08/08/2025
MASSAGE Sweety, Miarahaba anao Tompoko
Hafa ihany , hafa mihintsy izany toerana ialana havizanana izany hoe Madio, Milamina , azo antoka tanteraka ,Eny fa Na dia ny service AO anatiny aza dia aok'izany 😌😌
Ny Trano fidiovana (do**he ) vao maika mila madio mihoatatra lavitra noho izany 🛀
Manasa anao Tompoko hitsidika sy hisitraka ny tolotra izay misy ato aminay🌿
* Cadre (efi-trano)classe do**he misy rano mafana sy chauffage isakin'ny chambre 🫠
Ventilateur kosa raha mafana ny andro ✅
*Servisy voakaly am-pitsikina sy am-panjana hatrany 🙏
*Sécurité azo antoka na fiara n'a moto 24h-24h
*Fahadiovana 100%✅
Toerana misy anay Tompoko dia
Ambohiday Anosy derrière l'immeuble Toyota Rasseta (vavahady gris)
☎️038 07 993 86(WhatsApp)
📲038 90 412 73 (WhatsApp)