatrany, izay vitanao ihany atao, mila repos, maka aina tsara isika mitondra vohoka.

😫😫Stresse: tena amin'io fotoana hitondrana vohoka io no miseho io stresse io ka lasa" KIZITINA"be 😂, Miezaha ho calme, ho tony, ho fière ihany koa💪, alamino ihany koa ny saina fa tsy lasa adala akory isika fa mitondra olona kely😊

🍊🍌🍍🥑Sakafo: Mihinana sakafo ara-pahasalamana: voankazo, legioma,....
Fadio ihany koa anefa mihinana mihoatra ny tokony hoanina. Diso be ilay hoe ratsiana sakafo iray dia manarapo a,
Ny alcool ihany koa fadiana😇

🛌🛌Torimaso: tokony ho ampy 8h isan'andro ny torimaso: rehefa mitombo ilay kibo dia lasa sahirakirana ilay matory fa miezaka mitady position mety mba ahafahan'ilay vatana maka aina sy mampilamina ilay zazakely😊

🔴Farany: miezaha ihany koa manao pause kely zny atsefatsefan'ny asa eny,🤗
Mirary soa hoan'ny rakibo aza🤰

Mum&Baby's care (Rasazy Mum&Baby's care

Address

Ambatokaranana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mum&Baby's care posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram