17/08/2025
SAHAJA YOGA ETO TOAMASINA.
Ny fikambanana "SAHAJA YOGA MADAGASIKARA" dia manolotra anao fampianarana YOGA maimaimpoana, izay ahitanao fandalinana ara-panahy, méditation, purification.
Izany dia atao ny Sabotsy 23 Août 2025 @ 2 ora tolakandro ao @ fanaovana Fitness akaikin'ny PHARMACIE JOYCIA, ampitan'ny Eglise SACRÉ CŒUR - Berile rouge
Tél 034 43 109 31 / 033 75 634 41 na mp raha mila fanazavana fanampiny.