Ezmar- Mpitsabo Mpanotra

Ezmar- Mpitsabo Mpanotra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ezmar- Mpitsabo Mpanotra, Alternative & holistic health service, Antananarivo 103, Antananarivo.

MITSABO👉Ny olana ara-mekanika rehetra amin'ny vatana(vokatry ny fianjerana,lozampifamoivoizana,sport,harerahana,tsy fahi...
06/03/2025

MITSABO
👉Ny olana ara-mekanika rehetra amin'ny vatana(vokatry ny fianjerana,lozampifamoivoizana,sport,harerahana,tsy fahitan-tory,AVC sns...)
🔸Na inona endrika sy faritra isehoany eo amin'ny vanin-taolana rehetra,lamosina,tenda,loha,tongotra,tanana MIORITRA-MIOLAMPANDRY-MIPITSOKA
🔸Nerf sciatique,rhumatisme,hypertension,diabète,goty,sy izay hafa rehetra.

Vokatra azo tsapain-tanana.
Tsotra:manandrana indray mandeha dia ampy andraisana fanapahan-kevitra na hanohy na hijanona.

📞ANTSOY ny 0348723165 anatonako mivantana anao.

SAROBIDY NY FAHASALAMANA👉Ho antsika manana olana toy ny folaka, diabeta, goty, tsy fahampian-torimaso, maladie de parkin...
18/01/2024

SAROBIDY NY FAHASALAMANA
👉Ho antsika manana olana toy ny folaka, diabeta, goty, tsy fahampian-torimaso, maladie de parkinson, sciatique, tension tsy stable, olana eo amin'ny fo (problème cardiaque), douleur intense, havizanana bé, tratry ny AVC sns...
Na koa Mila rééducation motrice.

🙎‍♂️Ezmar-Mpitsabo Mpanotra dia afaka manatona anao izay tojo ireo olana ireo . Efa 18 Taona niasana,vonona ny handray antsika hatrany. 😊
Indray mandeha raisina ianao, dia mahita vokatra sy fiovana.

Afaka Tonga Dia miantso 📞 034 87 231 65
(Sur rendez-vous, à domicile)

Address

Antananarivo 103
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ezmar- Mpitsabo Mpanotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram