Naturopharma Ampefiloha

Naturopharma Ampefiloha Dr. Manitra : +261 33 70 543 87 / +261 38 28 209 34

06/11/2025

TAMATAVE INDRAY IZAO... CONFERENCE.... CONSULTATION
Amboary dieny izao àry ny fandaharam-potoana fa hizara conference ara-pahasalamana maimaim-poana ho antsika aty Toamasina indray i Dr Manitra RAKOTOARIVONY.
Te hianatra kilokolo ny fahasalamanao ve ianao?
Tianao ho fantratra ny vokatry ny tsy fitandremana ara-pahasalamana?
Te hahalala ireo aretina mety hitaiza raha tara loatra?
Efa misy aretina mitaiza ka te hahalala ny fototry ny olanao?
Tongava àry ao amin'ny FJKM KRISTY FEHIZORO TANAMBAO V
Alahady 9 Novambra 2025 amin'ny 3ora tolakandro.
Raha te hanao consultation amin'ny Naturopharma kosa ianao dia afaka mandray anao i Dr Manitra ny :
Alatsinainy 10 Nov
Talata 11 Nov maraina
Zoma 14 Nov
Sabotsy 15 Nov
Ao amin'ny Natiora Radio Tanambao V (trano maramara ampitan'ny lavage - bazar centine)
Identifier-o eo amin'ny commentaire eo ilay namana na havanao any Toamasina any.
NaturoPharma - Samy Salama no Tsara.
Infoline: 0383943864

NOVEMBRE BLEU & LEHILAHY ❌❌ DISOTsy voatery azo avy amin'ny fijangajangana ny aretin'ny prostate ☑️☑️ MARINANy fahampian...
03/11/2025

NOVEMBRE BLEU & LEHILAHY

❌❌ DISO
Tsy voatery azo avy amin'ny fijangajangana ny aretin'ny prostate

☑️☑️ MARINA
Ny fahampiana Zinc dia manampy amin'ny fisorohana ny prostatite

💚🇲🇬 NaturoPharma, afaka manampy ireo izay te hitsabo olan'ny taovam-pananahan'ny lehilahy 💪

Samy Salama no Tsara

Bonne semaine à tous
Mirary herinandro mahafinatitra ho anao

Mizara fahalalana hatrany MBA tsy ho bé kibo e! , fa tsy hoe hidiran'ny rivotra akory an...  🙏
26/08/2025

Mizara fahalalana hatrany MBA tsy ho bé kibo e! , fa tsy hoe hidiran'ny rivotra akory an... 🙏

MPITSABO NATUROPHARMA Maro be isika no manontany hoe :⁉️ Ianareo ve manana dokotera mihitsyValiny : ENYIreto avy ny toer...
25/08/2025

MPITSABO NATUROPHARMA

Maro be isika no manontany hoe :

⁉️ Ianareo ve manana dokotera mihitsy

Valiny : ENY

Ireto avy ny toerana afaka handehanantsika raha te handray an-tanana ny fahasalamana isika :

📌 Siège Naturopharma Ambodinisotry : Zoky Andry Mampifaly & Dr Aina
📌 Cabinet Aina Naturopharma : Dr Manitra Rakotoarivony
📌 Naturopharma Tsiazotafo : Mme Lanto Misaina
📌 Naturopharma Sabotsy Namehana : Dr Aina Andiamampionona

🗨️ Inona no tianao hanapa-kevitra ny ho salama anio sa hanenina rahampitso ?

Misokatra Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy (arakaraky ny toerana)

Filan-kevitra 034 13 046 43 na MP

☑️ Vokatra Naturopharma - mitsabo sy hisorohana aretina maro

🏆 Naturopharma - Samy salama no tsara.

💥 'ndao MBA ahay hampiasa atodoha r'ireto fa ambakain'ny biby a! Tsy ny vitsika ihany no 'ndeha hakana LESONA araka izay...
25/08/2025

💥 'ndao MBA ahay hampiasa atodoha r'ireto fa ambakain'ny biby a!
Tsy ny vitsika ihany no 'ndeha hakana LESONA araka izay nolazain'ilay Boky.....

🐙 'ndao haka lesona amin’ny ORITA na "poulpe".

🧠 Manana atidoha lehibe iray izy fa manana karazana atidoha kely isaky ny tanany valo.

🧠 Ny ORITA dia manana rafitra atidoha tena mandroso be lavitra nohon'ny an’olombelona.
"Isika anefa nataon'Andriamanitra ambany kely noho Izy!". Grave bé an!

🧠 Ilay ATIDOHA lehibe no mpandrindra sy manara-maso ny fihetseham-po, ny fahitana, ary mandrindra ny fanapahan-kevitra.

🧠 Misy anefa IREO MPIBAIKO mety mahaleo-tena mitantana tsirairay ny tanany, ka afaka miasa tsy miankina amin’ny atidoha lehibe SAINGY Mahay mifandrindra tsy manohintohina ny hafa.

🧠 Manana neurones manodidina ny 500 tapitrisa izy ka ny 2/3 amin’izy ireo dia any amin’ny tanany avokoa no miasa. Midika izany fa tsy miankina tanteraka amin’ny atidoha lehibe ny tanany, ary afaka manao hetsika maromaro amin’ny fotoana iray.

👉Mahavariana fa afaka manao fihetsika samihafa ny tanany miasa valo amin’ny fotoana iray:
📌 Ny tanana iray mitady sakafo,
📌 Ny tanana iray miaro azy amin'izay loza mety hiseho ,
📌 Ireo tanana hafa mihaza zava-mananaina ohanina,...

💯 Eto no afahana mianatra Ilay leson'ny FITSINJARAM-PAHEFANA sy ny fanomezan-danja ny rafi-pandaminana décentralisé, midika hoe:
🔑 Ny ATIDOHA LEHIBE no mametraka ny paikady.
🔑 Ireo MPIBAIKO ny tanany miandraikitra ny tanana no mamolavola ny fihetsika tsirairay amin’ny antsipiriany.
🔑 Ireo tanana miasa dia miasa tsy miaraka amin'ilay atidoha lehibe fa miasa mirindra miaraka amin'ilay fomba semi-automatique hoy isika.

LESONA:
SAMY MANANA NY ANDRAIKINY ny tsirairay eo amin’ny fiainana: misy zavatra kendrena miaraka amin’ny hafa, misy zavatra kendrena irery. SAINGY Mitaky fifandanjana sy fifanarahana ny fiainana.

VOKANY: Misy fifanampiana tsy manam-paharoa.
Ny orita dia heverina ho isan'ny BIBY manan-tsaina indrindra amin’ny karazam-biby m

Ny orita dia heverina ho isan'ny BIBY manan-tsaina indrindra amin’ny karazam-biby misy...

💥✍️ Ary ianao MBA ahoana?

Dr Manitra Rakotoarivony

TANDREMO SAO DISO SAFIDYHevitra mitohy ....🔑 Raha olona hiatrika asa amin’ny maraina, mila miasa saina, miasa vatana, mi...
30/07/2025

TANDREMO SAO DISO SAFIDY
Hevitra mitohy ....

🔑 Raha olona hiatrika asa amin’ny maraina, mila miasa saina, miasa vatana, miasa tanana: Tsara kokoa ny misakafo maraina.
💥🔥 Fa rehefa tsy misakafo maraina dia:
💣 Miakatra bé Ilay hormona miteraka stress,

🔑 Raha olona mitady hihena hanala tavy sy te hanatsara torimaso sady hanaja ilay "horloge biologique": Tsara kokoa ny tsy misakafo hariva.

💥🔥 SATRIA raha toa ka tsy misakafo hariva dia:

✍️ MIHENA ilay hormona cortisol miteraka stress io,
✍️ Mihena tsikelikely Ilay résistance a l'insuline, izay misoroka ny toe-batana diabetika,
✍️ SAINGY mihena ny angovo avy amin'ny glucose izay tsy miteraka olana akory satria mitombo ny fandorana ireo tavy tsy ilaina azahoana angovo hampiodinana ny fiasan'ireo taova amin'ny alina,
✍️ Mihatsara ny rafitra fandevonan-kanina,
✍️ Manana torimaso milamina sy feno afahan'ny vatana mpitsabo sy manolo ireo sela simba amin'ny taova.

🔑🙏 'zay aloha e!
Misakafohana vao mivoaka ny tranony maraina raha izany. Fa MBA asiàna protéines sy menaka zavamaniry fa tsy vary sy m**o fotsiny.

🚧🔥SAINGY Rahariva no tsy miletra fa manomboka mitady hanina e!

Dr Manitra sakaizan'ny tia FAHASALAMANA IOMBONANA.

Address

Box 13, Axe Supérette à Coté De Poste De Police
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Naturopharma Ampefiloha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Category