Ferme Aina

Ferme Aina Bien dans sa tête, bien dans sa peau avec le Sésame et baobab

05/03/2026

YOU ARE WHAT YOU EAT

Malaza be io fomba fiteny io, fantatrareo ve fa ny sésame no anisan'ireo sakafo sady mamparanitsaina no mampatanjaka, fihinan'ireo firenena malaza ho marani tsaina

Ianareo ve efa mpanjifa ireo vokatra Ferme Aina , indro ary ny videô nay

🚨FERMETURE EXCEPTIONNELLE 🚨🌟 Ry Mpanjifa hajaina, 🌟Ilazana isika mpanjifa fa ny asabotsy, 📅 28 Febroary 2026 dia tsy mis...
27/02/2026

🚨FERMETURE EXCEPTIONNELLE 🚨
🌟 Ry Mpanjifa hajaina, 🌟
Ilazana isika mpanjifa fa ny asabotsy, 📅 28 Febroary 2026 dia tsy misokatra ny magasin Ambohidahy sy Itaosy( Hanao Team building kely ny ekipa Ferme Aina☺️)

Ny alatsinainy 02 Martsa kosa dia miverina misokatra sy mandray anareo indray izahay😊.

Mankasitraka tompoko!

‼️ J-1 SALON DU BEBE ET DE LA PETITE ENFANCE‼️   Rahampitso no hanomboka ny SALON DU BEBE ET DE LA PETITE ENFANCE ao ami...
19/02/2026

‼️ J-1 SALON DU BEBE ET DE LA
PETITE ENFANCE‼️

Rahampitso no hanomboka ny SALON DU BEBE ET DE LA PETITE ENFANCE ao amin'ny Palais des Sports Mahamasina Stand 36 no hahitana ny FERME AINA.

📍 Maro ny zavatra ho hitanareo any.

🟡 Hisy vaovao be : Atelier hiarahana amin'ny Coach Nutrition ny Asabotsy.
🟡 Vokatra Ferme Aina .
🟡 Promotion : Poudre de sésame Blanc sy Poudre de sésame et Baobab .
🟡 Dégustation: Thé au Poudre de sésame et Baobab sy Yaourt au sésame.

📌 Arahinao ao amin'ny Fandaharana Karakory TV TVM rahampitso maraina amin'ny 6 sasany maraina hahitana fanazavana sy andindininy ilay Salon ary vokatra FERME AINA .

📍 Palais des Sports Mahamasina .
✅ Stand 36.
✅ Magasin FERME AINA : Ambohidahy ampitan'ny vavahadin'ny Saint Michel Amparibe na Itaosy Andranonahoatra.

☎️ 038 06 943 03

‼️ Vita ny cyclone,betsaka  isika no mahatsiaro reradreraka😌,lasa voan'ny grippe🤧,kely ny hery fiarovana ao amin'ny vant...
13/02/2026

‼️ Vita ny cyclone,betsaka isika no mahatsiaro reradreraka😌,lasa voan'ny grippe🤧,kely ny hery fiarovana ao amin'ny vantantsika...‼️

🌿Tsara noho izany ny fihinana poudre de SESAME sy poudre de BAOBAB araka ny noresahintsika tao amin'ny fandaharana Karakory Tv (TVM) androany maraina ;mba :

✅Hanalana ny havizanana(Anti-fatigue) sy crampes musculaires
✅Hampiakarana ny hery fiarovana hiadiana amin'ny aretina (Anti-corps)
✅Ho ampy torimaso tsara sy hanalana ny stress
✅Hanana angovo maharitra

📌Tongava ary manjifa izany eny amin'ny point de vente FERME AINA :
👉Ambohidahy ampitan'ny vavahadin'ny Saint Michel Amparibe
👉Itaosy Andranonahoatra
📌Disponible ihany koa eny amin'ny grande surface

☎038 06 943 03

07/02/2026

Misaotra betsaka ny Ecole Bird Ambohimiandra Antananarivo nandray ny Ferme Aina tamin' ny Alakamisy 05 Febroary teo🙏

Mahafinaritra ny mitafatafa amin' ireo mpianatra izay nizaran' ny mpanorina ny Ferme Aina ireo traikefa amin' ny maha mpitantana azy sy koa Coach en Nutrition‼️

Tsy adino koa ireo dégustation na yaourt au sésame sy nougatine isan karazany izay toan' ireo mpianatra👍

Hay cliente nay mahafatra Po ny directrice ny École sy ny Renin' ny mpianatra anankiray😊

‼️ Inona, aminareo  izany hoe PETIT   DEJEUNER idéal🍽️😋?‼️Kitoza sy vary sosoa ve,sa m**o gasy sy ramanonaka,sa pain au ...
30/01/2026

‼️ Inona, aminareo izany hoe PETIT DEJEUNER idéal🍽️😋?‼️

Kitoza sy vary sosoa ve,sa m**o gasy sy ramanonaka,sa pain au choco sy pain beurré🥖🥐😆

Inona no mahatsara ny fihinanana SESAME vao mifoha? Iza avy no efa zatra mihinana Sésame isaky ny maraina?😉
✅Amin'izay mahatadidy tsara🧠
✅Amin'izay matanjaka💪
✅Amin'izay mifantoka tsara ny ankizy any ampianarana,isika olon-dehibe ihany koa
✅Voky tsara dia tsy mihinakinam-poana

Araho ny fandaharana KARAKORY TV,ao amin'ny TVM rapitso maraina hahitanao ny fanazavana bebe kokoa mahakasika izay
📌Disponible eny amin'ireo point de vente FERME AINA anankiroa:
👉Ambohidahy ampitan'ny vavahadin'ny Saint Michel Amparibe
👉Itaosy Andranonahoatra
📌Disponible ihany koa eny amin'ny grande surface Shop Liantsoa,Supermaki,station Jovena

☎️038 06 943 03

‼️Manana olana ve ianao eo amin'ny resaka    TAREHY? ‼️    🔴 Lasa misy tâche ve ny tarehinao? 😌Feno mony? Sa misy rides?...
23/01/2026

‼️Manana olana ve ianao eo amin'ny resaka TAREHY? ‼️

🔴 Lasa misy tâche ve ny tarehinao? 😌Feno mony? Sa misy rides? Maina be foana ve ny hoditrao?🥹

Dia ahoana...Inona ny vahaolana?☺️

👉Fantatrao ve fa ny HUILE DE SESAME BLANC dia afaka manampy anao amin'ny ankamaroan'ireo olan'ny tarehan-tsika; noho izy manan-karena:

✅Anti-oxydants(Sesamoline,sesamine):izay miaro sy manavao ny sela ao amin'ny hoditra ka hamerina indray ny hazavan'ny hodi-tava.
✅Vit E:izay manome aina ny hoditra sy mampalefaka azy io.
✅Acides gras essentiels(Oméga 6): izay anisan'ny sakafon'ny hoditra ,mampamandina azy.
✅Manana SPF voajanahary ihany koa(SPF 30)izay miaro amin'ny taratra manimba avy amin'ny masoandro(Anti-UV), sns ...

Afaka manjifa ny HUILE de SESAME BLANC eny Amin'ireo point de vente FERME AINA ianao miaraka amin'ireo produit hafa efa nahafantarana azy🥰:

📍Ambohidahy ampitan' ny vavahadin'ny Saint Michel
📍Itaosy Andranonahoatra
Disponible ihany koa eny amin'ny Grande surfaces

☎️:038 06 943 03 / 034 31 610 41

‼️ HYPERTENSION ARTÉRIELLE ⁉️Ny sakafo tsy voalanjalanja sy ny stress dia mety hisy fiantraikany amin’ny tension🔹 Ny pou...
20/01/2026

‼️ HYPERTENSION ARTÉRIELLE ⁉️

Ny sakafo tsy voalanjalanja sy ny stress dia mety hisy fiantraikany amin’ny tension

🔹 Ny poudre de sésame noir FERME AINA dia sakafo voajanahary afaka manampy amin’ny fitandremana ny fahasalaman’ny fo ❤️

✅ Ahitana Magnésium manampy amin’ny fiasan’ny lalan-drà
✅ Manan-karena bonne graisse sy acide gras izay manampy manala ny cholestérol ratsy, miaro ny fo ary manampy hitazona ny tension ho stable
✅ Betsaka Antioxydant izay misoroka sy manandanja ny Hypertension artérielle

🟡 Astuce santé : asio Poudre de Sésame Noir Ferme Aina foana ny sakafonao, sady tsara hoan'ny fo no mampatsiro sakafo 😋

Manantona ny magasin roa misy ny Ferme Aina :
📌 Ambodahy apitan'ny Saint Michel Amparibe
📌 Andranonahoatra Itaosy apitan'ny Auto école Sariaka

Na antsoy ny laharana 0380694303 / 0343161041

Ireo vokatsoa azo avy amin’ny Sésame ✨Fantatrao ve fa tsy ho an’ny aide-mémoire irery ihany ny vokatsoa azo avy amin’ny ...
19/01/2026

Ireo vokatsoa azo avy amin’ny Sésame ✨

Fantatrao ve fa tsy ho an’ny aide-mémoire irery ihany ny vokatsoa azo avy amin’ny sésame?

Ny sésame dia manankarena otrikaina, toy ny :

👉 CALCIUM sy MAGNÉSIUM
👉 FER sy ZINC

Ny filan’ny vatana isan’andro dia voafaritra amin’ny alalan’ny atao hoe
Apport Journalier Recommandé ( na AJR) :

✔ AJR CALCIUM : 800 mg
Sésame : 1340 mg / 100 g

✔ AJR MAGNÉSIUM : 360 mg
Sésame : 288 mg / 100 g

✔ AJR ZINC : 10 mg
Sésame : 5,5 mg / 100 g

✔ AJR FER : 14 mg
Sésame : 6,5 mg / 100 g

Ny tsy fahampian’otrikaina ao amin’ny vatana dia mety hitarika havizanana lava sy stress, ary mety hisy fiantraikany amin’ny fahasalamana ankapobeny.

Izany no mahatonga ny vatana mila ireo otrikaina ireo mba hiasa ara-dalàna 💪

Ireto misy produits sésame azo ampiasaina ho fanampin-tsakafo, ankoatra ny sakafo mahazatra, mba hanampiana mameno ny filan’ny vatana :

🔴 Poudre de Sésame sy Baobab
🔴 Poudre de Sésame blanc
🔴 Poudre de Sésame noir
🔴 Nougatine de Sésame

Afaka ampiarahana amin’ny yaourt, jus na rano fisotro ny sésame 😋

Magasin roa no ahitana ny Ferme Aina, mpamokatra produits voajanahary vita amin’ny sésame :

📌 Ambodahy, apitan’ny Saint Michel Amparibe
📌 Andranonahoatra Itaosy, apitan’ny Auto-école Sariaka

Na antsoy ny laharana 0380694303 / 0343161041

‼️Ho fisorohana ny valan'aretina Mpox na ny variole du singe‼️Ampiakaro ny hery fiarovanao mba hisorohana ny valan’areti...
13/01/2026

‼️Ho fisorohana ny valan'aretina Mpox na ny variole du singe‼️

Ampiakaro ny hery fiarovanao mba hisorohana ny valan’aretina Mpox amin’ny alalan’ny vokatra voajanahary atolotry ny Ferme Aina 💪

Toy ny :
✅POUDRE DE SESAME & BAOBAB : 200g
👉Vokatra iray izay mampiakatra ny hery fiarovana satria betsaka vitamine C sy otrikaina.
Vidiny : 13.000 ariary ny 200g

✅POUDRE DE BAOBAB : 120g
👉Tombotsoa ho an’ny vatana :
Manala ny havizanana (anti-fatigue)
Manampy mampiakatra ny hery fiarovana (anti-corps)
Manatsara ny digestion sy ny transit intestinal
Vidiny : 11.000 ariary ny 120g

Ireo produits ireo dia miaro hatrany ny fahasalamanao amin'izao valan'aretina izao 😷

Tongava eny amin'ny magasin roa misy ny Ferme Aina :
📌 Ambodahy apitan'ny Saint Michel Amparibe
📌 Andranonahoatra Itaosy apitan'ny Auto école Sariaka

Raha misy fanontaniana atsoy ny laharana :
📞 0380694303 na 0343161041 na mandefasa mp

Address

Amparibe
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00

Telephone

+261341727080

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ferme Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Ferme Aina:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram