19/02/2026
✨COUCOU NAREO MADAME TSARA FANAHY REHETRA✨
💖💖Mitady ny tsiambaratelon'ny hoditra malama sy tanora foana ve ianao? Ity ary ny Super Booster Age Defense avy amin'ny Eliza Jones Laboratories. Vokatra namboarina manokana ho anao izay mitady fahombiazana sy kalitao avo lenta.💖💖
✨Miady amin'ny fahanterana: Noho ny Rétinol 0,5%, mampihena hita maso ny kentrona sy ny mangidihidy amin'ny tava izy.
✨Miaro sy mamelombelona: Ahitana Vitamine E 1% izay manampy amin'ny fanavaozana ny sela sy miaro ny hoditra tsy ho mora simba.
✨Mampamirapiratra malaka: Mora mitsofoka ao anatin'ny hoditra, manome hery sy famirapiratana vao mampiasa azy voalohany ianao.
Manaova komandy dieny izao amin'ny alalan'ny hafatra miafina (MP) na antsoy ny 034 29 900 38
Livraison Tanà Ville 3 000 Ariary