Institut Medtalk

Institut Medtalk Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Institut Medtalk, Medical and health, Antananarivo.

08/05/2025

⛪️PAPE LÉON XIV ⛪️
Ny Kardinaly Robert Francis Prevost no voafidy ho pape ho an'ny mpino katolika maneran-tany ny 08 Mai 2025 tany Rôme
- Teraka ny 14 septembre 1955 (69 taona) tao Chicago, Illinois, États-Unis
- mizaka ny zom-pirenena Américaine, ary péruvien (par naturalisation).
Izy araka izany ny PAPE faha 267, ary ihany koa Pape voalohany avy any États-Unis eo amin'ny tantaran'ny finoana katolika.
- Nianatra ny taranja Mathématique tao amin'ny Oniversité Villanova tao Pennsylvanie
- Nianatra Théologie tao Roma ary nahazo ny doctorat en droit canonique
- Voahosotra ho pretra izy ny taona 1982
- efa misionera tany Pérou ihany koa
- ary Eveka tany Chiclayo (Pérou avaratra) ny taona 2015
- Notendren'ny Pape François ho préfet du Dicastère pour les évêques ny tenany ny taona 2023
- Izy dia anisan'ny akaiky ny Pape François ihany koa
Miarahaba ny pape sy ny mpino Katolika rehetra nahazo pape vaovao🇺🇸❤️

Medical & health

06/05/2025

5 Mey - Andro manokana ho an’ny Rasazy maneran-tany.
Ireo vehivavy manome aina, manampy aina, ary miaro aina isan’andro.
Tsy asan’ny fo malemy fotsiny izany, fa asa feno herim-po, fahaiza-manao ary fitiavana lalina.
Misaotra anareo rasazy rehetra, fanilo mamiratra ho an’ny fiainana vaovao.🤰❤️

May 5 – A special day for midwives around the world.
These women (and men) give life, support life, and protect life every single day.
It’s not just a job for the soft-hearted — it’s a mission of courage, skill, and deep love.
Thank you to all midwives — shining lights for every new life.❤️
❤️

Medical & health

04/05/2025

Apprenez l’anglais médical en ligne et ouvrez-vous aux opportunités internationales de la santé😍
Afaka mianatra foana na aiza na aiza amin'ny fotoana rehetra😍
Prochaine rentrée: 18 Juillet 2025
"Because your patients speak more than one language"
CERTIFICAT EN FIN DE FORMATION☑️
Test de niveau gratuit✔️
Courte durée✔️
email: institutmedtalk@gmail.com

Medical & health

Tsy zoviana amintsika rehetra fa ny tsy fahaizana langues dia barrière tsy ahafahantsika mikatsaka ny tsara kokoa eo ami...
04/05/2025

Tsy zoviana amintsika rehetra fa ny tsy fahaizana langues dia barrière tsy ahafahantsika mikatsaka ny tsara kokoa eo amin'ny sehatry ny asa na eto an-toerana izany na any ivelany, ilaina noho izany ny fahaizana miteny, indrindra ny Anglisy😍.

"Because your patients speak more than one language"

COURS D'ANGLAIS EN LIGNEHo an'ny CORPS MÉDICAL tsy ankanavaka (Médecin, étudiant en médecine,Paramédicaux,aide soignant....
05/04/2024

COURS D'ANGLAIS EN LIGNE
Ho an'ny CORPS MÉDICAL tsy ankanavaka (Médecin, étudiant en médecine,Paramédicaux,aide soignant...)

Rentrée: 11 AVRIL 2024 et 18 Avril 2024
ATAOVY DIENY IZAO NY FISORATANA ANARANA FA VOAFETRA NY TOERANA

Fantatrao ve fa na miasa na mianatra aza ianao dia afaka manana fotoana hianarana na tsy miala ao an-trano aza??❌COURS D...
25/03/2024

Fantatrao ve fa na miasa na mianatra aza ianao dia afaka manana fotoana hianarana na tsy miala ao an-trano aza??
❌COURS D'ANGLAIS HO AN'NY CORPS MÉDICAL REHETRA TSY ANKANAVAKA NO ATOLOTRAY❌
Manamora ny fitadiavana asa ny fahaizana Anglais
Manokatra lalana ho any Ivelany ihany koa
FIDIRANA : 11 AVRIL 2024
❌MAHAZO ATTESTATION REHEFA VITA NY FIOFANANA❌

Tsara foana ny manana dictionnaire Anglais-Anglais anaty téléphone😍❌MBOLA MITOHY NY FISORATANA ANARANA HO AN'IREO CORPS ...
24/03/2024

Tsara foana ny manana dictionnaire Anglais-Anglais anaty téléphone😍
❌MBOLA MITOHY NY FISORATANA ANARANA HO AN'IREO CORPS MÉDICAL(Paramed,étudiant paramed,étudiant médecine, medecin,paramédicaux rehetra)
Anglais général mihitsy no ianarana mba Ahafehezana azy!
❌En ligne ny fianarana ary mitovy amin'ny mianatra en salle ihany❌
PParam"AideParam"AideParam"Aide

PARAMED VE IANAO SA FUTUR PARAMED?MANIRY HIASA ANY IVELANY?SA MANIRY HANANA ASA TSARA KOKOA?MBOLA MISY TOERANA 5 HO AN'I...
29/01/2024

PARAMED VE IANAO SA FUTUR PARAMED?
MANIRY HIASA ANY IVELANY?
SA MANIRY HANANA ASA TSARA KOKOA?
MBOLA MISY TOERANA 5 HO AN'IZAY MANIRY HIANATRA ANGLISY❌❌
2 HATRAMIN'NY 5 VOLANA NY FAHARETAN'NY FIANARANA. MISY NIVEAU REHETRA❌MAHAZO ATTESTATION REHEFA MAHAVITA NIVEAU REHETRA.
AO AMIN'NY COMMENTAIRE NY VALIN'NY FISARIHANA NATAO ANNN😊

2 ANDRO SISA DIA MIFARANA NY FISORATANA ANARANA HO ANTSIKA PARAMED MANIRY HIANATRA TENY ANGLISY INDRINDRA IREO MIKASA HO...
24/01/2024

2 ANDRO SISA DIA MIFARANA NY FISORATANA ANARANA HO ANTSIKA PARAMED MANIRY HIANATRA TENY ANGLISY INDRINDRA IREO MIKASA HO ANY IVELANY❌❌❌
AZA TARA FA PLACE VITSY SISA. AZA ADINO NY FISARIHANA RAHAMPITSO😊❤❤❤

❌❌❌COURS D'ANGLAIS GRATUIT HO AN'IZAY TSARA VINTANA (PARAMED NA MPIANATRA PARAMED IHANY)❌❌❌❌ANTSOY NY NAMANAO HIANATRA T...
16/01/2024

❌❌❌COURS D'ANGLAIS GRATUIT HO AN'IZAY TSARA VINTANA (PARAMED NA MPIANATRA PARAMED IHANY)❌❌❌
❌ANTSOY NY NAMANAO HIANATRA TENY ANGLISY❌
Tsotra ny fitsipika:
1.Zarao ity publication ity (Mode public ihany)
3.Mentionner-o ny namanao PARAMED rehetra hanaraka ny pejy ka izay commentaire be reactions indrindra no voasarika😊❌
Ny 25 Janvier izao ny fisarihana❌
Ary olona roa no hosafidiana amin'izany😊
Aza tara ary fa ilainao ny teny Anglisy❌❌❌
MISY NIVEAU REHETRA NY FIANARANA😊
MBOLA MITOHY NY FISORATANA ANARANA SAINGY VOAFETRA IHANY NY TOERANA KOA AZA TARA😊
COURS EN LIGNE IHANY❌❌

HEEEY🥰🥰🥰FANTATRAO VE FA MIAVAKA AMIN'NY PARAMED MARO IANAO RAHA MAHAFEHY NY TENY ANGLISY? NA EFA MIASA IANAO NA TSIA ILA...
14/01/2024

HEEEY🥰🥰🥰FANTATRAO VE FA MIAVAKA AMIN'NY PARAMED MARO IANAO RAHA MAHAFEHY NY TENY ANGLISY?
NA EFA MIASA IANAO NA TSIA ILAINAO FOANA IZANY😊
MBOLA MITOHY NY FANDRAISANA ANARANA ETO AMIN'NY PARAM"AID HO ANTSIKA PARAMEDICAUX NA FUTUR PARAMÉDICAUX MIKASA NY HIANATRA ANGLAIS😊 IZAY AHAZAHOANA OPPORTUNITÉS MARO KA AFAKA MANAMPY NY ANKIZY AMIN'NY FAHAZAHOANA IZANY IZAHAY TOY NY:
-ASA ANY IVELANY (Rehefa mahafehy langue)
- ASA ETO AN-TOERANA MBA AHAZOANA TOERANA TSARA KOKOA😊
REHEFA MIDITRA CLUB ATO AMINAY IANAO DIA TSY VERY MANDEHA☺😍😍😍
TSOTRA SADY MORA SATRIA EN LIGNE NY FIANARANA🥰
Aza tara ary fa manaova inscription mialohan'ny 26 janvier 2024 [VOAFETRA IHANY NY TOERANA]
JOIN US FOR MORE OPPORTUNITIES🥰

Corps paramédicaux na futur paramédicaux ve ianao?Maniry ny hiasa any ivelany?Sa maniry ny anana asa tsara kokoa?Fantatr...
11/01/2024

Corps paramédicaux na futur paramédicaux ve ianao?
Maniry ny hiasa any ivelany?
Sa maniry ny anana asa tsara kokoa?
Fantatrao ve fa betsaka ny opportunités anananao raha mahafehy langue ianao?
Izahay eto amin'ny PARAM"AIDE dia mandray anao izay maniry ny hianatra na handalina teny Anglisy😊 Mba ahafahanao misitraka asa mendrika ny diplaoma anananao
Manoro lalana ho anao ihany koa izahay fa tsy vitan'izany
Aingana ary midira Club ato amintsika.
Koa aza misalasala ary miditra MP raha vonona ianao
amin'ny sarany Mirary dia mirary☺
Ho anao:
SAGE-FEMME
INFIRMIER(E)S
KINÉSITHÉRAPEUTE
TECHNICIEN DE LABORATOIRE
Na ihany koa mpianatra PARAMED

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Institut Medtalk posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share