Hôpital d'Ankorahotra

Hôpital d'Ankorahotra Clinique chirurgicale Services des urgences et dentisterie

Boost
16/01/2022

Boost

09/01/2022

✅ ⚠️⛔...rehefa manana marary dia tsara ny mahafantatra hoe aiza no haleha, mba tsy ho very fotoana.

⭕ ⭐no haleha raha misy olana amin'ny resaka sofina, na tenda, na o***a, na fanina lava

⭕ ⭐raha resaka nify sy ativava

⭕ ⭐raha voadona sy maratra loha sy ny hazondamosina, na mihangeza be ny lohan'ny zazakely (hydrocéphalie)

⭕ ⭐raha aretimaso, na hijery maso

⭕ ⭐raha resaka fahasemporana, na kohaka, na mandrehoka lava

⭕ ⭐raha mifanintona, na malemy ny ilambatana

⭕ ⭐raha resaka zavamahadomelina, na fahaverezantsaina, na fahadalana

⭕ ⭐raha resaka tension avo, na marary tratra, na mora sempotra sy mivonto tongotra

⭕ ⭐raha tazo, na VIH, na aretiny firaisana, na mafana hoditra

⭕ ⭐raha heritreretina hoe homamiadana ilay aretina

⭕ ⭐raha misy mony, na marary ny hoditra

⭕ ⭐raha diabeta, na matavy loatra

⭕ ⭐raha mivontovonto ny endrika, na marary ny voa

⭕ ⭐raha misy olana prostate, na misy vato ny lalany pipy

⭕ ⭐raha aretiny zaza latsaky ny 18 taona

⭕ ⭐raha marary vavony, na tsinay, na marary aty

⭕ ⭐raha misy voina tampoka (HJRA raha mila fandidiana, BEFELA raha tsy mila fandidiana)

⭕ ⭐raha tapaka, na mila fandidiana (tratra, vavony, tsinay, aty, lalandrà, appendicite, zazakely, lalandrà, prostate, voa, loha, azondamosina, maso)

⭕ ⭐raha bevoka, na misy pertes, na hiteraka
__________________________________

✅ZARAO ( ) FA MARO NO TSY MAHALALA 🙏🙏🙏
__________________________________

✅Raha mila FANAZAVANA FANAMPINY dia tsindrio ny Lien :
https://www.facebook.com/359300651382468/posts/847392952573233/

Inona no vaovao dokotera

Gratuit
30/12/2021

Gratuit

29/12/2021
Le vaccin vous protege
07/12/2021

Le vaccin vous protege

Izay vita vaksiny voaharo @ aretina
01/12/2021

Izay vita vaksiny voaharo @ aretina

Bon appétit tout le monde
01/07/2021

Bon appétit tout le monde

Address

Ankorahotra ( Ex Hotel Le Rubis)
Antananarivo

Telephone

+261340700609

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hôpital d'Ankorahotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram