LOVA massage thérapeutique

LOVA massage thérapeutique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from LOVA massage thérapeutique, Health & Wellness Website, 67ha nord est, Antananarivo.

LOVA Massage thérapeutique 0344188832 ☘️LOVA Santé thérapeutique ❤️👍👉🙏💯💥💫
✳️𝗦𝗨𝗥 𝗥𝗘𝗡𝗗𝗘𝗭 𝗩𝗢𝗨𝗦 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗦𝗦𝗔𝗚𝗘 ✳️
𝟬𝟯𝟰𝟰𝟭𝟴𝟴𝟴𝟯𝟮,🌳🌲🌿🕧🕛
🌟𝗠𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗠𝗔𝗦𝗦𝗔𝗚𝗘 𝗔 𝗗𝗢𝗠𝗜𝗖𝗜𝗟𝗘 𝗘𝗧𝗢 ANTANANARIVO🛵🏍️🛵🏤🌠👍

21/10/2025
Ny olona tia voankazo olona salama lalandava ❤️❤️❤️👍💪
21/10/2025

Ny olona tia voankazo olona salama lalandava ❤️❤️❤️👍💪

Fantatrao ve ? fa ny voankazo dia tena ilaina ary mahasalama sy mitondra hotrikaina lehibe.RY tanora, Ankizy, olona lehi...
21/10/2025

Fantatrao ve ? fa ny voankazo dia tena ilaina ary mahasalama sy mitondra hotrikaina lehibe.
RY tanora, Ankizy, olona lehibe,, tandrovy ny fahasalamana Sarobidy ny vatana, kojakojao

Io lalana mafy zy mavezatra lalovanao io mety ho maivana aminao ndrai andro any
21/10/2025

Io lalana mafy zy mavezatra lalovanao io mety ho maivana aminao ndrai andro any

Faly miarahaba tompoko ! 𝗡𝗬 𝗟𝗢𝗩𝗔 𝗠𝗔𝗦𝗦𝗔𝗚𝗘 𝗗𝗜𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗠𝗔𝗦𝗦𝗔𝗚𝗘 𝗔 𝗗𝗢𝗠𝗜𝗖𝗜𝗟𝗘 𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢 🌿𝗡𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗛𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗜𝗭𝗔𝗬 TERITERY 𝗙𝗢𝗧𝗢...
21/10/2025

Faly miarahaba tompoko !
𝗡𝗬 𝗟𝗢𝗩𝗔 𝗠𝗔𝗦𝗦𝗔𝗚𝗘 𝗗𝗜𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗠𝗔𝗦𝗦𝗔𝗚𝗘 𝗔 𝗗𝗢𝗠𝗜𝗖𝗜𝗟𝗘 𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢 🌿𝗡𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗛𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗜𝗭𝗔𝗬 TERITERY 𝗙𝗢𝗧𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗧𝗬 𝗦𝗔𝗧𝗥𝗜𝗔 𝗔𝗙𝗔𝗞𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗧𝗢𝗡𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗛𝗔𝗬 𝗧𝗢𝗠𝗣𝗢𝗞𝗢

𝗖𝗼𝗻𝘁𝗮𝗰𝘁 𝟬𝟯𝟰𝟰𝟭𝟴𝟴𝟴𝟯𝟮
🌿𝙍𝙀𝙁𝙇𝙀𝙓𝙊𝙏𝙃𝙀́𝙍𝘼𝙋𝙄𝙀 𝙈𝘼𝙎𝙎𝘼𝙂𝙀 –20.000ar
Massage mitsabo aretina amin’ny alalan’ny fanerena ny tendro (points réflexes) amin’ny tongotra:
✔️ Fanaintainan-doha
✔️ Diabeta
✔️ Aretin-aty, fo, sarakaty, tsinay
✔️ Stress, tsy fahampian-torimaso
✔️ Sinusite, maso, sofina
✔️ Prostate, rein, testicule, ej*******on précoce
✔️ Fahasahiranana amin’ny mémoire (ho an’ny ankizy sy lehibe)
✔️ Fanaintainana tsy mazava fotony

Mitsabo maso,, sofina,, loha marary lava,, stress lava,, atoka marary,, Tsy ampy toromaso,,olona tsy mitana fitadidiana
➡️Olona sepotra lava,, Tsy mety mahazo aina ireny,,
➡️Marary lamosina, Lombaire, hernie discale,, nerf sciatique, douleur musculaires,, Courbatur, fatigue generale,, olona folaka,,
➡️Diabetique,, AVC,, foie, Coeur,, Pencreat, Estomac,
➡️Prostate, testicul, ej*******on precosse,, Impuissance,
➡️Aretin ny vehivavy, Kiste, fadimbolana mikorontana,,

---

💆‍♀️ RELAXATION MASSAGE – 30.000 Ar
Tena ilaina ho an’ireo:
✔️ Reraky ny asa
✔️ Mahatsiaro mivoka lava
✔️ Misy stress be
✔️ Mila fitsaharana sy fialan-tsasatra ho an’ny vatana sy saina

Address

67ha Nord Est
Antananarivo

Telephone

+261344188832

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LOVA massage thérapeutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to LOVA massage thérapeutique:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram