
17/09/2025
‼️06 nouveaux cas détectés ‼️
⛔️VIH SIDA
Ireo pelaka manao sarim-bavy sy ny tariny ireo no tena manaparitaka sy betsaka indrindra mitondra ny aretina VIH SIDA.
❌️SEXE A**L no risika ambony voalohany indrindra hifindran'ny VIH SIDA.
⚠️Na ny mpanindrona na ny tsindromina.
❌️Vaginal s*x tsy misy fiarovana
❌️Oral s*x amin’ny olona mitondra ny VIH
Tsy miseho amin'ny endrika ivelany ny mitondra ny VIH SIDA, hein manja kely bogosy kely sns. Ry mody pelapelaka sns ireo.
Ity misy fanazavana efa ela nozarainay tato
https://www.facebook.com/share/p/1LnzgcwBu4/