29/04/2026
Ny savon noir amin’ny endrika tsotra dia manadio sy manala loto amin’ny hoditra.
Manadio lalina ny hoditra sy ny pores.
Manala menaka be loatra sy loto izay mety miteraka ketrona na tebiteby.
Mampanadio sy mampahazo hoditra malama.
Azo ampiasaina isan andro izy ary tena mety be ho antsika izay misokatra masokoditra ...
Mety ho anireo izay misy Mony , ny tarehy mangidihidy ...
Tsara foana anefa ny manao diagnostic alohany ampiasainao azy ...
Azonao jifaina ato amin'ny I Our Institute 🤗❤️
☎️ 0348100819