Cabinet vétérinaire d'Antehiroka

Cabinet vétérinaire d'Antehiroka Vente des produits vétérinaires

13/04/2026
Fantatrao vé ireto ?Zarao ary fa mahasoa ny hafa
13/04/2026

Fantatrao vé ireto ?
Zarao ary fa mahasoa ny hafa

Bonne soirée 😽
11/04/2026

Bonne soirée 😽

08/04/2026

Odikakana amin'ny zanak'alika sy saka

Odikakana amin'ny zanak'alika sy saka
04/04/2026

Odikakana amin'ny zanak'alika sy saka

Impiry non mandro isambolana ny alikanay Dokotera?Fanontaniana anisany betsaka manontany Indray mandea isambolana ny ali...
23/03/2026

Impiry non mandro isambolana ny alikanay Dokotera?

Fanontaniana anisany betsaka manontany

Indray mandea isambolana ny alikatsika no tokony ho hampandrona

Efa fantatrao vé?
Cabinet vétérinaire d'Antehiroka
038 21 320 02

Ity client nay iray ity dia tratrin'ny aretinkoditra zay miseho amin'ny alalany fery otrizao noho izy mangididy , Ary ef...
21/03/2026

Ity client nay iray ity dia tratrin'ny aretinkoditra zay miseho amin'ny alalany fery otrizao noho izy mangididy , Ary efa miseho erakin'ny vatany lay fery.
Manaraka fitsaboana eto amin'ny Cabinet vétérinaire d'Antehiroka
Cabinet vétérinaire d'Antehiroka
038 21 320 02

Ilaina ny milalao sy  misangisangy amin'ny Alika na saka tsika fa mampitombo ny firaiketampo aminy izanyMantanjaka kokoa...
20/03/2026

Ilaina ny milalao sy misangisangy amin'ny Alika na saka tsika fa mampitombo ny firaiketampo aminy izany

Mantanjaka kokoa ny fifandraisana eo amin'ny Alika sy saka refa miaraka aminy matetika isika

Cabinet vétérinaire d'Antehiroka 038 21 320 02

Ny lysine sy méthionine Ilaina raha VAO manomboka mampiditra akoho ianao.Anisany tena ilaina ny fampiasana azy raha tian...
19/03/2026

Ny lysine sy méthionine

Ilaina raha VAO manomboka mampiditra akoho ianao.
Anisany tena ilaina ny fampiasana azy raha tianao hitombo sy hivoaka aingana ny Akohoanao.

Hitanao ato amin'ny Cabinet vétérinaire d'Antehiroka

038 21 320 02

19/03/2026

Manao fiopina poulet de chair vé ianao?
Misy Olana vé?

17/03/2026

VAO feno 2 erinandro ny biby dia efa afaka omena odikakana
na saka io na alika

Address

Antananarivo

Telephone

+261344706816

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet vétérinaire d'Antehiroka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Cabinet vétérinaire d'Antehiroka:

Share