Rasazy Maëfa

Rasazy Maëfa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rasazy Maëfa, Healthcare administrator, Antananarivo.

22/01/2025

Salama ô efa miverin mandray anao sy afak mifaneraser ndray tsika a:
Manao soins à domicile izay toy ny
Manindrona
Pansement
Mametaka sérum
Mitsapa tension

Vehivavy bevoka ve ianao aza misalasala miditra mp ra mila toro hevitra mahasoa
14/01/2025

Vehivavy bevoka ve ianao aza misalasala miditra mp ra mila toro hevitra mahasoa

Izahay dia afaka manao soins à domicile afaka mampiterak ,mampanao fanabeazan azina
14/01/2025

Izahay dia afaka manao soins à domicile afaka mampiterak ,mampanao fanabeazan azina

03/01/2025

📌Ny césarienne irery no fandidiana mila couches de tissus 7 misokatra, mila mifoha adiny 6 ny vehivavy aorian'ny fandidiana mba hiahy ny zanany, mampinono sns, tsy lazaina intsony ny fanaintainana nateraky ny fandidiana.
Raha vehivavy niteraka tamin'ny alalan'ny césarienne ianao dia ianao no vehivavy mahery tsy araka ny noeritreretinao.

23/12/2024

Tsara ny vehivavy bevoka ra misotr rano matetika,mihinana voakazo,tsy manao zavatra mafy mety handrera batana

💗
30/10/2024

💗

02/05/2024

Fadio ny manala zaza fa miterraka aretina ho anao ar mety ahatong anao ts ahazo zaza intsony

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasazy Maëfa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram