Fédération Malagasy de Basket Ball

Fédération Malagasy de Basket Ball Bienvenue sur la page officielle de la Fédération Malagasy de Basket Ball

Fandraisana an'i Sambatrarimiora mpilalao nandrafitra ny Ankoay 3x3 zanak'i Fandriana.
17/01/2026

Fandraisana an'i Sambatrarimiora mpilalao nandrafitra ny Ankoay 3x3 zanak'i Fandriana.

17/01/2026

Fitsenana an’i Sa Sambatra mpilalaon’ny Ankoay 3x3 - Tompon-dakan’i Afrika 2025 eto @ Distrikan’i FANDRIANA

Fanomezam-boninahitra an’i 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑨𝑹𝑰𝑽𝑬𝑳𝑶 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅, na 𝑹𝙖𝒕𝙖𝒇𝙞𝒂 sady fankaherezana ny ankohonany sy ny fianakaviany ary S.O....
13/01/2026

Fanomezam-boninahitra an’i 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑨𝑹𝑰𝑽𝑬𝑳𝑶 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅, na 𝑹𝙖𝒕𝙖𝒇𝙞𝒂 sady fankaherezana ny ankohonany sy ny fianakaviany ary S.O.E basketball tao amin’ny 𝗞𝗶𝗮𝗻𝗷𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗳𝗼 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮.

Misaotra tamin’ izay nomenao ho an’ny Baskety malagasy 🏀🤝🇲🇬

Mandria am-piadanana ra-Edy

Fédération Malagasy de Basket Ball

pic by STADE OLYMPIQUE DE L’EMYRNE | AVAHY Services

Hiara-hanome Voninahitra an’i 𝑹𝙖𝒕𝙖𝒇𝙞𝒂 ato amin’ny 𝗞𝗶𝗮𝗻𝗷𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗳𝗼 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 isika 𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤𝙖𝙣𝙮. Hiara-hiaritory farany manolo...
13/01/2026

Hiara-hanome Voninahitra an’i 𝑹𝙖𝒕𝙖𝒇𝙞𝒂 ato amin’ny 𝗞𝗶𝗮𝗻𝗷𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗳𝗼 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 isika 𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤𝙖𝙣𝙮.
Hiara-hiaritory farany manoloana ny vata-mangatsiakan’i 𝑹𝙖𝒕𝙖𝒇𝙞𝒂 isika 𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤𝙖𝙣𝙮, hiara-hanao veloma farany an’ny 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒛𝒂𝒕𝒓𝒂
𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑨𝑹𝑰𝑽𝑬𝑳𝑶 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅, na 𝑹𝙖𝒕𝙖𝒇𝙞𝒂 isika
Ny 𝙏𝙖𝙡𝙖𝙩𝙖 13 sy 𝘼𝙡𝙖𝙧𝙤𝙗𝙞𝙖 14 janoary 2026
***********************************************
Hifanotrona amin’ireo ankohonany, sy ny fianakaviany isika eto anivon’ny tontolon’ny Basketball malagasy.

Tolorana fisaorana ny fifanomezan-tanana tamin’ny fanomanana sy fikarakarana rehetra :
Ministère de la Jeunesse et des Sports
CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo
Ligue Analamanga
STADE OLYMPIQUE DE L’EMYRNE S.O.E basketball

𝗙𝗔𝗡𝗗𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 ao amin’ny Kianja mitafo
▪️Talata 13 janoary 2026
amin’ny 2 ora tolakandro : 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚𝐯𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐑𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚
manomboka amin’ny 9 ora alina : 𝐅𝐢𝐚𝐫𝐞𝐭𝐚𝐧-𝐭𝐨𝐫𝐲
▪️Alarobia 14 janoary 2026
𝐅𝐚𝐧𝐝𝐞𝐯𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚

𝗣𝗔𝗥𝗞𝗜𝗡𝗚
P2 ( eo ampitan’ny Kolejy Ste famille Mahamasina)

𝑀𝑖𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑙𝑎𝑧𝑎̀

Hoentina omem-boninahitra ao amin’ny 𝗞𝗶𝗮𝗻𝗷𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗳𝗼 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 ny vata-mangatsiakan’ny 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒛𝒂𝒕𝒓𝒂, 𝑹𝒂𝒚 𝒂𝒎𝒂𝒏𝒅𝒓𝒆𝒏𝒚        𝑹...
12/01/2026

Hoentina omem-boninahitra ao amin’ny 𝗞𝗶𝗮𝗻𝗷𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗳𝗼 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 ny vata-mangatsiakan’ny 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒛𝒂𝒕𝒓𝒂, 𝑹𝒂𝒚 𝒂𝒎𝒂𝒏𝒅𝒓𝒆𝒏𝒚
𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑨𝑹𝑰𝑽𝑬𝑳𝑶 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅, na 𝑹𝙖𝒕𝙖𝒇𝙞𝒂
Ny 𝙏𝙖𝙡𝙖𝙩𝙖 13 sy 𝘼𝙡𝙖𝙧𝙤𝙗𝙞𝙖 14 janoary 2026
***********************************************
Hifanotrona amin’ireo ankohonany, sy ny fianakaviany isika eto anivon’ny tontolon’ny Basketball malagasy.

Tolorana fisaorana ny fifanomezan-tanana tamin’ny fanomanana sy fikarakarana rehetra :
Ministère de la Jeunesse et des Sports
CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo
Ligue Analamanga
STADE OLYMPIQUE DE L’EMYRNE S.O.E basketball

𝗙𝗔𝗡𝗗𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 ao amin’ny Kianja mitafo
▪️Talata 13 janoary 2026
amin’ny 2 ora tolakandro : 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚𝐯𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐑𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚
manomboka amin’ny 9 ora alina : 𝐅𝐢𝐚𝐫𝐞𝐭𝐚𝐧-𝐭𝐨𝐫𝐲
▪️Alarobia 14 janoary 2026
𝐅𝐚𝐧𝐝𝐞𝐯𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚

𝗣𝗔𝗥𝗞𝗜𝗡𝗚
P2 ( eo ampitan’ny Kolejy Ste famille Mahamasina)

𝑀𝑖𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑙𝑎𝑧𝑎̀

𝑹𝙖𝒕𝙖𝒇𝙞𝒂, Ray amandreny, Mpampianatra, Mpanabe, ary indrindra 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒛𝒂𝒕𝒓𝒂.Maloka ny tontolon’ny Basketball malagasy fa nan...
11/01/2026

𝑹𝙖𝒕𝙖𝒇𝙞𝒂, Ray amandreny, Mpampianatra, Mpanabe, ary indrindra 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒛𝒂𝒕𝒓𝒂.

Maloka ny tontolon’ny Basketball malagasy fa nandao antsika androany, teo amin’ny faha 96 taonany 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑨𝑹𝑰𝑽𝑬𝑳𝑶 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅, na 𝑹𝙖𝒕𝙖𝒇𝙞𝒂 hoy isika.
𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒛𝒂𝒕𝒓𝒂 nandritra ny fotoana lava teo anivon’ny taranja Basketball.

Nandalo ireo vanim-potoana maro tamin’ny tantaran’ny Basketball malagasy i 𝑹𝙖𝒕𝙖𝒇𝙞𝒂, ka antony nanoloran’ny Gazety Midi Madagasikara azy ny 𝘼𝙢𝙗𝙤𝙖𝙧𝙖 𝙛𝙖𝙣𝙠𝙖𝙨𝙞𝙩𝙧𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙠𝙖𝙣𝙖 ( Trophée de mérite) tamin’ny taona 2018 teo amin’ny faha 87 taonany, noho ireo asa marobe nataony ho an’ity taranja ity, eny mandrak’izao izy nodimandry izao.
Niara-nanome voninahitra azy ihany koa ny fianakaviamben’ny Basketball ny taona 2025 ho fankalazana ny faha 95 taonany.

Ny Klioba 𝗦𝗢𝗘 - Stade Olympique de l’Emyrne na 𝗠𝗲𝗻𝗮𝘃𝗮𝗹𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 no tena ankohonana nisy azy teo amin’ny sehatry ny Basketball, saingy saika efa nandalo ny 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘣𝘦𝘢𝘻𝘢𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘧𝘢𝘮𝘱𝘪𝘢𝘯𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 avy aminy kosa ny mpilalao kalaza maro nandritra izay vanim-potoana an-polotaona maro nilomanosany teo amin’ity taranja ity izay.

Ny Filohan’ny Federasiona Malagasy Basketball RAMAROSON Jean Michel, sy ny mpikambana eo anivon’ny FMBB manontolo dia miondrika am-panajana manoloana ny fodiamandrin’izao Ray amandreny lehiben’ny Basketball malagasy izao.
Miara-ory amin’ny ankohonany sy ny fianakavianany, ny Klioba SOE, ary mitondra ny teny fankaherezana.

Misaotra tamin’izay rehetra nomenao ho an’ny Basketball,
Mandria am-piadanana 𝑹𝙖𝒕𝙖𝒇𝙞𝒂🤝

Une étoile s’est éteinte,
Ramose 𝑹𝙖𝒕𝙖𝒇𝙞𝒂 quitte le terrain de jeu pour de bon, et il nous laisse seuls sur le banc de remplacement.

Reposez en paix Ramose 🫡🏀

Permettez nous de rendre hommage ce grand Monsieur du Basketball malagasy, par cet émouvant article du journaliste 𝘋𝘰𝘯𝘯𝘦́ 𝘙𝘢𝘩𝘦𝘳𝘪𝘯𝘫𝘢𝘵𝘰𝘷𝘰.Article journal publié par l’Express de Madagascar le 27 mars 2025.

𝑈𝑛𝑒 𝑎𝑟𝑐ℎ𝑖𝑣𝑒 𝑣𝑖𝑣𝑎𝑛𝑡𝑒. 𝑅𝑎𝑡𝑎𝑓𝑖𝑎, 𝑑𝑒 𝑠𝑜𝑛 𝑣𝑟𝑎𝑖 𝑛𝑜𝑚 𝐸𝑑𝑚𝑜𝑛𝑑 𝑅𝑎𝑘𝑜𝑡𝑜𝑎𝑟𝑖𝑣𝑒𝑙𝑜, 𝑒𝑠𝑡 𝑒𝑛𝑐𝑜𝑟𝑒 𝑢𝑛 ℎ𝑜𝑚𝑚𝑒 𝑞𝑢𝑖 𝑡𝑖𝑒𝑛𝑡 𝑑𝑒𝑏𝑜𝑢𝑡 𝑡𝑜𝑢𝑡 𝑠𝑒𝑢𝑙. 𝐸𝑛 𝑝𝑙𝑒𝑖𝑛𝑒 𝑓𝑜𝑟𝑚𝑒 𝑒𝑡 𝑒𝑛 𝑝𝑙𝑒𝑖𝑛𝑒 𝑝𝑟𝑒́𝑝𝑎𝑟𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑠𝑒𝑠 95 𝑎𝑛𝑛𝑒́𝑒𝑠 𝑑’𝑒𝑥𝑖𝑠𝑡𝑒𝑛𝑐𝑒, 𝑖𝑙 𝑛𝑜𝑢𝑠 𝑎 𝑟𝑒𝑐̧𝑢𝑠 𝑎̀ 𝑠𝑜𝑛 𝑑𝑜𝑚𝑖𝑐𝑖𝑙𝑒 𝑎̀ 𝐴𝑚𝑏𝑜𝑎𝑠𝑎𝑟𝑖𝑘𝑒𝑙𝑦, 𝑝𝑟𝑒̀𝑠 𝑑’𝐴𝑛𝑡𝑠𝑎ℎ𝑎𝑣𝑜𝑙𝑎, 𝑚𝑎𝑟𝑑𝑖 𝑒𝑛 𝑟𝑎𝑐𝑜𝑛𝑡𝑎𝑛𝑡 𝑠𝑒𝑠 𝑑𝑒́𝑏𝑢𝑡𝑠, 𝑠𝑎 𝑣𝑖𝑒 𝑑𝑒 𝑗𝑜𝑢𝑒𝑢𝑟 𝑒𝑡 𝑠𝑎 𝑐𝑎𝑟𝑟𝑖𝑒̀𝑟𝑒 𝑑’𝑒𝑛𝑡𝑟𝑎𝑖̂𝑛𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒 𝑏𝑎𝑠𝑘𝑒𝑡𝑏𝑎𝑙𝑙.

𝑅𝑎𝑡𝑎𝑓𝑖𝑎 𝑒𝑠𝑡 𝑛𝑒́ 𝑙𝑒 25 𝑚𝑎𝑟𝑠 1930 𝑒𝑡 𝑖𝑙 𝑣𝑎 𝑜𝑢𝑣𝑟𝑖𝑟 𝑣𝑒𝑛𝑑𝑟𝑒𝑑𝑖 𝑝𝑟𝑜𝑐ℎ𝑎𝑖𝑛, 𝑝𝑎𝑟 𝑢𝑛𝑒 𝑝𝑟𝑖𝑒̀𝑟𝑒 𝑎̀ 𝑙’𝑒́𝑔𝑙𝑖𝑠𝑒 𝐹𝐽𝐾𝑀 𝑑’𝐴𝑚𝑏𝑜𝑎𝑠𝑎𝑟𝑖𝑘𝑒𝑙𝑦, 𝑙𝑒 𝑑𝑒́𝑏𝑢𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝑐𝑒́𝑙𝑒́𝑏𝑟𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑠𝑒𝑠 𝑞𝑢𝑎𝑡𝑟𝑒-𝑣𝑖𝑛𝑔𝑡-𝑞𝑢𝑖𝑛𝑧𝑒 𝑎𝑛𝑠, 𝑒𝑛𝑡𝑜𝑢𝑟𝑒́ 𝑑𝑒 𝑠𝑎 𝑓𝑎𝑚𝑖𝑙𝑙𝑒 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑠𝑜𝑛 𝑐𝑙𝑢𝑏 𝑑𝑒 𝑐œ𝑢𝑟, 𝑙𝑒 𝑆𝑡𝑎𝑑𝑒 𝑂𝑙𝑦𝑚𝑝𝑖𝑞𝑢𝑒 𝑑𝑒 𝑙’𝐸𝑚𝑦𝑟𝑛𝑒 (𝑆𝑂𝐸).

𝑅𝑎𝑡𝑎𝑓𝑖𝑎, 𝑎𝑛𝑐𝑖𝑒𝑛 𝑒𝑛𝑡𝑟𝑎𝑖̂𝑛𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒 𝑏𝑎𝑠𝑘𝑒𝑡𝑏𝑎𝑙𝑙 𝑎𝑢 𝑠𝑒𝑖𝑛 𝑑𝑢 𝑆𝑂𝐸, 𝑒𝑠𝑡 𝑢𝑛 𝑝ℎ𝑒́𝑛𝑜𝑚𝑒̀𝑛𝑒 𝑞𝑢𝑖 𝑝𝑎𝑠𝑠𝑖𝑜𝑛𝑛𝑒 𝑒𝑡 𝑞𝑢𝑖 𝑎𝑖𝑚𝑒 𝑝𝑎𝑟𝑡𝑎𝑔𝑒𝑟 𝑠𝑜𝑛 𝑣𝑒́𝑐𝑢, 𝑠𝑒𝑠 𝑒𝑥𝑝𝑒́𝑟𝑖𝑒𝑛𝑐𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑠𝑜𝑛 𝑝𝑜𝑖𝑛𝑡 𝑑𝑒 𝑣𝑢𝑒 𝑠𝑢𝑟 𝑙𝑒 𝑏𝑎𝑠𝑘𝑒𝑡𝑏𝑎𝑙𝑙 𝑚𝑎𝑙𝑔𝑎𝑐ℎ𝑒 𝑎𝑐𝑡𝑢𝑒𝑙.

« 𝑀𝑜𝑛 𝑝𝑙𝑢𝑠 𝑏𝑒𝑎𝑢 𝑠𝑜𝑢𝑣𝑒𝑛𝑖𝑟 𝑎 𝑒́𝑡𝑒́ 𝑛𝑜𝑡𝑟𝑒 𝑣𝑖𝑐𝑡𝑜𝑖𝑟𝑒 𝑐𝑜𝑛𝑡𝑟𝑒 𝑙𝑎 𝑟𝑒𝑑𝑜𝑢𝑡𝑎𝑏𝑙𝑒 𝑒́𝑞𝑢𝑖𝑝𝑒 𝑑𝑒 𝑆𝑜𝑡𝑒𝑚𝑎 𝑑𝑎𝑛𝑠 𝑢𝑛 𝑚𝑎𝑡𝑐ℎ 𝑡𝑟𝑖𝑎𝑛𝑔𝑢𝑙𝑎𝑖𝑟𝑒. 𝐿𝑒𝑠 𝑑𝑒𝑢𝑥 𝑒́𝑞𝑢𝑖𝑝𝑒𝑠 𝑞𝑢𝑖 𝑜𝑛𝑡 𝑡𝑜𝑡𝑎𝑙𝑖𝑠𝑒́ 𝑙𝑒 𝑝𝑙𝑢𝑠 𝑑𝑒 𝑣𝑖𝑐𝑡𝑜𝑖𝑟𝑒𝑠 𝑗𝑜𝑢𝑎𝑖𝑒𝑛𝑡 𝑙𝑎 𝑓𝑖𝑛𝑎𝑙𝑒. 𝐴𝑢 𝑝𝑟𝑒𝑚𝑖𝑒𝑟 𝑚𝑎𝑡𝑐ℎ, 𝑛𝑜𝑢𝑠 𝑎𝑣𝑜𝑛𝑠 𝑒́𝑡𝑒́ 𝑏𝑎𝑡𝑡𝑢𝑠 𝑝𝑎𝑟 𝑆𝑜𝑡𝑒𝑚𝑎. 𝐸𝑛 𝑓𝑖𝑛𝑎𝑙𝑒, 𝑒𝑙𝑙𝑒 𝑎 𝑒́𝑡𝑒́ 𝑑𝑜𝑛𝑛𝑒́𝑒 𝑓𝑎𝑣𝑜𝑟𝑖𝑡𝑒, 𝑚𝑎𝑖𝑠 𝑐𝑜𝑛𝑡𝑟𝑒 𝑡𝑜𝑢𝑡𝑒 𝑎𝑡𝑡𝑒𝑛𝑡𝑒, 𝑛𝑜𝑢𝑠 𝑎𝑣𝑜𝑛𝑠 𝑠𝑢𝑟𝑐𝑙𝑎𝑠𝑠𝑒́ 𝑙’𝑒́𝑞𝑢𝑖𝑝𝑒 𝑓𝑎𝑣𝑜𝑟𝑖𝑡𝑒. 𝐴̀ 𝑝𝑎𝑟𝑡𝑖𝑟 𝑑𝑒 𝑙𝑎̀, 𝑙𝑒 𝑆𝑡𝑎𝑑𝑒 𝑂𝑙𝑦𝑚𝑝𝑖𝑞𝑢𝑒 𝑑𝑒 𝑙’𝐸𝑚𝑦𝑟𝑛𝑒 𝑎 𝑟𝑒́𝑔𝑛𝑒́ 𝑠𝑢𝑟 𝑙𝑒 𝑏𝑎𝑠𝑘𝑒𝑡𝑏𝑎𝑙𝑙 𝑚𝑎𝑙𝑔𝑎𝑐ℎ𝑒 », 𝑐𝑜𝑛𝑓𝑖𝑒 𝐸𝑑𝑚𝑜𝑛𝑑 𝑅𝑎𝑘𝑜𝑡𝑜𝑎𝑟𝑖𝑣𝑒𝑙𝑜.

𝑀𝑎𝑙𝑔𝑟𝑒́ 𝑙𝑒 𝑝𝑜𝑖𝑑𝑠 𝑑𝑒 𝑙’𝑎̂𝑔𝑒, 𝑅𝑎𝑡𝑎𝑓𝑖𝑎 𝑡𝑟𝑜𝑢𝑣𝑒 𝑒𝑛𝑐𝑜𝑟𝑒 𝑙𝑒𝑠 𝑚𝑜𝑦𝑒𝑛𝑠 𝑑’𝑖𝑛𝑐𝑢𝑙𝑞𝑢𝑒𝑟 𝑙𝑒𝑠 𝑓𝑜𝑛𝑑𝑎𝑚𝑒𝑛𝑡𝑎𝑢𝑥 𝑎̀ 𝑐𝑒𝑢𝑥 𝑞𝑢𝑖 𝑙𝑒 𝑐𝑟𝑜𝑖𝑠𝑒𝑛𝑡 : 𝑗𝑜𝑢𝑒𝑢𝑟𝑠, 𝑗𝑜𝑢𝑒𝑢𝑠𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑐𝑜𝑎𝑐ℎ𝑠.

𝑈𝑛 𝑠𝑒𝑢𝑙 𝑐ℎ𝑒𝑣𝑎𝑙𝑖𝑒𝑟 𝑑𝑒 𝑚𝑒́𝑟𝑖𝑡𝑒 𝑠𝑝𝑜𝑟𝑡𝑖𝑓
𝐸𝑑𝑚𝑜𝑛𝑑 𝑅𝑎𝑘𝑜𝑡𝑜𝑎𝑟𝑖𝑣𝑒𝑙𝑜 𝑎 𝑒́𝑡𝑒́ 𝑢𝑛 𝑒𝑛𝑡𝑟𝑎𝑖̂𝑛𝑒𝑢𝑟 𝑡𝑟𝑒̀𝑠 𝑟𝑒𝑠𝑝𝑒𝑐𝑡𝑒́ 𝑒𝑡 𝑎 𝑝𝑜𝑟𝑡𝑒́ 𝑡𝑟𝑒̀𝑠 ℎ𝑎𝑢𝑡 𝑙𝑒 𝑏𝑎𝑠𝑘𝑒𝑡𝑏𝑎𝑙𝑙 𝑚𝑎𝑙𝑔𝑎𝑐ℎ𝑒, 𝑐𝑜𝑚𝑚𝑒 𝑙’𝑒́𝑞𝑢𝑖𝑝𝑒 𝑛𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛𝑎𝑙𝑒 𝑓𝑒́𝑚𝑖𝑛𝑖𝑛𝑒, 𝑡𝑜𝑢𝑟 𝑎̀ 𝑡𝑜𝑢𝑟 𝑎𝑢𝑥 𝐽𝑒𝑢𝑥 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐹𝑟𝑎𝑛𝑐𝑜𝑝ℎ𝑜𝑛𝑖𝑒 𝑎𝑢 𝑀𝑎𝑟𝑜𝑐, 𝑎𝑢𝑥 𝐽𝑒𝑢𝑥 𝑑𝑒𝑠 𝑖̂𝑙𝑒𝑠 𝑎̀ 𝑀𝑎𝑢𝑟𝑖𝑐𝑒 𝑒𝑛 1985, 𝑙𝑜𝑟𝑠 𝑑’𝑢𝑛𝑒 𝑡𝑜𝑢𝑟𝑛𝑒́𝑒 𝑒𝑛 𝐶ℎ𝑖𝑛𝑒, 𝑚𝑎𝑖𝑠 𝑒́𝑔𝑎𝑙𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑎𝑢𝑥 𝑐ℎ𝑎𝑚𝑝𝑖𝑜𝑛𝑛𝑎𝑡𝑠 𝑑’𝐴𝑓𝑟𝑖𝑞𝑢𝑒 𝑎̀ 𝐷𝑎𝑘𝑎𝑟.

𝑃𝑎𝑟 𝑟𝑎𝑝𝑝𝑜𝑟𝑡 𝑎̀ 𝑐𝑒 𝑞𝑢’𝑖𝑙 𝑎 𝑑𝑜𝑛𝑛𝑒́, 𝑖𝑙 𝑛’𝑎 𝑔𝑎𝑔𝑛𝑒́ 𝑗𝑢𝑠𝑞𝑢’𝑎̀ 𝑐𝑒 𝑗𝑜𝑢𝑟 𝑐𝑜𝑚𝑚𝑒 𝑠𝑒𝑢𝑙𝑒 𝑟𝑒́𝑐𝑜𝑚𝑝𝑒𝑛𝑠𝑒 𝑞𝑢’𝑢𝑛𝑒 𝑚𝑒́𝑑𝑎𝑖𝑙𝑙𝑒 𝑑𝑒 𝐶ℎ𝑒𝑣𝑎𝑙𝑖𝑒𝑟 𝑑𝑢 𝑚𝑒́𝑟𝑖𝑡𝑒 𝑠𝑝𝑜𝑟𝑡𝑖𝑓 𝑑𝑒 𝑙’𝑒̀𝑟𝑒 𝑅𝑎𝑡𝑠𝑖𝑟𝑎𝑘𝑎, 𝑟𝑒𝑚𝑖𝑠𝑒 𝑒𝑛 𝑚𝑎𝑖𝑛 𝑝𝑟𝑜𝑝𝑟𝑒 𝑝𝑎𝑟 𝑙𝑒 𝑃𝑟𝑒𝑚𝑖𝑒𝑟 𝑚𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑙’𝑒́𝑝𝑜𝑞𝑢𝑒, 𝑃𝑎𝑠𝑐𝑎𝑙 𝑅𝑎𝑘𝑜𝑡𝑜𝑚𝑎𝑣𝑜.

𝐸𝑛 𝑙’𝑒́𝑐𝑜𝑢𝑡𝑎𝑛𝑡, 𝑙𝑒 𝑡𝑒𝑚𝑝𝑠 𝑛’𝑎𝑣𝑎𝑖𝑡 𝑝𝑎𝑠 𝑑’𝑒𝑚𝑝𝑟𝑖𝑠𝑒 𝑠𝑢𝑟 𝑠𝑎 𝑚𝑒́𝑚𝑜𝑖𝑟𝑒 𝑡𝑟𝑢𝑓𝑓𝑒́𝑒 𝑑𝑒 𝑏𝑜𝑛𝑛𝑒𝑠 𝑐ℎ𝑜𝑠𝑒𝑠...

𝗟𝗶𝗴𝗶𝗺-𝗽𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 Basketball miisa 𝟭𝟲 no nahavita ny fifidianana ny Filohany araka ny tetiandro nofaritan’ny Federasiona Mal...
05/01/2026

𝗟𝗶𝗴𝗶𝗺-𝗽𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 Basketball miisa 𝟭𝟲 no nahavita ny fifidianana ny Filohany araka ny tetiandro nofaritan’ny Federasiona Malagasy Basketball 𝗙𝗠𝗕𝗕.

Indro ampahafantarina antsika sady arahabaintsika ireo 𝑭𝒊𝒍𝒐𝒉𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑳𝒊𝒈𝒚 voafidy isam-paritra :

1➡️RANDRIANANTENAINA Adolphe - Ligy Vakinakaratra
2➡️RANDRIAMIHAINGO Jean Jacques - Ligy SAVA
3➡️RATOVONJANAHARY Haingo Mampionona -Ligy Analamanga
4➡️ SOLONAIKO Princy Dominique - Ligy Androy
5➡️RAMAROSAHANINA Fréjus - Ligy Diana
6➡️RATSIMAHOLISON Gerald - Ligy Fitovinagny
7➡️RAZA Mahomade Taky - Ligy SOFIA
8➡️GIRALD Léonce - Ligy Betsiboka
9➡️ RAZAFINDRAKOTO Jimmy Gouges - Ligy Analanjirofo
10➡️RAZAFIMANDIMY Hantanirina Quitonica - Ligy Ihorombe
11➡️RATSIMBAHARISON Claudio Robin Aimé - Ligy Vatovavy
12➡️ RAZAFINDRAKOTO Zakanaivo Radoniaina - Ligy Bongolava
13➡️RABARIVELOARIJAONA Lovarinasy Maminandrasana - Ligy Matsiatra Ambony
14➡️RABENARIVO Fenolaza - Ligy Amoron'i Mania
15➡️RAZAFIMAHERY Rafamantanantsoa Hajanirina - Ligy Alaotra Mangoro
16➡️RAKOTOARY Mialy Harimino Letitia - Ligy Menabe

🏀Hampahafantarin’ny Federasiona tsy ho ela kosa ny 𝒕𝒆𝒕𝒊𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒇𝒂𝒓𝒂𝒏𝒚 ho an’ireo Ligim-paritra miisa enina (𝟬𝟲) tsy mbola nahatontosa ny Fifidianana.

Arahabaina isika Mahombiaza hatrany
01/01/2026

Arahabaina isika
Mahombiaza hatrany

Ny 24 Septambra teo no nahazo fankatoavana teo anivon’ny fivoriamben’ny Federasiona Malagasy Basketball tarihin’ny Filoh...
28/12/2025

Ny 24 Septambra teo no nahazo fankatoavana teo anivon’ny fivoriamben’ny Federasiona Malagasy Basketball tarihin’ny Filohany RAMAROSON Jean Michel ny fanohanana ara-pitaovana ny 𝗟𝗶𝗴𝗶𝗺-𝗽𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗺𝗼 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 rehefa nahafeno ireo fepetra teknika manaraka ny programan’asa fanohanana ireo ligim-paritra tsirairay ho fampiroboroboana ny taranja basketball manerana ny Nosy ny tetikasa naroson’ny Filohan’ny Ligy PARAINA Joachim.

Taorian’ny ligy Boeny sy Analanjirofo, dia tontosa ihany koa ankehitriny ny fampisitrahana 𝐬𝐨𝐥𝐚𝐢𝐭𝐫𝐚𝐛𝐞 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 ao 𝐅𝐚𝐫𝐚𝐟𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 entina mantanteraka ireo fifaninanana karakarain’ny 𝗟𝗶𝗴𝗶𝗺-𝗽𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗺𝗼 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 sy ireo ratsa-mangaika miankina aminy.

Mpiara-miasa amin’ny fanatanterahana izao programan’asa fampitaovana ireo ligim-paritra ireo izao ny Yas Madagascar izay mpanohana voalohany ny Fédération Malagasy de Basket Ball .

𝗙𝗔𝗡𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗕𝗜𝗧𝗥𝗘𝗦| Mahajanga Taorian’ny fiofanana tany Tunis, Tonizia ny 30 Oktobra lasa teo, dia nanao fizarana haiza...
28/12/2025

𝗙𝗔𝗡𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗕𝗜𝗧𝗥𝗘𝗦| Mahajanga

Taorian’ny fiofanana tany Tunis, Tonizia ny 30 Oktobra lasa teo, dia nanao fizarana haizatra sy nitarika fiofanana (Clinic) ho an’ireo 𝐌𝐩𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨 𝐁𝐚𝐬𝐤𝐞𝐭𝐲 eo anivon’ny DRA Mahajanga ny 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐩𝐢𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐩𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 (Instructeur arbitre) MAMINIAINA Sylvain Pierrot ny 27 sy 28 Desambra 2025 tao amin’ny Kianja mitafo Ampisikina Mahajanga.

Fédération Malagasy de Basket Ball
Ligue Régionale de basket ball Boeny
'

Address

67ha Sud 4eme Etage Immeuble TELMA SHOP
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 12:00
Tuesday 06:00 - 12:00
Wednesday 06:00 - 12:00
Thursday 06:00 - 12:00
Friday 06:00 - 12:00
Saturday 06:00 - 12:00
Sunday 00:00 - 22:55

Telephone

+261340710828

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fédération Malagasy de Basket Ball posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Fédération Malagasy de Basket Ball:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram