OSTIE Serasera

OSTIE Serasera Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from OSTIE Serasera, Medical and health, Rue Drive Zamenhof/Behoririka, Antananarivo.

Ankoatra ireo fitsaboana aminโ€™ny ankapobeny izay omena ny mpiasa sy ny vady aman-janaka, dia manohana ireo orinasa ihany koa ny fikambanana ahafahana misoroka ny aretina sy ho fiarovana aminโ€™ny loza izay mety hitranga eny aminโ€™ny toeram-piasana.

๐Ÿšซ ๐’๐ข๐ ๐š๐ซ๐š. ๐™๐š๐ฏ๐š-๐ฆ๐š๐ก๐š๐๐จ๐ฆ๐ž๐ฅ๐ข๐ง๐š. ๐“๐จ๐š๐ค๐šAnisanโ€™ny fitondran-tena izay misy fiantraikany amin'ny fahasalamana sy ny fahombiazan...
23/04/2026

๐Ÿšซ ๐’๐ข๐ ๐š๐ซ๐š. ๐™๐š๐ฏ๐š-๐ฆ๐š๐ก๐š๐๐จ๐ฆ๐ž๐ฅ๐ข๐ง๐š. ๐“๐จ๐š๐ค๐š

Anisanโ€™ny fitondran-tena izay misy fiantraikany amin'ny fahasalamana sy ny fahombiazana eny aminโ€™ny toeram-piasana.

๐Ÿ“… 20 Aprily 2026, nandray anjara nandritra ny andro natokana ho an'ny fahasalamana any am-piasana izay nokarakaranโ€™ny ๐Ž๐ซ๐š๐ง๐ ๐ž ๐๐ฎ๐ฌ๐ข๐ง๐ž๐ฌ๐ฌ ๐’๐ž๐ซ๐ฏ๐ข๐œ๐ž - ๐Ž๐๐’ ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ ๐Ÿค OSTIE.

Teny an-toerana, ny ekipanโ€™ny "๐ƒ๐žฬ๐ฉ๐š๐ซ๐ญ๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ ๐’๐žฬ๐œ๐ฎ๐ซ๐ข๐ญ๐žฬ ๐’๐š๐ง๐ญ ๐š๐ฎ ๐“๐ซ๐š๐ฏ๐š๐ข๐ฅ โ€“ ๐๐ฎ๐š๐ฅ๐ข๐ญ๐žฬ ๐‚๐จ๐ฆ๐ฆ๐ฎ๐ง๐ข๐œ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง" eto aminโ€™ny OSTIE izay misahana manokana mahakasika ny fahasalamanโ€™ny mpiasa eny aminโ€™ny sehatra misy azy, dia ๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘จโ€โš•๏ธ

๐๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐Ÿ๐š๐ง๐ญ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐š๐ง๐ญ๐ซ๐š๐ข๐ค๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐š๐ง๐ค๐ข๐ง๐š๐ง-๐๐จ๐ก๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ข๐ ๐š๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ณ๐š๐ฏ๐š-๐ฆ๐š๐ก๐š๐๐จ๐ฆ๐ข๐ฅ๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ :

๐Ÿ”ต Fahasalamanโ€™ny mpiasa
๐Ÿ”ต Famokarana aminโ€™ny asa
๐Ÿ”ต Fifantohana

๐๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ก๐š๐ง๐ฒ ๐ค๐จ๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ณ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ง๐ข๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ฌ๐š ๐ญ๐ž๐ง๐ฒ ๐š๐ง-๐ญ๐จ๐ž๐ซ๐š๐ง๐š :

๐Ÿฉธ Fitiliana diabeta
๐Ÿฉบ Fanaraha-maso ny tosidra
๐Ÿ‘ฉโ€โš•๏ธ Fifandraisana mivantana

Ny mpiasa salama dia mandray anjara bebe kokoa aminโ€™ny fampandrosoana ny orinasa.

๐Ÿ‘‰ ๐๐ฒ ๐ญ๐จ๐ž๐ซ๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐š๐ฌ๐š๐ง๐š ๐ฏ๐จ๐š๐ค๐š๐ซ๐š๐ค๐š๐ซ๐š ๐š๐ซ๐š๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐จ ๐ข๐ณ๐ฒ ๐๐ข๐š ๐ฆ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ก๐ž๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐จ๐ณ๐š ๐ฆ๐ž๐ญ๐ฒ ๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐š๐ง๐ ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ฌ๐š.

21/04/2026

OSTIE Anosibe ๐Ÿ”ต๐Ÿ‘ฉโ€โš•๏ธ
"Ankoatra ny fitsaboana dia manampy ny mpiasa ihany koa izahay mba anana filaminan-tsaina eny fiarahamonina".

16/04/2026

OSTIE Tanjombato โ˜บ๏ธ๐Ÿ‘ฉโ€โš•๏ธ
"Vonona hifanampy amin'ireo mpikambana mba ho fanatsarana ny tolotra ho an'ny mpiasa sy ny vady aman-janany."

Ny ยซ examens complรฉmentaires ยป dia fitsaboana manampy ny mpitsabo aminโ€™ny fizahana izay ataony. ๐Ÿ‘‡๐Ÿ”ด๐Œ๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐š๐จ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ข๐ซ๐ž...
14/04/2026

Ny ยซ examens complรฉmentaires ยป dia fitsaboana manampy ny mpitsabo aminโ€™ny fizahana izay ataony. ๐Ÿ‘‡๐Ÿ”ด

๐Œ๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐š๐จ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ซ๐š๐ก๐š ๐ญ๐จ๐š ๐ค๐š ๐ก๐ž๐ฏ๐ž๐ซ๐ข๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š ๐ข๐ฅ๐š๐ข๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฉ๐š๐ก๐š๐ง-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐š๐ซ๐š-๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐›๐จ๐š๐ง๐š ๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐จ ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ฒ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ. Ohatra :
๐ŸŸฆ ยซ Examens de laboratoire ยป toy ny fitiliana rร , fitiliana pipy, sns.
๐ŸŸฆ ยซ Examens dโ€™imagerie mรฉdicale ยป toy nyยซ radiographie ยป, ยซ รฉchographie ยป, sns.
๐ŸŸฆ ยซ Examens fonctionnels ยป toy nyยซ รฉlectrocardiogramme (ECG) ยป, ยซ รฉlectroencรฉphalogramme (EEG) ยป, fijerena ny fahitana sns

๐ˆ๐ง๐จ๐ง๐š ๐ง๐จ ๐ฆ๐ž๐ญ๐ฒ ๐ก๐จ ๐š๐ง๐ญ๐จ๐งโ€™๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ?
๐ŸŸฉ Hanamarinana ny aretina izay ahiahiana
๐ŸŸฉ Hanombanana ny mety ho herinโ€™ny aretina
๐ŸŸฉ Hanaraha-maso ny fivoaran'ny aretina

๐Œ๐ž๐ญ๐ฒ ๐ก๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐š๐จ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐ข๐ฅ๐ข๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐›๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ž-๐ฃ๐š๐ฏ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ซ๐จ๐ฆ๐š๐ซ๐จ :
๐ŸŸจ Tsy manana โ€œdiagnosticโ€ mazava mahakasika ny aretina.
๐ŸŸจ Misy fanaraha-maso ara-pitsaboana tsy tapaka tokony atao, indrindra ho an'ny aretina mitaiza.
๐ŸŸจ Ao anatin'ny sehatry ny fitiliana na ny fisorohana aretina (ohatra : covid19, Mpox sns.)

โœ… Tsy maintsy misy antony ara-pitsaboana mazava ny fanaovana fitiliana.
๐Ÿ‘ฉโ€โš•๏ธ Alohan'ny hampanaovana fitiliana ny marary dia misy fanontaniana ara-pitsaboana maro izay tokony hovaliana.

โŒ Ny fanaovana fitiliana betsaka dia tsy midika foana fa tsara kokoa ny fitsaboana izay omena.

09/04/2026

OSTIE Behoririka ๐Ÿ’™๐Ÿค
"Misaotra ireo orinasa mpikambana, mpiasa sy ny vady aman-janany nametraka hatrany ny fitokisana amin'ny toeram-pitsaboana."

๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ”ฌ๐ŸŒฑ "Andao hiara-ientana ho an'ny fahasalamana, tohano ny siansa."๐Ÿ—“ 07 aprily 2026 - Andro iraisam-pirenena ho an'ny fa...
07/04/2026

๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ”ฌ๐ŸŒฑ "Andao hiara-ientana ho an'ny fahasalamana, tohano ny siansa."

๐Ÿ—“ 07 aprily 2026 - Andro iraisam-pirenena ho an'ny fahasalamana.

Mirary fetin'ny P***a mahafinaritra antsika rehetra tompoko ๐Ÿ™
05/04/2026

Mirary fetin'ny P***a mahafinaritra antsika rehetra tompoko ๐Ÿ™

Miarahaba antsika rehetra tompoko ๐Ÿ˜Š Ireto avy ny OSTIE de garde antsika amin'ity faran'ny herinandro ity.๐—ฆ๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐˜€๐˜† ๐ŸŽ๐Ÿ’ ๐š๐ฉ๐ซ๐ข...
03/04/2026

Miarahaba antsika rehetra tompoko ๐Ÿ˜Š

Ireto avy ny OSTIE de garde antsika amin'ity faran'ny herinandro ity.

๐—ฆ๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐˜€๐˜† ๐ŸŽ๐Ÿ’ ๐š๐ฉ๐ซ๐ข๐ฅ๐ฒ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐ŸŽ๐Ÿ“ ๐š๐ฉ๐ซ๐ข๐ฅ๐ฒ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ :
๐Ÿ”ต OSTIE Ampasamadinika, Ambohimanarina, Tanjombato ary Andranomena, mandray marary manomboka amin'ny 07 ora maraina hatramin'ny 12 ora atoandro.

๐€๐ฅ๐š๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐š๐ข๐ง๐ฒ ๐ŸŽ๐Ÿ” ๐š๐ฉ๐ซ๐ข๐ฅ๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” :
๐Ÿ‘‰ OSTIE Anosibe, Ambohimanarina, Tanjombato ary Andranomena, mandray marary manomboka amin'ny 07 ora maraina hatramin'ny 12 ora atoandro.

๐—ข๐—ฆ๐—ง๐—œ๐—˜ ๐Ÿฎ๐Ÿฐ "๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ ๐—ฑ'๐˜‚๐—ฟ๐—ด๐—ฒ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ" :
๐Ÿ”ด OSTIE Andranomena, Tanjombato ary Ambohimanarina, mandray ireo "cas urgent" manomboka amin'ny 12 ora atoandro hatramin'ny 07 ora maraina.

Mirary fahasalamana sy faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra tompoko ๐Ÿ™

Mazร na isika mahita fahasamihafana โ€ฆ kanefa tsy mahatsikaritra ny talenta sy ny hery ao ambadikโ€™izany. ๐Ÿ’™๐ŸฉตNy ยซ Autisme ยป ...
02/04/2026

Mazร na isika mahita fahasamihafana โ€ฆ kanefa tsy mahatsikaritra ny talenta sy ny hery ao ambadikโ€™izany. ๐Ÿ’™๐Ÿฉต

Ny ยซ Autisme ยป dia ยซ trouble du neurodรฉveloppement ยป na olana manokana eo aminโ€™ny fivoaranโ€™ny saina, izay misy fiantraikany amin'ny fifandraisana ara-tsosialy sy ny fitondran-tena.

Ny olona ยซ autiste ยป dia samy manana ny mampiavaka azy : fitadidiana, fahatsoram-po, fahaiza-mamorona โ€ฆ ๐Ÿซ†

Andao haneho fanohanana azy ireo amin'ny alalan'ny :
๐Ÿ”ต Fanomezana vaovao hiadiana amin'ny fitsarana an-tendrony
๐Ÿ”ต Fihainona azy ireo sy ny fianakaviany

Satria ny tena fiovana dia manomboka amin'ny hatsaram-panahy any am-pianarana, any am-piasana ary eny amin'ny fiaraha-monina. ๐Ÿ’Ž

02 aprily 2026, andro iraisam-pirenena entina mampafantatra ny

Anisanโ€™ireo mandray anjara lehibe eo aminโ€™ny sehatry ny fahasalamana eto amintsika ny infirmiera. ๐Ÿ‘ฉโ€โš•๏ธ๐Ÿ‘‹๐Ÿ”ต Manome torohevi...
31/03/2026

Anisanโ€™ireo mandray anjara lehibe eo aminโ€™ny sehatry ny fahasalamana eto amintsika ny infirmiera. ๐Ÿ‘ฉโ€โš•๏ธ๐Ÿ‘‹

๐Ÿ”ต Manome torohevitra entina misoroka ny aretina izy ireo ary mitsabo ihany koa arakโ€™izay toromarika avy aminโ€™ny mpitsabo na ny ยซ prescription mรฉdicale ยป.

๐“๐ฌ๐ข๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐š ๐Ÿ’‰
Fanomezana ireo fanafody aminโ€™ny alalanโ€™ny tsindrona araka ny fanagatahanโ€™ny mpitsabo.

๐…๐ข๐ค๐š๐ซ๐š๐ค๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐ฆ๐ž๐ญ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐š ๐Ÿค•
Manampy amin'ny fisorohana ny aretina sy ny fiarovana ary ny fanasitranana tsara ireo ratra.

๐…๐š๐ง๐š๐๐ข๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐จ๐Ÿ๐ข๐ง๐š ๐Ÿฆป
Fanesorana ny โ€œbouchon de cรฉrumen ยป na loto miangona amin'ny sofina.

๐…๐š๐ง๐š๐๐ข๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ฌ๐จ ๐Ÿ‘๏ธ
Manadio ny maso raha sendra misy loto na zavatra tafiditra mety hitarika โ€œinfectionโ€

๐…๐š๐ฆ๐ž๐ญ๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐ž๐ง๐ž๐ฌ๐จ๐ซ๐š๐ง๐š โ€œ๐ฉ๐ฅ๐šฬ‚๐ญ๐ซ๐žโ€ ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿฆฝโ€โžก๏ธ
Ireo dia atao mba hanampy ireo rantsam-batana tsy hietsika na halalaka kokoa aorian'ny fahatapahana.

๐…๐š๐ง๐๐ข๐๐ข๐š๐ง๐š ๐ง๐š โ€œ๐ฉ๐ž๐ญ๐ข๐ญ๐ž ๐œ๐ก๐ข๐ซ๐ฎ๐ซ๐ ๐ข๐žโ€ ๐Ÿ‘จโ€โš•๏ธ
Fitsaboana tsotra toy ny fanalana ny โ€œongle incarnรฉโ€ na ny fanjairana ireo ratra kely.

โ€œ๐€๐žฬ๐ซ๐จ๐ฌ๐จ๐ฅ๐ญ๐ก๐žฬ๐ซ๐š๐ฉ๐ข๐žโ€ ๐Ÿซ
Fanomezana fanafody miendrika etona mba hitsaboana ny olana eo amin'ny taovam-pisefoana.

โ€œ๐Ž๐ฑ๐ฒ๐ ๐žฬ๐ง๐จ๐ญ๐ก๐žฬ๐ซ๐š๐ฉ๐ข๐žโ€ ๐ŸŒซ๏ธ
Fanomezana โ€œoxygรจneโ€ fanampiny ho an'ny marary manana olana amin'ny fisefoana.

โ€œ๐ƒ๐žฬ๐ฌ๐จ๐›๐ฌ๐ญ๐ซ๐ฎ๐œ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ซ๐ก๐ข๐ง๐จ-๐ฉ๐ก๐š๐ซ๐ฒ๐ง๐ ๐žฬ๐žโ€ ๐Ÿ‘ƒ
Manadio ny orona tsentsina sy ny lalan-drivotra, indrindra ho anโ€™ny ankizy.

๐…๐ข๐ฃ๐ž๐ซ๐ž๐ง๐š ๐ง๐ฒ โ€œ๐ ๐ฅ๐ฒ๐œ๐žฬ๐ฆ๐ข๐žโ€ ๐Ÿฉธ
Fanaraha-maso ny tahan'ny siramamy ao amin'ny vatana, indrindra ho anโ€™ireo olona voanโ€™ny diabeta.
๐Ÿ‘‰ Zava-dehibe izany aminโ€™ny fitsaboana sy ny fanarahamaso ny fahasalamanโ€™ny marary.

26/03/2026

OSTIE Ampasamadinika ๐Ÿ˜๐ŸŽ
"Ny tanjona dia ny fanomezana fahafaham-po ireo mpikambana amin'ny alalan'ny fandraisana an-tanana azy ireo araka ny tokony ho izy."

Andro iraisam-pirenena entina miady amin'ny tioberkilaozy ๐Ÿ”ฌ๐Ÿฆ 
24/03/2026

Andro iraisam-pirenena entina miady amin'ny tioberkilaozy ๐Ÿ”ฌ๐Ÿฆ 

Address

Rue Drive Zamenhof/Behoririka
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OSTIE Serasera posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share