
21/11/2024
Ho an'ireo eny amin'ny Antanimena sy ny manodidina indray, eny amin'ny EKAR no fotoana, ny sabotsy 23 novambra ho avy izao, manomboka amin'ny 8 ora maraina...
Lions club Antananarivo Fairmbona no hiara-hiasa amin'ny Lions Sight First Madagascar amin'io, mba hahafan'ny rehetra mijery maso, mitily katarakta ihany koa.
Maimaimpoana avokoa ny fizahana amin'io andro io, ary mirary dia mirary ny solomaso
"Androany ianao jamba, rahampitso ianao hahiratra"