Manampy Soa

Manampy Soa "Restez ร  la maison,restez en bonne santรฉ"๐Ÿ’•

19/11/2025

Nareo ko nga leoโ˜น๏ธ

โšช Dia leo inona zany nareo๐Ÿ™„

Tandremo tsara izay ampidurina am-bava fa isika ihany manimba antsika๐Ÿ˜Bonne week-end namako aby๐Ÿ˜™
08/11/2025

Tandremo tsara izay ampidurina am-bava fa isika ihany manimba antsika๐Ÿ˜
Bonne week-end namako aby๐Ÿ˜™

20/10/2025

Salama daholo ve eh๐Ÿ˜, sa mbola mandinika raharaha politika๐Ÿ™‰

12/10/2025

๐Ÿ”ด ๐™Ž๐˜ผ๐™†๐˜ผ๐™๐™Š ๐™ข๐™–๐™๐™–๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ง๐™– ๐™ˆ๐™€๐™ˆ๐™Š๐™„๐™๐™€ โš ๏ธ | hanampy anao mba tsy ho mora very tadidy, mila sakafo ny atidoha. Zaraiko anao androany ireo tsara ho fantatra mikasika izany.

โ€ผ๏ธ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ง๐—ข ๐—ก๐—ข ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”๐—›๐—œ๐—ก๐—” :
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Sakafo 3 + Goรปter 2 isanandro
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Rano 2 litra isanandro
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Trondro 2 isakerinandro farafahakeliny
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Huile d'olive ampiasana
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Yaourt, ronono Sรดja, voankazo miloko mena, ary ny noix aza adino (noix de cajou, voanjo).

โŒ Ireto avy ary ireo singa ilain'ny ๐—”๐—ง๐—œ๐——๐—ข๐—›๐—” hampiasa faingana azy sy ireo sakafo mitondra izany :
๐Ÿฅ‘ Zavokร 
๐Ÿฅ  Noix de cajou, Voanjo
๐Ÿฅ˜ Huile d'olive, Huile de colza
๐Ÿฅš Atody akoho gasy
๐ŸŸ Saumon, Sardine, Thon
๐Ÿชน Voam-boatavo maina
๐Ÿฅฌ Anana rehetra, Lรฉgumes maitso
๐Ÿ“ Fraise, Framboise
๐Ÿซ˜ Tsaramaso, Kabaro, Voanjobory, Lentilles
๐Ÿฅฉ Henakisoa (nofony), Henomby (nofony)
๐Ÿ› Atikena
๐Ÿฅ” Ovy
๐Ÿ— Akoho gasy, Taovanโ€™akoho gasy
๐Ÿซ” Sรดja, Ronono sรดja
๐Ÿง€ Produits laitiers (fromage, yaourt)
โœ… ๐™Ž๐˜ผ๐™ˆ๐™„๐˜ผ ๐™ˆ๐™„๐™•๐˜ผ๐™๐˜ผ ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ
___
Source : Dr. Rakotonoel, Cardiologue โค๏ธ

01/10/2025

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Andoniaina Tsiky Miarintsoa, Vaha Nomenjanahary
Tongasoa ianareo๐Ÿ˜

18/09/2025

Coucou๐Ÿ˜Š
Elaela tsy nitafa isika, efa mafana izao ny andro, tsembotsemboka matetika๐Ÿ˜‰, very rano isika amin'iny
โžก Mila misotro rano metetika izany isika,
Ahoana ary no ilazantsika oe 1,5 L ny rano sotroina๐Ÿ˜
Inty misy fomba tsotra ahafantaranao ny fatran'ny rano tokony ho laninao androany ary.

30ml/kg/j izay ilay izy.
Andray ohatra iray ary isika: raha 27kg inao zany tokony ho firy L ny rano mila laninao?
27*30 ml =810ml io izany no tokony ho sotroinao๐Ÿ˜Š

Dia izay sy izay ilay izy ry reto ah๐Ÿ˜‰, mazotoa misotro rano๐Ÿฅ›๐Ÿฅ›

๐Ÿ˜Š
06/09/2025

๐Ÿ˜Š

Eh aza adino, mifarana rahampitso ny fisoratana anarana ry reto ah๐Ÿ˜Š
10/08/2025

Eh aza adino,
mifarana rahampitso ny fisoratana anarana ry reto ah๐Ÿ˜Š

Tsy mitsahatra mizara izay mety hahasoa antsika foana izahay๐Ÿ˜ŠInty indray tsy miditra mp fa tonga dia miantso ilay numero...
02/08/2025

Tsy mitsahatra mizara izay mety hahasoa antsika foana izahay๐Ÿ˜Š
Inty indray tsy miditra mp fa tonga dia miantso ilay numero misoratra eo na manantona eny maka ny andinindininy๐Ÿ˜Š
Mirary soa tompoko

28/07/2025

Tsara mandry oh

21/07/2025

Mirary soa ny zandry rehetra manala fanadinana baccalaurรฉat ๐Ÿ™๐Ÿผ
Manaova mafana
Ny Tompo hanolotsaina๐Ÿ˜Š

BonjourAndao hianatra hisakafo mba hanatsara ny vatana eh, sady maha ela velona izany no mahasalama eh๐Ÿ˜sary indrana๐Ÿ˜Š
19/07/2025

Bonjour
Andao hianatra hisakafo mba hanatsara ny vatana eh, sady maha ela velona izany no mahasalama eh๐Ÿ˜
sary indrana๐Ÿ˜Š

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manampy Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category