Soins Infirmiers à domicile antananarivo

Soins Infirmiers à domicile antananarivo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soins Infirmiers à domicile antananarivo, Medical Center, Ambohibao.

21/03/2023

Mitohy hatrany ny tolotra " soins infirmiers à domicile "
☎️034 35 661 47 - 032 59 499 84

19/02/2023

👉0343566147 na 0325949984 no antsoina raha mila ny service nay

17/01/2023

Tratriny taona 2023 daholo isika
Mitohy hatrany ny tolotra " soins infirmiers à domicile" ho fanapina izay mila izany

Aza misalasala miantso
034 35 661 47

08/12/2022

Namorona ity sonde optique manana endrika stylo ity ny Dr Rasata Ravelo Andriamparany ahafahana mizaha ny selan'ny homamiadana ao anatin'ny vatan'ny olona mararin'ny homamiadan'ny nono. Nantsoiny hoe maso fahatelon'ny mpandidy izy ity ary hanampy betsaka ireo mpitsabo. Tao anatin'ny 8 taona no nanaovany fikarohana tany Europe momba ny homamiadan'ny nono no nahazoany ity vokatra ity.

Rédaction©️Chasse-info

Ndao ho resana ndray ary ny hypotension Mirary tontolo andro mafinaritra ho atsika ☺️
06/11/2022

Ndao ho resana ndray ary ny hypotension
Mirary tontolo andro mafinaritra ho atsika ☺️

28/08/2022

Faly miarahaba antsika indray mpanaraka ny pejy😊
Aza adino ary fa mitohy atrany ny tolotra omenay anareo izay manana havana ao anatiny tsy fahasalamana toy ny "garde à domicile" na any "centre hospitalier"
Tel : 034 35 661 47

02/06/2022

Les symptômes de l' appendicite

24/05/2022

Miarahaba o😊!
Misy antrany ny tolotra eto Soins Infirmiers à Domicile Tsiresy ho fanapina antsika izay manana fianakavina tsy salama

Aza misalasala miantso na madefa hafatra miafina 😊

AVC
24/05/2022

AVC

17/05/2022

Soins Infirmiers à domicile Tsiresy
Disponible pour vos soins
0343566147/0325009676

10/03/2022

Disponible chez SOINS INFIRMIERS À DOMICILE TSIRESY ANTANANARIVO

🦯 TEST GLYCÉMIE À DOMICILE
🦯 BANDELETTE URINAIRE À DOMICILE
Contact: 0343566147/0325949984

Address

Ambohibao

Telephone

+261343566147

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soins Infirmiers à domicile antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Soins Infirmiers à domicile antananarivo:

Share

Category