S'Health

S'Health Transformafion des produits agricoles

Valorisation des propriétés nutritionnelles et diététique

Ny orinasa S'Health dia mirary taona zina - feno fahombiazana sy fahasalamana hoantsika rehetra. ***********************...
02/01/2025

Ny orinasa S'Health dia mirary taona zina - feno fahombiazana sy fahasalamana hoantsika rehetra.

*********************************************************************
La société S'Health vous souhaite à tous une année prospère et en bonne santé.

🍓Voankazo sy legioma voahodina 🍓"Tsakitsaky mahasalama"
15/09/2024

🍓Voankazo sy legioma voahodina 🍓

"Tsakitsaky mahasalama"

Andro farany aty amin'ny FIA eto amin'ny stand jeunes no misy anay fa tongava. Zoom sur les métiers
15/09/2024

Andro farany aty amin'ny FIA eto amin'ny stand jeunes no misy anay fa tongava.

Zoom sur les métiers

11/09/2024

Tsakitsaky mahasalama 😊😊

Mandray anjara amin'ny FIER MADA 2024 ny S'Health - Stand N° 30, aty amin'ny STADE MAKI - Andohatapenaka. Tongava mitsid...
08/08/2024

Mandray anjara amin'ny FIER MADA 2024 ny S'Health - Stand N° 30, aty amin'ny STADE MAKI - Andohatapenaka.

Tongava mitsidika sy mividy fa ho hita aty avokoa ireo vokatra rehetra....

Aty mihaona ary eee....

S'Health dia mandray anjara amin'ny Tsenaben'ny Tanora izay atao ety  des Sports Mahamasina, androany 5 juillet sy raham...
05/07/2024

S'Health dia mandray anjara amin'ny Tsenaben'ny Tanora izay atao ety des Sports Mahamasina, androany 5 juillet sy rahampitso 6 Juillet.

Hitanao ao daholo ireo vokatra efa nahazatra, fa hisy ihany koa ny vokatra vaovao.

Tongava dia aty mihaona eh

Ny Voatavo sy ny Voam-boatavo dia tena mahafeno tsara ireo fepetra ireo. Voatavo dia legioma miloko mena / mavo : Ahitan...
15/01/2024

Ny Voatavo sy ny Voam-boatavo dia tena mahafeno tsara ireo fepetra ireo.

Voatavo dia legioma miloko mena / mavo : Ahitana ny Vitamine A
Ny voam-boatavo dia voa ahitana ny tahan'ny Zinc sy Omega 3 ambony.

Misy hatrany ny Vokatry ny S'Health izay afaka jifainao :
- 4.500 ar ny Iarivolahy
- 4.000 ar ny Pépitas



🔎 👁️𝐌𝐛𝐚 h𝐢𝐬𝐨𝐫𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐤𝐚𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐢-𝐦𝐚𝐬𝐨 𝐦𝐞𝐭𝐲 𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐬𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐬𝐨 𝐝𝐢𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐡𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐯𝐢𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚 𝐀 𝐬𝐲 𝐁𝟐, 𝐳𝐢𝐧𝐜 𝐚𝐫𝐲 𝐨𝐦𝐞𝐠𝐚 𝟑 𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚.

𝑇𝑒𝑛𝑎 𝑖𝑙𝑎𝑖𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎ℎ𝑖𝑡𝑎𝑛𝑎 𝑡𝑠𝑎𝑟𝑎 𝑖𝑧𝑦 𝑖𝑟𝑒𝑜 𝑎𝑟𝑦 𝑚𝑎𝑛𝑎𝑚𝑝𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎ℎ𝑎𝑠𝑎𝑙𝑎𝑚𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝑚𝑎𝑠𝑜.

👉𝑽𝒊𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂 𝑨 : hita ao amin’ ireo legioma sy voankazo miloko mavo mena toa ny karaoty, manga, papay, voatavo, voamanga miloko mavo mena… 🥕🥭🍌

👉𝒁𝒊𝒏𝒄 :
o voa sy voa matavy toa ny voanjo, mahabibo, voanio… 🥜🥥
o hena sy hazandrano ary ronono sy ireo vokatra azo avy aminy… 🦞🦀🍗🥩🥛 🧈

👉 𝑽𝒊𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏𝒆 𝑩2 : ana-maitso, atody, hena tsy matavy, ronono sy ireo vokatra azo avy aminy 🥒🥬🥦 🌿🥗 🥚🦞🦀🍗🥩🥛 🧈

👉𝑶𝒎𝒆𝒈𝒂 3 :
o voa sy voa matavy toa ny voanjo, mahabibo, voanio… 🥜🥥
o hazandrano 🐟

🔎 👁️ 𝐀𝐟𝐢𝐧 𝐝𝐞 𝐩𝐫𝐞́𝐯𝐞𝐧𝐢𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐝𝐢𝐞𝐬 𝐨𝐜𝐮𝐥𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐝𝐞 𝐫𝐞𝐧𝐟𝐨𝐫𝐜𝐞𝐫 𝐥𝐚 𝐬𝐚𝐧𝐭𝐞́ 𝐝𝐞𝐬 𝐲𝐞𝐮𝐱 𝐧𝐨𝐮𝐬 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐫𝐞𝐜𝐨𝐦𝐦𝐚𝐧𝐝𝐨𝐧𝐬 𝐝𝐞 𝐜𝐨𝐧𝐬𝐨𝐦𝐦𝐞𝐫 𝐝𝐞𝐬 𝐚𝐥𝐢𝐦𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐫𝐢𝐜𝐡𝐞𝐬 𝐞𝐧 𝐯𝐢𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧𝐞 𝐀 𝐞𝐭 𝐁𝟐, 𝐳𝐢𝐧𝐜 𝐞𝐭 𝐨𝐦𝐞́𝐠𝐚 𝟑.
𝐼𝑙𝑠 𝑠𝑜𝑛𝑡 𝑒𝑠𝑠𝑒𝑛𝑡𝑖𝑒𝑙𝑙𝑒𝑠 𝑎̀ 𝑢𝑛𝑒 𝑏𝑜𝑛𝑛𝑒 𝑣𝑖𝑠𝑖𝑜𝑛 𝑒𝑡 𝑐𝑜𝑛𝑡𝑟𝑖𝑏𝑢𝑒𝑛𝑡 𝑎𝑖𝑛𝑠𝑖 𝑎̀ 𝑙𝑎 𝑠𝑎𝑛𝑡𝑒́ 𝑑𝑒𝑠 𝑦𝑒𝑢𝑥

👉𝑽𝒊𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂 𝑨 : présente dans les fruits et légumes jaunes - orangés comme les carottes, les mangues, les papayes, les potirons, les mangues ... 🥕🥭🍌

👉𝒁𝒊𝒏𝒄 :
o les noix et grains comme les cacahuètes, les noix de cajou, la noix de coco... 🥜🥥
o les viandes, poissons, les produits laitiers ... 🦞🦀🍗🥩🥛 🧈

👉 𝑽𝒊𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏𝒆 𝑩2 : légumes verts et brèdes, œufs, viande maigre, les produits laitiers… 🥒🥬🥦 🌿🥗 🥚🦞🦀🍗🥩🥛 🧈

👉𝑶𝒎𝒆𝒈𝒂 3 :
o les noix et grains comme les cacahuètes, les noix de cajou, la noix de coco... 🥜🥥
o les poissons🐟

NY VOAM-BOATAVO sy ny VOKA-TSOA entiny- Be magnésiumNy tsy fahampian’ny magnésium ao amin’ny vatana dia mitarika crampe,...
14/11/2023

NY VOAM-BOATAVO sy ny VOKA-TSOA entiny

- Be magnésium
Ny tsy fahampian’ny magnésium ao amin’ny vatana dia mitarika crampe, fahakizitinana ary fanaintainana mandritra ny fadim-bolana hoan’ny vehivavy.

- Be zinc
Miady amin’ny « infection » ny zinc ao anatin’ny voam-boatavo. Manampy ny rà hanavao ny sela fotsy ihany koa.

- Be Vitamine E, izay manampy amin’ny fikorinan’ny rà,

- Manaitaitra ny hery fiarovana
Feno phytostérols ihany koa ny voam-boatavo. Mandamina ny hery fiarovana izy io : raha mareforefo dia tahiriziny, raha somary mahery loatra kosa dia alaminy. Izy ity no tena be mpampisa indrindra mba hisorohina ny aretin'ny Prostate.

- Mahasolo ny voanjo
Misy olona tsy mahazaka voanjo ka mahasolo azy tsara ny voam-boatavo. Feno “acide gras” tsara rahateo ao anatin’ny voam-boatavo, izay karazana menaka tsara, mampatsilo saina ho an’ny ankizy.

S’HEALTH dia mivarotra voam-boatavo voafantina sy efa voatoto tsara. Azonao jifaina amin’ny vidiny 4.500ar ny 50g.

Toerana ahitana azy : Itaosy, fa azonay atao ihany koa ny manatitra any amin’ny toerana misy anao. (Saram-panaterana manomboka amin’ny 3.000 ar)



Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny +261341062449, na mandefasa hafatra miafina (MP).

Mirary fahasalamana e 😊

Address

Lot ITH 42 TER A AMBOATAVO ITAOSY
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261328447275

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S'Health posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to S'Health:

Share