07/03/2026
Tsy may, fa aretina azo avy amin'ny bakteria anaty hazandranomasina tsy masaka tsara.
Ny hazandranomasina tsy masaka tsara dia mitondra bakteria iray atao hoe Vibrio vulnificus izay mahatonga infection giravy mitarika hatramin'ny fanapahana ny ratsam-batana raha tsy voatsabo tsara
Mitovy amin'izay koa ny fitondrana FERY na RATRA anaty ranomasina, izay mitarika fidiran'ilay bakteria.
โ
Masaho tsara ny hazandranomasina
โ ๏ธ Fadio ny mitondra fery na ratra anaty ranomasina
Inona no marary anao by Dr H.