Fahasalamana Fitiavana Firaisana ara-nofo

Fahasalamana Fitiavana Firaisana  ara-nofo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fahasalamana Fitiavana Firaisana ara-nofo, AIDS Resource Center, Befelatanana, Antananarivo.

01/12/2024

Andro iraisam-pirenena hiadina amin'ny SIDA ny andro voalohan'ny volana desambra androany.Miarahaba ny mpikambana rehetra.
Tsy angano na honohono fa efa maro no voan'io aretina io eto madagasikara.
Mitombo kokoa ny andro hahavelomanao raha fatatra mialoha hoe sanatria mitondra ny tsimok'aretina V.I.H satria misy fanafody
mampihena ilay atao hoe 'Charge virale" ary raha minana fanafody tsy tapaka dia lasa tsy mamindra amin'ny hafa na tsy manao fiarovana aza
, manana taha-pahavelomana mitovy amin'ny olona tsy voa ary afaka miteraka soamatsara tsy voan'ny aretina ny zazakely . Izany hoe zava-dehibe ny fanaovana fitiliana koa
aza matahotra na misalasala manaova fitiliana .
eny amin'ny CSB ireny misy fitiliana mamimaimpona, fa raha manakatao dia tsara sérologie H.I.V eny amin'ny institut pasteur.

05/10/2024

TANDREMO NY SIDA TSY MISANGY FA IZAY VOA DIA MINANANA FANAFODY MANDRAMATY SADY AFA BARAKA MANAOVA KAPAOTY FA EFA MIPARITAKA BE IO ARETINA IO

NY COURS PASSAGE ETO ANTANANARIVO SY NY MANODIDINA🔞
Nampiakatra ny vidiny ihany koa ireo mpanao passage eto Antananarivo sy ny manodidina nohon'ny fiakaran'ny vidim-piainana.
🔘Analakely eo @ Gastro manomboka @ 7 ora sy sasany hariva: 10 000 ar - 50 000 ar
🔘Tsaralalàna eo @ Conforama raha hariva: 10 000 ar - 30 000 ar
🔘Tsaralalàna eo @ Lacoste: atoandro 8 000 ar- 20 000 ar
🔘 Gare routière Ampasapito: 10 000 ar - 30 000 ar
🔘 Andoharanofotsy eo @ Pharmacie: 5 000 ar- 10 000 ar
🔘 222 Talatamaty: 10 000 ar- 30 000 ar
🔘 By pass rond point: 5 000 ar- 15 000 ar
🔘 Domaine Alasora: 5 000 ar - 10 000 ar
🔘 67 ha eo @ parking: 10 000 ar - 30 000 ar
🔘 Andranonahoatra: mampinono 2 000 ar sy sigara 1
🔘Ambohipo: 10 000 ar - 30 000 ar
🔘 Sidex, faran'ny tamboho Nanisana: 5 000 ar- 15 000 ar
🔘 Gare routière Fasankarana: 5 000 ar- 15 000 ar
🔘 Sidex Besarety: 5 000 ar- 20 000 ar
🔘 Itaosy Cité: in 3 mitsofoka 1 000 ar
🔘Number one Andavamamba bar & karaoke: 15 000 ar - 40 000 ar
🔘Anosy akaiky terrain pétanque: 5 000 ar -10 000 ar
🔘 Andravoahangy eo @ Bravo sy Rotsirotsy: 5 000 ar- 10 000 ar
🔘 Behoririka eo @ pavillon Jade: 30 000 ar - 70 000 ar
🔘 Indra night club: 15 000 ar- 50 000 ar
🔘 Be Tax night club: 40 000 ar -100 000 ar
🔘 Le Six night club: 80 000 ar noho miakatra
🔘Le Next night club Antaninarenina: 100 000 ar noho miakatra
Aza adino ny miaro tena fa efa betsaka zao ny aretina

SOURCE
: (Page Tsetsatsetra tsy aritra)

08/09/2024
08/09/2024

Arakan ny efa voalaza dia ny fitiliana ra ihany no porofo manamarina fa séropositif na mitondra ny virus vih sida ny olona iray.
Kanefa misy zavatra tokony hahamailomailo ihany.
Mizara dingana efatra ny fivoarany aretina dia :
Dingana voalohany na stage I : 2 na 4 herinandro eoeo mety ho tonga hatran’ny amin’ny telo volana ao aorinan’ny hidirany virus ao amin’ny vatana dia miseho ilay antsoina hoe : (primo-infection), mety ho voan’ny tazo na fanavina ilay olona, Tsy ampy hery matsiaro reraka, tsemboka amin’ny alina, mivalana,misy atody tarina anelakelampe na eo elika na eo akaikiny tenda, misy bouton mivoaka ny hoditra. Matetika mifangaro amin’ny fisehon’ny aretina hafa ireo izany hoe tsy misy ifandraisany amin’ny V.I.H ka izay no mahatonga ny docteur généraliste ra anotanianao hoe misy primo-infection amin’ity aretina ity dia tsy misy no valiteny azo.
Ny profesora nandalina manokana no afaka manazava lalinan-dalina fa misy tokoa ny primo-infection fa misy pourcentage izany hoe tsy ny olona nidiran’ny virus rehetra no misy tranga na primo-infection fa poucentage vitsivitsy ihany.
Dingana faharoa : amin’ity fotoana ity dia asymptomatique ilay olona izany hoe tsy ahitana fambara mintsy hoe misy virus tafiditra ka eto indrindra no mila mailo satria met ho mbola tsara tarehy amam-bika,salama tsara matanjaka be ilay olona nefa mitondra ny virus V.I.H ara mamindra tsara mintsy.
Dingana fahatelo : manomboka misy fambara hita ety ivelany izany hoe miseho ilay aretin-koditra isan-karazany toin’ny (zona, herpe,sns…), manomboka miverina mipoitra ny atody tarimo izay hita tany amin’ny primo infection, tsemboka lava amin’ny alina, mivalana,voan’ny tazo na fanavina,.. maro tsy voatanisa tokony tonga de araky ny docteur ra tsy midororo sy docteur faly handray vola ireny fotsiny hoe possible cas contamination vih no mahazo anao rehefa mifanesisey ireo aretina ireo ary asainy manao dépistage sérologie hiv haingana .
Dingana fahahefa : SIDA, tena efa ambany be ny hery fiarovana eto ka izay aretina rehetra misy dia mety hahavoa anao daholo , miseho daholo aretin’ny taovampisehona ny homamiadana

08/09/2024

Ahona ny fomba fifindrany virus V.I.H SIDA ?
Ny ra, tsiranoky ny vehivavy (sécrétion vaginale) , tsiranoky ny lehilahy (spermatozoïde) , nono-ndreny
amin'ireo no tena ahitana tahan'ny virus ambony be haut risque de contamination.
Ahitana virus ianikoa amin'ny rora,atsembohana,pipy... fa
ambany ny tahany ka tsy atahorana amindra.
Ny vih sida dia mifindra amin'ny firaisana ara-nofo tsy voaharo.
mifindra amin'ny famindrana ra tsy voatily.
mifindra amin'ny fitsindromana zava-mahadomelina amin'ny fampiasana an'ireny seringue fitsindromanana reny tokony ho seringue à usage unique ny seringue.
mifindra amin'ny zazakely amin'ny alalany fampinonona.
mifindra amin'ny fampiasana fitaovana tsy voadioa mihosindra rehetra toin'ny : seringue, rasoir, hareza,...
Tsy mifindra amin'ny kaikitry ny moka
Tsy mifindra amin'ny fifandraisana tanana.

08/09/2024

Quand un homme gagne de l'argent, il rêve de donner le meilleur à sa femme. Mais lorsqu'une femme gagne de l'argent. Elle sent qu'elle n'a pas besoin d'un homme.

On ne devient pas roi en poursuivant la reine mais en poursuivant la couronne.Un homme qui n'est pas esclave de ses puls...
22/08/2024

On ne devient pas roi en poursuivant la reine mais en poursuivant la couronne.
Un homme qui n'est pas esclave de ses pulsions sexuelles a résolu 80% de ses problèmes. C'est un homme ferme et dangereux. Il est concentré.
RESTE MYSTÉRIEUX, Laisse lès te traiter d'avare. Aucun sexe ne vaut la peine de jeter votre respect de soi et votre argent. Concentre toi.
Un homme qui peut contrôler ses pulsions sexuelles ne peut pas être manipulé facilement par les femmes. Sa richesse va se multiplier parce qu'il ne dépense pas son argent pour plaire aux femmes au hasard.
Sois cet homme.

Arovy ny ainao sy ny hoavinao fa tsy mivazivazy aminao ny SIDA.Tsy mahamenatra ny mividy fimailo ary tsy hanenenana ny m...
13/04/2024

Arovy ny ainao sy ny hoavinao fa tsy mivazivazy aminao ny SIDA.
Tsy mahamenatra ny mividy fimailo ary tsy hanenenana ny mampiasa fimailo raha handeha hijangajanga tandremo fotsiny sao vaky ny kapaoty sao idiran'angano .Mirongatra be ny aretina amin'zao.
Toro-hevitra vitsivitsy mety mahasoa.

1) Hamarino fa misy date de péremption ireny fimailo ireny ka manamora ny fahavakisany ra lany daty.

2)Tandremo tsy hisy bulle d'air le eo am'lohany rehefa mampiasa fa mitarika fahavakisany.

Maro bé no resaka sy toro-hevitra fa lasa sao mampiana-dratsy. Ra azo atao dia hajao ny vadinao ,fadio ny mapifilafila hoan'ny vevavy ra mpivady vita mariage fa tompon'andraikitra ianao maniraka ny vadinao hampirafy.

Herinandro vitsy ao aorinan'ny fidirany tsimok'aretina V.I.H ao amin'ny vatatena'olombelona iray dia mety ahitana fambar...
13/04/2024

Herinandro vitsy ao aorinan'ny fidirany tsimok'aretina V.I.H ao amin'ny vatatena'olombelona iray dia mety ahitana fambara ilay antsoina hoe "primo-infection". Tandremo fa tsy voatery misy fambara rehefa tafatsofoka ao aminao ny virus "asymptomatique" no filaza azy ka io no tena mampijabaka ny maro anisa satria mety ho manja sy tsara endrika amam-bika ilay olona.
(Sary aretin'koditra hita amin'ny primo_infection V.I.H : éruption maculopapuleuse )

io no antsoina hoe "sarcome de Kaposi " aretin'koditra mahazo ny olona mitondra ny tsimok'aretina V.I.H rehefa tonga ami...
13/04/2024

io no antsoina hoe "sarcome de Kaposi " aretin'koditra mahazo ny olona mitondra ny tsimok'aretina V.I.H rehefa tonga amin'ny stade grave.

13/04/2024

"La seul femme qui sait où est son homme chaque nuit est une v***e" proverbe (Ouganda)

Tandremo mitondra ozona sy korontana hoan'ny ankohonana ny fampirafesana na hoan'ny lahy na hoan'ny vavy. Fa zava-doza lavitra sy farakizay mamoafady raha sanatria ka ny vevavy no mampirafy.
Lasa tsy misy (valeur ) ,vehivavy very haja ny vevavy mampirafy mitovy lenta amin'ny makorelina,ny makorelina aza mbola mahazo vola rehefa voapetaka. Eritrereto hoe raha misy cadenas iray ka izay fanalahidy mitsofoka ao mahasokatra azy daholo dia mbola misy dikany ve ilay cadenas?

13/04/2024

"Le jour où un moustique atterrira sur vos testicule,vous remarquerez que les problèmes ne résolvent pas seulement par violence" proverbe Sénégal.

Address

Befelatanana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fahasalamana Fitiavana Firaisana ara-nofo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share