11/05/2025
Fiheverana diso momba ny fahadiovan’ny ati-vava sy nify :
1. Mandè rà ny akanjo-nify ? Tsy olana izany.
Diso. Famantarana aretina io, tsy tokony hohadinoina, manantona mpitsabo nify.
2. “Tsy maintsy brosoina mafy vao madio tsara.”
Tsy marina. Ny fibrosoana malefaka sy tsy tapaka no manampy kokoa.
3. “Mety hisolo fiborosoana nify ny bain de bouche.”
Tsy mitombina. Tsy afaka manadio toy ny borosy nify izany.
4. “Vokatry ny siramamy irery ihany ny carie.”
Diso. Misy fiantraikany ny asidra, ny loto ary ny fahadiovana tsy ampy.
5. “Raha tsy marary, dia tsy misy olana.”
Betsaka ny aretin’ny nify no mangina amin’ny fiandohana.
6. “Tsy mila fikarakarana ny nify mbola hifono ( dents de lait)
Tena diso. Manan-danja amin’ny fitomboan’ny dents definitives izy ireny.
7. “An’ny olona be fanadiovana loatra ny fil dentaire.”
Tsy marina. Ilaina izany hanesorana ny loto amin’ny elanelan’ny nify.
8. “Tsy misy ifandraisany amin’ny vatana ny nify.”
Misy! Mety hisy fiantraikany amin’ny fahasalamana amin’ny ankapobeny.
9. “Avy amin’ny vavony foana ny fofona ratsy.”
Matetika avy amin’ny vava ihany no loharano: lela, carie, sns.
10. “Nify fotsy = nify salama.”
Tsy voatery. Mety hisy olana miafina ao anatiny.
11. “Afaka manolo fanasana nify ny chewing-gum tsy misy siramamy.”
Tsy ampy. Tsy afaka manadio tsara toy ny borosy nify.
12. “Ilaina ny miborosy nify avy hatrany aorian’ny sakafo.”
Tsara kokoa ny miandry 20-30 minitra, indrindra raha asidra ilay sakafo.
13. “Tsy miverina intsony ny carie rehefa voatsabo.”
Mety hiverina raha tsy voakarakara tsara ny nify.
14. “Olana Esthétique fotsiny ny tartre.”
Diso. Mety hiteraka aretina sy fahalemen’ny nify.
15. “Mahavaha olana irery ny antibiotika amin’ny abcès.”
Tsy ampy. Mila fitsaboana mivantana any amin’ny nify mihitsy. Aza manao dokotera tena
16. “tokony esorina foana ny fara-vazana (dent de sagesse).”
Miankina amin’ny toerana sy ny fahasalamany izany.
17. “Sitrana hoazy ny nify simba.”
Tsy marina. Fa azo tsaboina raha vao manomboka.
18. “6 taona vao mila mandeha any amin’ny mpitsabo nify ny ankizy.”
Tokony ho 2-3 taona amin’ny voalohany, hisorohana aretina sy hanao fahazarana azy mba tsy hatahotra any aoriana.
19. “Manimba gencives ny brosse électrique.”
Raha ampiasaina tsara, dia tena mahomby izany.
20. “Miaro amin’ny carie ho azy ny sakafo bio.”
Siramamy dia siramamy ihany, na bio aza. Toy izany koa ny asidra.
Nisy tamin’ireo ve nahagaga anao? Zarao amin’ny namanao mba hahafahan’izy ireo mahafantatra koa!
⸻
Top 20 des idées reçues sur la santé bucco-dentaire (à ne plus croire!)
1. “Des gencives qui saignent, c’est normal.”
Non. C’est un signe d’inflammation ou d’un début de maladie parodontale.
2. “Plus on frotte fort, mieux c’est.”
Faux. Cela peut abîmer l’émail et les gencives. Douceur et régularité avant tout.
3. “Un bain de bouche suffit quand on est pressé.”
Jamais. Il ne remplace ni le brossage ni le fil dentaire.
4. “Les caries, c’est juste à cause du sucre.”
Pas seulement : l’acidité, l’hygiène et la flore buccale comptent aussi.
5. “Pas de douleur, pas de problème.”
De nombreuses affections dentaires sont silencieuses au début.
6. “Les dents de lait, ce n’est pas si important.”
Si. Elles jouent un rôle crucial pour les dents définitives.
7. “Le fil dentaire, c’est pour les obsessionnels.”
Non. Il est essentiel pour nettoyer entre les dents.
8. “Les dents n’influencent pas la santé générale.”
Elles y sont pourtant étroitement liées.
9. “La mauvaise haleine vient toujours de l’estomac.”
Le plus souvent, la bouche est en cause.
10. “Des dents blanches sont forcément saines.”
L’esthétique ne garantit pas la santé.
11. “Les chewing-gums sans sucre remplacent la brosse à dents.”
Ils aident, mais ne nettoient pas comme un vrai brossage.
12. “Il faut se brosser les dents tout de suite après avoir mangé.”
Mieux vaut attendre 20 à 30 minutes pour protéger l’émail.
13. “Une carie soignée ne revient jamais.”
Elle peut réapparaître si les soins ou l’hygiène ne suivent pas.
14. “Le tartre, ce n’est qu’un souci esthétique.”
Il peut causer inflammation et déchaussement.
15. “Les antibiotiques suffisent pour un abcès.”
Ils soulagent, mais il faut traiter la cause à la racine.
16. “Les dents de sagesse doivent toujours être extraites.”
Pas forcément. Si elles sont bien placées et saines, on peut les garder.
17. “Les dents peuvent se réparer toutes seules.”
Seules certaines lésions très précoces peuvent se reminéraliser.
18. “Les enfants n’ont pas besoin de dentiste avant 6 ans.”
Une première visite vers 2-3 ans est conseillée.
19. “Les brosses électriques abîment les gencives.”
Au contraire, bien utilisées, elles sont souvent plus efficaces.
20. “Les aliments bio empêchent les caries.”
Le sucre reste du sucre, bio ou pas !
Alors, combien de ces croyances avais-tu en tête ? Partage autour de toi pour faire circuler les bonnes infos !